Chocolat Mora

Chocolat Mora Chocolat Mora, natao ho anao, natao ho ahy, natao ho antsika rehetra. Fiainana mamy kely miaraka aminay ! 🍫 Chocolat Choc'Holà : Délices accessibles à tous !

Chez Choc'Holà, nous croyons que le chocolat devrait être conçu pour chacun d'entre nous. Ainsi, nous nous engageons à offrir des créations délicieuses à des prix abordables, pour que tout le monde puisse savourer le plaisir du chocolat. Rejoignez-nous pour des moments gourmands sans culpabilité ! 🌟

Salama daholo oohh... Tonga ny cacao antsika ooh !! Avy any Ambanja ny cacao ah... Qualité azo antoka tsara... 33,000 AR...
16/07/2025

Salama daholo oohh...

Tonga ny cacao antsika ooh !! Avy any Ambanja ny cacao ah... Qualité azo antoka tsara...

33,000 AR ny kilo
mp oh...

Izahay ato Chocolat Mora dia mivarotra chocolat @ kilo. Karakaraina sy ahodina eto Madagascar @ vidiny tena mirary. Tong...
14/07/2025

Izahay ato Chocolat Mora dia mivarotra chocolat @ kilo.

Karakaraina sy ahodina eto Madagascar @ vidiny tena mirary.

Tongava aingana ao @ mp...

Ehh, Mba omeo chocolat kely nge za azafady ee!
26/02/2024

Ehh,

Mba omeo chocolat kely nge za azafady ee!

Fantatrao ve fa misy voka-tsoa azo avy @ fihinanana sôkôla ? 🍫🤔Mila azy dhlo ny fo, saina, fanahy ! Rehefa sendra vizana...
16/02/2024

Fantatrao ve fa misy voka-tsoa azo avy @ fihinanana sôkôla ? 🍫🤔

Mila azy dhlo ny fo, saina, fanahy ! Rehefa sendra vizana ny herinandro iny, na kely kely hery iny dia tsara izy.

Aona ny hevitrao ? 😊

Fantatrao ve ny harena misy eto @ Nosy mamikely misy anao ity ? Anisan'ny vokatra tsara indrindra maneran-tany ny cacao ...
14/02/2024

Fantatrao ve ny harena misy eto @ Nosy mamikely misy anao ity ?

Anisan'ny vokatra tsara indrindra maneran-tany ny cacao avy eto amintsika ka aza diso anjara fa jifao foana hatrany ny vokatra malagasy

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345959069

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Chocolat Mora posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Chocolat Mora:

Share

Category