M'katta ev'y

M'katta ev'y ♥️♥️Mode de jupes♥️♥️

JUPE CLOCHE JAUNE MOUTARD💛💛💛DISPO DE SUITE🥰🥰
13/08/2026

JUPE CLOCHE JAUNE MOUTARD💛💛💛
DISPO DE SUITE🥰🥰

ity kosa aloha e😍😍, raha tsy mahazo @ ity ry maman🥹🍒 de manenina kely .TENA tsara reto ito ah🤩dispo de suite🥰🌹araraoty f...
12/08/2026

ity kosa aloha e😍😍, raha tsy mahazo @ ity ry maman🥹🍒 de manenina kely .
TENA tsara reto ito ah🤩

dispo de suite🥰🌹

araraoty fa vitsy kely sisa ny ato🥰

🏖🏖🤩Kay kay 'zany jupe e ! Kara top modely!!🤩🏖🏖      🍒🎀🔔ARRIVAGE VAOVAO BE mety tsara @ izao hakatokin'ny fialantsasatra ...
11/08/2026

🏖🏖🤩Kay kay 'zany jupe e ! Kara top modely!!🤩🏖🏖

🍒🎀🔔ARRIVAGE VAOVAO BE mety tsara @ izao hakatokin'ny fialantsasatra izao🔔🎀🍒

😍🥺 Vao mijery azy reto ianao de tena hoe VOKY AVY HATRANY NY MASO.🥺
🍒🍒🍒🍒
💖Sady maivana a !! no mampahazo aina a !!💖
🎊🎊Tsy misafidy toerana fa mety foana na entina 🌿hamonjy fety , fivoriana🌿 , lanonana🌿 , any am-piangonana🌿 indrindra moa raha entina amin'ny fialan-tsasatra🌿.🎊🎊

✨Maro loko isan-tsokajiny TOY ny FLEURIE /LEOPARD / COULEUR UNI✨
🍉 Ny hatsarany tsy misy ohatr'izany nefa tena hoe @ vidiny mirary dia mirary🤩🥺

❎IDEAL POUR 1M50 A 72 hatreny @ cheville.
❎COTON : FIBRANE (fluide)Malefaka tsara lambany.
💛🧡 Mahazo avokoa na kelikely na ngeza na botabota.
💛🧡Tena Hoe malefaka sy matevina lambany.


❎TOUTES TAILLES :✨XS,S,M,L,XL,XXL,###L✨
🍉JUPE CLOCHE MAXI🥀
🍉JUPE MAXI A FENTE🥀
🍉JUPE SAMBA🥀
🍉JUPE SAMBA BOUTONNEE🥀
🍉JUPE BOUTONNEE🥀

🚛✈🚲Livraison partout à Madagascar : TANA ET PROVINCE ( cotisse / kofimanga / soatrans / service rapide / gare routiere).
✨❌Page: M'katta ev'y

Araraoty sao tara fa ny tsara tsy mitoetra ela✨❤
Vonona izahay handray anao am-pitsikiana ,am-pitiavana sy hanome fahafahampo ho anareo ary vonona foana hanome tsara ho anareo🙏🏻😍

JUPE FLEURIE 😍😍😍ARRIVAGE VAOVAO BEDISPO DE SUITE.
06/08/2026

JUPE FLEURIE 😍😍😍
ARRIVAGE VAOVAO BE
DISPO DE SUITE.

KANTO LOATRA RETO AH😍😍sady matevina lambany no malefaka.🥰dispo en toutes tailles 🥰
05/08/2026

KANTO LOATRA RETO AH😍😍
sady matevina lambany no malefaka.🥰
dispo en toutes tailles 🥰

🍒🎊🤩BOOOOOUUUUUMMMM🤩🎊🍒              🏝🏖VIVE LES VACANCES🏖🏝    🔔✨SADY ARRIVAGE VAOVAO BE🥹♥🥹 INDRAY RETO AH✨                ...
04/08/2026

🍒🎊🤩BOOOOOUUUUUMMMM🤩🎊🍒

🏝🏖VIVE LES VACANCES🏖🏝

🔔✨SADY ARRIVAGE VAOVAO BE🥹♥🥹 INDRAY RETO AH✨

🌹JUPE LONGUE🌹

🙈Maro tsara fa ireto koa aloha tsy ambakan'izany🥹🥹
Natao ho an'ny zatovo vavy🥹❤ , ry maman isany🥹❤.
🍫Tsy misafidy toerana fa na entinao @ FETY na entina MIVAVAKA ,indrindra moa fa @ la plage🌴😍de mety foana.

🦋🦋Mihaja / Maontina / Modely🦋🦋
❌NY LAMBANY MALEFAKA NO SADY MATEVINA❌
🤩 Tena hoe tsara kalitao 🤩
🫘🍒Tsy misafidy na kely na botabota kely🙈 na ngeza aza fa mahazo avokoa (TAILLE : XS / S / M / L / XL / XXL / ###L

🛒IDEAL POUR 1M50 A 72
🛒Tissu: COTON FIBRANE (Fluide) malefaka tsara lambany.

🍫JUPE CLOCHE MAXI🥳
🍫JUPE PORTEFEUILLE🥳
🍫JUPE SALOPETTE🥳
🍫 JUPE SAMBA 🥳
🍫 JUPE BOUTONNEE 🥳
🍫 JUPE SAMBA BOUTONNEE🥳

☑☑LIVRAISON partout à Madagascar : TANA ET PROVINCE ( COTISSE / SOATRANS / SERVICE RAPIDE / VATSY / KOFIMANGA / GARE ROUTIERE ...✈🚛🛵🚲

🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒ARRIVAGE BOMBA BE🍒🍒Izay tonga aloha ihany mahazo🍒🍒😍😍stock limité🎊🎊dispo de suite.
03/08/2026

🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒🍒
ARRIVAGE BOMBA BE🍒🍒
Izay tonga aloha ihany mahazo🍒🍒😍😍
stock limité🎊🎊

dispo de suite.

coucou les filles😍😍😍mbola dispo ireto zareo ah🥰🥰anisany maro mpakafyh🥹dispo de suite 🥰
03/08/2026

coucou les filles😍😍😍
mbola dispo ireto zareo ah🥰🥰
anisany maro mpakafyh🥹
dispo de suite 🥰

FLEURIE vaovao be😍🤍🤍dispo en toutes tailles:XS,S,M,L,XL,XXL,###L
02/08/2026

FLEURIE vaovao be😍🤍🤍
dispo en toutes tailles:XS,S,M,L,XL,XXL,###L

fleurie rouge😍😍vitsivitsy izy ato sao tara🥰🌹ny lambany sady matevina no malefaka.🌹dispo de suite.
31/07/2026

fleurie rouge😍😍
vitsivitsy izy ato sao tara🥰
🌹ny lambany sady matevina no malefaka.🌹
dispo de suite.

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261340891168

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when M'katta ev'y posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to M'katta ev'y:

Shortcuts

Share