Sera Jiro Fiara

Sera Jiro Fiara Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sera Jiro Fiara, Shopping & retail, Antananarivo.

14/08/2025
17/01/2024
🤜🤛Salma tompoko!!!Izahay dia mivarotra ireo karazana jiro ny fiara maro isan-karazany(vaovao na bonnes occasion)Manadio ...
17/01/2024

🤜🤛Salma tompoko!!!
Izahay dia mivarotra ireo karazana jiro ny fiara maro isan-karazany(vaovao na bonnes occasion)
Manadio ny jiro maloto ary manambotra ireo vaky... sns

👉Mivarotra jiro:
Globes de phares, feux arrières, clignontants, anti-brouillards, catadiopre, ampoule(h1, h3, h7, h11 marque osram), rétroviseurs, parabrise, vitre porteur... sns

👉Manadio ny jiro maloto na maizina, mitsilopy, tsy mazava tsara, vasoka, tafiditry ny lomotra, misy rano na setroka...
Miverina mazava tsara(garantie)

👉Manambotra ny saky sy ny simba.
👉Manolo reflecteur sy verres.
👉Manao creation ny jiro tsy ahitana mihintsy.

✅Mandefa etana any am faritra(garantie)

☎️:034 46 272 01/ 033 37 321 37

🙏🙏Mankasitraka tompoko!!!!

IZAHAY DIA MIVAROTRA SY MANADIO ARY MANAMBOATRA IREO KARARANA JIRO FIARA MARO.Tél : 0332131237/0344627201.Ho antsika reh...
22/03/2021

IZAHAY DIA MIVAROTRA SY MANADIO ARY MANAMBOATRA IREO KARARANA JIRO FIARA MARO.
Tél : 0332131237/0344627201.
Ho antsika rehetra manana fahasahiranana amin'ny fitadiavana jiro ho an'ny fiara dia aza misalasala miantso tompoko.
Mandefa entana ho antsika rehetra izay any @ province ihany koa izahay.🤛🤛🤛

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sera Jiro Fiara posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Sera Jiro Fiara:

Shortcuts

Share