Taft' Chou baby care

Taft' Chou baby care Atelier de Confection des fournitures bebes

17/06/2023

Anxiété . Angoisse . Peur . PSYCHOLOGIE . PSYCHOTHÉRAPIE

Salama daolo! Gourmette en orMp pour plus d'infos
25/04/2023

Salama daolo!
Gourmette en or
Mp pour plus d'infos

10/04/2023
27/03/2023

MIARAHABA E! 👋👋👋
SALADE DE POMME DE TERRE A LA JAPONAISE 🥔🥕🥒🧅🥚
🍀Mitovitovy amin'ny ordevra gasy, ny salady piémontaise. Ity indray izany ny fanaovan'ny japoney ny azy.

🍀ILAINA :
🥔Ovy
🥒Konkombra
🥩Jambon (azo ovaina zavatra hafa)
🥕Karaoty
🧅Tongolobe
🥚Maionezy (manana ny azy manokana izay misy tsiro somary masiatsiaka ry zareo fa ny maionezy no akaiky io saosy io indrindra)
🧂Sira
🧂Vinaingitra (vinaigre de riz no tena tsara raha misy)
🧂Tokony asiana dipoavatra fa tsy nanana aho teto.
🥚Azo asiana atody masaka amin'ny akorany ihany koa.

🍀FIKARAKARANA :
🥒Sasana tsara ny konkombra dia voasana ary tetehina manify. Ilay karazana konkombra tsy voatery voasana no nampiasaiko teto.
Rarahina sira. Dia afangaroaro amin'ny tanana sady somary polipolesina. Ary avela milona eo mandritra ny 20min.
🧅Voasana koa ny tongolobe dia alona amin'ny sira sy vinaingitra.
🥔Masahina amin'ny rano mangotraka nasiana sira ny ovy. Vao mangatsiaka ny rano dia efa atao ao ny ovy.
🥚Dia voasana rehefa masaka.
🥕Kikisana ny hodiny dia masahina tahaka izay ihany koa ny karaoty.
🥒Raha efa izay dia tetehina "en dés" sady asiana somary potika koa ny ovy masaka, tetehina ny karaoty masaka, fihazana mafy amin'ny tanana ny konkombra.
🥩Tetehina ny jambon.
🧅Afangaro ireo rehetra ireo miaraka amin'ny tongolo sy vinaingitra.
🥒Dia manamboatra maionezy. Asiana sira sy dipoavatra.
🥔Arotsaka ao amin'ny legioma ny maionezy dia afangaro tsara.
Dia vita!

Mazotoa homana tompokolahy sy tompokovavy!!!!! 😋

22/03/2023
15/03/2023

‼ Recrutement ‼
✅ Vous parlez couramment le français ?
✅ Vous avez déjà une expérience dans un centre d'appel ?
✅ Vous avez le diplôme du Baccalauréat minimum ?
✅Vous êtes à la recherche de nouveaux challenges ?
🏹 Ce poste est fait pour vous. 🥰
📫Si vous êtes intéressé, suivez directement ce lien pour postuler : https://tongasoa.tsikitsiky.com.mg

Address

Antananarivo

Telephone

+261341452457

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Taft' Chou baby care posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share