Lakoozia.mg

Lakoozia.mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Lakoozia.mg, Shopping & retail, Ampitatafika, Antananarivo.

MBOLA VOKATRA SILVER CREST HATRANY NY HATOLOTRAY ANAREOBLENDER PROFESSIONNAL SILVER CREST 2 EN 1- Vita ALLEMANDE mafy ts...
07/11/2023

MBOLA VOKATRA SILVER CREST HATRANY NY HATOLOTRAY ANAREO
BLENDER PROFESSIONNAL SILVER CREST 2 EN 1
- Vita ALLEMANDE mafy tsara sady matanjaka 4500w
- Capacité 2L
- Vitesse réglable juste x15
- Afaka hitotonao sakafo maro be toy ny :
> hena
> Vaomaina
> Sakay
> Voankazo maro isankarazany
- Double carafe en plastique matevina be
- Afaka hiasana tsara ho anareo izay manana hotely na gargotte na ho antsika ao an-trano ihany koa
VIDINY : 138 000AR FIXE
Manao livraison izahay
Tana ville : 3 000ar
Périphérie : 5 000ar
Mandefa faritra ihany koa.
Efa vitsivitsy sisa fa manantona MP na miantsoa mivantana ny 034 91 743 53
Vidéo fampiasana azy afaka angatahina any amin'ny MP

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo- 🔥🔥METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥- Pavé tact...
07/11/2023

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST
- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo
- 🔥🔥METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥
- Pavé tactile sy température réglable arakarakay ny sakafo andrahoana
- Maivana, 3Kg fotsiny afaka entina mivezivezy
- Waterproof, mahazaka rano ary tsy misy fiatraikany amin'ny fatana.
- Minuterie afaka icontrolena ny fahamasahan'ny sakafo
Prix : 130 000ar
Afaka manao commande amin'ny MP na miantso mivantana ny 034 91 743 53
Manao livraison manerana Madagascar
Livraison Tana 3 000ar
Livraison périph 5 000ar

🎄 OFFRE SPECIALE FETES ATO AMIN'NY Lakoozia.mg 🎄Amin'izao ankatoky ny fety izao dia faly indray izahay manolotra ny voka...
04/12/2022

🎄 OFFRE SPECIALE FETES ATO AMIN'NY Lakoozia.mg 🎄

Amin'izao ankatoky ny fety izao dia faly indray izahay manolotra ny vokatra vaovao sy ny pack voalohany ataonay ho anareo 😊

1- PACK PLAQUE VITEOCERAMIQUE SILVER CREST SY POELLE ARY CASSEROLE MIARAKA
⚫ PLAQUE VITROCERAMIQUE tanjany réglable de 200 à 3500W
> Fabrication Allemande
> Pavé tactile miaraka amin'ny fonctionnalité maro be
> Mety amin'ny vilany rehetra
⚫ CASSEROLE capacité 3L
⚫ POELLE capacité 1L
》 Vidiny : 225 000ar izy rehetra (Afaka vidina mitokana ny lapoaly sy ny casserole raha ilainao)

2- PLAQUE DE CUISSON EN VERRE MARQUE RED CHERRY 4 PIECES
> Matevina tsara
> Afaka handrahoana karazana sakafo maro (anaty lafaoro)
> Afaka handrosoanao sakafo ihany koa raha tsy manana lafaoro ianao 😁 sady mihaja tsara
> Capacité 4L / 3L / 1.6L / 0.7L
》 Vidiny : 100 000ar

3- PLATEAU EN INOX 4 pieces
》 50 000ar

🎁 Isaky ny article vidinao na ilay PACK dia omenay set de 6 cuillères na 6 fourchettes maimaimpoana ianao amin'izao andro fety izao 🎁

Afaka manao commande dieny izao ao amin'ny MP na miantso mivantana ny 034 79 176 48 raha mila fanazavana fanampiny

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo- 🔥🔥METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥- Pavé tact...
12/11/2022

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST
- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo
- 🔥🔥METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥
- Pavé tactile sy température réglable arakarakay ny sakafo andrahoana
- Maivana, 3Kg fotsiny afaka entina mivezivezy
- Waterproof, mahazaka rano ary tsy misy fiatraikany amin'ny fatana.
- Minuterie afaka icontrolena ny fahamasahan'ny sakafo

Prix : 130 000ar

Afaka manao commande amin'ny MP na miantso mivantana ny 034 91 743 53

Manao livraison manerana Madagascar
Livraison Tana 3 000ar
Livraison périph 5 000ar

MBOLA VOKATRA SILVER CREST HATRANY NO ATOLOTRY Lakoozia.mg  ANTSIKA MIARAKA AMIN'NY AUTOCUISEUR 10 EN 1 1000W> Fabricati...
11/11/2022

MBOLA VOKATRA SILVER CREST HATRANY NO ATOLOTRY Lakoozia.mg ANTSIKA MIARAKA AMIN'NY AUTOCUISEUR 10 EN 1 1000W

> Fabrication Allemande hatrany, mafy sady matanjaka no mateza
> Capacité 6L
> Famanana rano
> Fandrahoana vary
> Fandrahoana loaka maro isan-karazany
> Afaka anaovana frites ihany koa
> Vaovao sady sous carton ny entana raisinao

VIDINY 220 000AR Fixe.

Araraoty fa efa vitsivtsy ihany sisa no en stock an

Afaka manao commande avy hatrany amin'ny MP na amin'ny 034 79 176 48

Manao livraison erak'Antananarivo sy mandefa faritra ihany koa.

MBOLA VOKATRA SILVER CREST HATRANY NY HATOLOTRAY ANAREOBLENDER PROFESSIONNAL SILVER CREST 2 EN 1- Vita ALLEMANDE mafy ts...
21/10/2022

MBOLA VOKATRA SILVER CREST HATRANY NY HATOLOTRAY ANAREO
BLENDER PROFESSIONNAL SILVER CREST 2 EN 1

- Vita ALLEMANDE mafy tsara sady matanjaka 4500w
- Capacité 2L
- Vitesse réglable juste x15
- Afaka hitotonao sakafo maro be toy ny :
> hena
> Vaomaina
> Sakay
> Voankazo maro isankarazany
- Double carafe en plastique matevina be
- Afaka hiasana tsara ho anareo izay manana hotely na gargotte na ho antsika ao an-trano ihany koa

VIDINY : 138 000AR FIXE

Manao livraison izahay
Tana ville : 3 000ar
Périphérie : 5 000ar
Mandefa faritra ihany koa.

Efa vitsivitsy sisa fa manantona MP na miantsoa mivantana ny 034 91 743 53
Vidéo fampiasana azy afaka angatahina any amin'ny MP

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo- 🔥🔥METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥- Pavé tact...
13/10/2022

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST
- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo
- 🔥🔥METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥
- Pavé tactile sy température réglable arakarakay ny sakafo andrahoana
- Maivana, 3Kg fotsiny afaka entina mivezivezy
- Waterproof, mahazaka rano ary tsy misy fiatraikany amin'ny fatana.
- Minuterie afaka icontrolena ny fahamasahan'ny sakafo

Prix : 125 000ar

Afaka manao commande amin'ny MP na miantso mivantana ny 034 79 176 48

Manao livraison manerana Madagascar
Livraison Tana 3 000ar
Livraison périph 5 000ar

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo- METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥- Pavé tactil...
10/10/2022

PLAQUE CERAMIQUE SILVER CREST
- Tanjaka 3500w vetivety dia mahamasaka sakafo
- METY AMIN'NY VILANY REHETRA 🔥🔥
- Pavé tactile sy température réglable arakarakay ny sakafo andrahoana
- Maivana, 3Kg fotsiny afaka entina mivezivezy
- Waterproof, mahazaka rano ary tsy misy fiatraikany amin'ny fatana.
- Minuterie afaka icontrolena ny fahamasahan'ny sakafo

Afaka manao commande amin'ny MP na miantso mivantana ny 034 79 176 48
Manao livraison manerana Madagascar
Livraison Tana 3 000ar
Livraison périph 5 000ar

VAOVAO BE ATO AMIN'NY Lakoozia.mgFATANA à INDUCTION, CERAMIQUE SY IREO MINI RICECOOCKER VAHAOLANA AMIN'NY FAHAMAIZANA SY...
19/09/2022

VAOVAO BE ATO AMIN'NY Lakoozia.mg
FATANA à INDUCTION, CERAMIQUE SY IREO MINI RICECOOCKER VAHAOLANA AMIN'NY FAHAMAIZANA SY FAHADIOVANA IHANY KOA AO AN-DAKOZIA.

- INDUCTION : Mety amin'ireo karazana vilany manify sy induction irery ihany 133 000ar

- CERAMIQUE : Mety amin'ny karazana vilany rehetra na matevina na manify 108 000ar

- MINI RICER COOKER 22 / 28 cm -CSL
- Capacité 28 cm : 2.5L
- Capacité 22 cm : 2L
Afaka hanaovana :
- Cuissons à vapeur (pao, légumes, ...)
- Cuissons normales (handraoana vary, lasopy, ...)
- Fritures (Pommes frites, possons frits, ...)
Prix 22cm 85 000ar
Prix 28cm 95 000ar

Afaka manao livraison manerana an'i Madagasikara sy eto Antananarivo izahay
Manaova commande dieny izao ao amin'ny MP na
034 79 176 48
Livraison J+1

VAOVAO BE ATO AMIN'NY Lakoozia.mgFATANA à INDUCTION SY CERAMIQUE VAHAOLANA AMIN'NY FAHAMAIZANA SY FAHADIOVANA IHANY KOA ...
14/09/2022

VAOVAO BE ATO AMIN'NY Lakoozia.mg

FATANA à INDUCTION SY CERAMIQUE VAHAOLANA AMIN'NY FAHAMAIZANA SY FAHADIOVANA IHANY KOA AO AN-DAKOZIA.

Efa eo amin'ny sary avokoa ny mombamomban'ny ireo fatana rehetra koa raha misy mahaliana dia afaka miditra MP avy hatrany na miantso ihany koa ny 034 79 176 48

Manao livraison faritra sy eto Antananarivo izahay amin'ny sarany 3000ar fotsiny.

MINI RICER COOKER 22 / 28 cm -CSL- Capacité 28 cm : 2.5L- Capacité 22 cm : 2LAfaka hanaovana : - Cuissons à vapeur (pao,...
11/09/2022

MINI RICER COOKER 22 / 28 cm -CSL
- Capacité 28 cm : 2.5L
- Capacité 22 cm : 2L
Afaka hanaovana :
- Cuissons à vapeur (pao, légumes, ...)
- Cuissons normales (handraoana vary, lasopy, ...)
- Fritures (Pommes frites, possons frits, ...)

Prix 22cm 85 000ar
Prix 28cm 95 000ar

COULEURS DISPO : Rouge, Noir

MIXEUR BROYEUR SILVER CREST
- Capacité : 2.5 L
- Afaka hitotona ssakafo maro (Hena, voanjo, Katsaka, ...)
- Fanaovana jus de fruit
- Mafy tsara sy mateza

Prix : 130 000ar

Afaka manao livraison manerana an'i Madagasikara sy eto Antananarivo izahay
Manaova commande dieny izao ao amin'ny MP na
034 79 176 48

Livraison J+1

Address

Ampitatafika
Antananarivo

Opening Hours

08:00 - 18:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lakoozia.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share