03/03/2026
🩸Ry mpanjifa hajaina
Amin’izao fotoana izao dia mampahafantatra amin-kitsimpo izahay fa hikatona tanteraka ny Smart Store-
Tianay ny maneho fisaorana lalina sy fankasitrahana lehibe ho anareo rehetra izay nanohana, nanjifa, ary nitoky taminay nandritra izay fotoana izay. Ianareo no nahatonga ny dianay ho nisy lanjany.
Mirary fahombiazana, fahasalamana ary fitahiana ho anareo sy ny ankohonanareo rehetra izahay. Ho velom-pisaorana mandrakariva izahay noho ny fiaraha-miasa sy ny fahatokisanareo.
Misaotra indrindra tamin’ny fitiavana sy fanohanana.
– Smart Store
🩸Chers clients,
Nous vous informons avec sincérité que notre Smart Store fermera définitivement ses portes.
Nous tenons à vous exprimer notre profonde gratitude pour votre confiance, votre fidélité et votre soutien tout au long de cette aventure. Grâce à vous, notre parcours a eu un véritable sens.
Nous vous souhaitons santé, réussite et prospérité pour l’avenir.
Merci infiniment pour votre confiance et votre fidélité.
– Smart Store©2021