Zinha coiffure Anosisoa Ambohimanarina

Zinha coiffure Anosisoa Ambohimanarina Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zinha coiffure Anosisoa Ambohimanarina, Shopping & retail, Lot IVF 53 S Anosisoa, Antananarivo.

🎉💇‍♀️ Bonne Année à tous nos chers clients ! 🌟Chez Zinha Coiffure, on vous souhaite une année remplie de beauté, de bonh...
01/01/2026

🎉💇‍♀️ Bonne Année à tous nos chers clients ! 🌟

Chez Zinha Coiffure, on vous souhaite une année remplie de beauté, de bonheur et de moments inoubliables 😊 ! Merci pour votre fidélité, on vous aime 💖 !

À très bientôt en salon ! 💅👋 🌈

Salama ooo🤗Araka ny efa nolazaina dia androany isika no hamoaka ny vokatry ny lalao nataontsika🥰🥰Ka toy izao ary ny fila...
22/01/2024

Salama ooo🤗
Araka ny efa nolazaina dia androany isika no hamoaka ny vokatry ny lalao nataontsika🥰🥰
Ka toy izao ary ny filaharan'ireo Telo voalohany mifanaraka amin'ny réaction azony:
👉1er prFrancia Niantsontso no nahazo azy
👉2ème prix:
Rojouh Radoniaina no nahazo azy
👉3ème prix:
Laurette Enimpahasoavana no nahazo azy.
Miarahaba azy telo nahazo ny loka ary mankasitraka ireo nandray anjara rehetra🙏♥️
Araho hatrany ny pejy fa mbola ho maro ny kilalao surprise hokarakaraina eto.
coiffure Anosisoa Ambohimanarina

21/01/2024

Tapitra ny lalaontsika a♥️♥️ mankasitraka indrindra anareo rehetra 🙏♥️ rapitso ny valiny o♥️♥️♥️♥️

14/01/2024

Salama e, 🥰🥰
Andao ary asiantsika lalao kely amin'izay ho fifampiarahaban-tsika amin'izao taom-baovao izao🎀💕. Manasa antsika rehetra ary ny équipe Zinha Coiffure handray anjara ka toy izao ny fandraisana anjara✨:
👌Abonneo ny page Zinha coiffure Anosisoa Ambohimanarinaarinahimanarina
👌Partageo amin'ny groupe 3 ity publication ity
👌Alatsaho ao amin'ny commentaire ny sarinao avy nanao volo tato aminay
👌Izay sary telo(3)be réaction indrindra hatramin'ny alahady 21 janoary 2024 amin'ny valo ora alina no mahazo ny loka avy amin'ny équipe Zinha Coiffure manontolo.
Ireto avy ny loka amin'izay:
♥️1er prix:
👉Brushing
👉finition steampod
👉maquillage
👉épilation iray
👉coupe
♥️2ème prix:
👉Brushing
👉maquillage
👉coupe
♥️3ème prix:
👉Brushing
👉coupe
Ny vokatra dia avoakanay amin'ny alatsinainy 22 janoary 2024 ho avy izao.✨
Dia mazotoa ary mandray anjara ee🥰😘

Mahafinaritra anay équipe Zinha Coiffure hatrany ny mizara  sary mahafinaritra toy izao hatrany.♥️♥️😍Mankasitraka be dia...
03/01/2024

Mahafinaritra anay équipe Zinha Coiffure hatrany ny mizara sary mahafinaritra toy izao hatrany.♥️♥️😍
Mankasitraka be dia be an'i Hen'tsou Zoelitiana Rakoto nametraka ny fahatokisany taminay ary mirary tokantrano sambatra ho azy🎊🎊🎉♥️

Ce sera toujours un grand plaisir pour l'équipe Zinha Coiffure de faire le nécessaire pour la satisfaction de nos client...
01/01/2024

Ce sera toujours un grand plaisir pour l'équipe Zinha Coiffure de faire le nécessaire pour la satisfaction de nos clients.🙏🙏
Ceci dit, nous remercions Fifa Andrianandrasana de nous avoir fait confiance pour sa préparation pour sa cérémonie de mariage (maquillage, coiffure cheveux, habillage,...)♥️♥️♥️
Nous adressons également nos félicitations et meilleurs vœux pour son mariage.♥️♥️
Et en cette occasion de nouvel an, l'équipe Zinha Coiffure vous souhaite une année remplie de bonheur et de bénédiction. 🙏
Des cadeaux de nouvel an sont en cours de préparation par toute l'équipe de Zinha Coiffure, et pour ne rien rater des évènements en cours de préparation, veuillez vous abonner à la page Zinha coiffure Anosisoa Ambohimanarina .😍😍😍
Merci et Bonne année à tous et à toutes♥️🙏🎊🎊🎉

Produits Dessange oooh😍😍👌👌AUTHENTIQUE fôna ny antsika 😍🥰Shampoing et soin démêlant nutrireparateur réparation gelée roya...
07/11/2023

Produits Dessange oooh😍😍👌👌AUTHENTIQUE fôna ny antsika 😍🥰
Shampoing et soin démêlant nutrireparateur réparation gelée royal-cheveux très abîmé,sur sollicités
Soin nutriextrême-anti desséchement-cheveux secs-pro vitamine B5
élixir concentré nutrition longueurs et pointes
élixir anti dessèchement cheveux secs

Misaotra anareo rehetra nanohana an'i MIARY 🙏🙏♥️ Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏♥️ ♥️
31/10/2023

Misaotra anareo rehetra nanohana an'i MIARY 🙏🙏♥️ Mankasitraka indrindra tompoko 🙏🙏♥️ ♥️

Address

Lot IVF 53 S Anosisoa
Antananarivo

Telephone

+261341117102

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zinha coiffure Anosisoa Ambohimanarina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share