LANDY TOP

LANDY TOP Mpanamboatra lamba landy. Misy soie naturelle, soie fine, synthétique, lambamena ho an'ny maty koa. Vente en ligne manana NIF sy STAT

19/12/2025

Mention spéciale à mes nouveaux(elles) super fans ! Ny Aina Solofo Tiana

23/07/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Soalifara Raherimanana, Mialitiana Onjanifaliana

Mivarotra lamba landy anaovana akanjo 😍 😍 😍 😍Panneaux 1 mirefy 2m20 longueur 70 largeur🌿🌿🌿Misy soie naturelle, s'y soie ...
05/07/2025

Mivarotra lamba landy anaovana akanjo 😍 😍 😍 😍
Panneaux 1 mirefy 2m20 longueur 70 largeur
🌿🌿🌿Misy soie naturelle, s'y soie sauvage......

🌷🌷Tsara tenona, afaka manao izay tadiavinao.
☎ 0347966708 ou sur mp ou sur whatspp 032 41 002 77

🔴 NY LAMBA LANDY 💯➡️ “Ataovy toy ny tokantranon-dandy, ka ao anatiny manatevina”, hoy ny ohabolana raha nanohatra ny tok...
04/07/2025

🔴 NY LAMBA LANDY 💯
➡️ “Ataovy toy ny tokantranon-dandy, ka ao anatiny manatevina”, hoy ny ohabolana raha nanohatra ny tokantrano vao amin’ny landy (biby).
📌 Noentina nanoharana ireo malai-miasa ihany koa ny landy rehefa mby eo amin’ ny fanenonana ny dingana arahina:
➡️ “Ikaladala ambodin-tenona, sady tsy hanohy ny tapaka no tsy hanala saritaka”, araka ny fiteny.
💥 Mirakitra sy mifamatotra amin’ny tokoa ity karazan-damba iray ity satria dia tsy misaraka amin’ny fiainan'olona fahizay ny lamba landy noho izy “velona hitafiana, maty hifonosana”.
💥 no iantsoana azy ho an’ny velona fa kosa raha hamonosana ny maty. 📌
📌 Raha eo amin’ny tsena iraisam-pire­nena, anisan’ny mifaninana amin’ny lamba landy malagasy ny avy any Azia.
🔵 Antoka iray mbola maha­tsara ny lamba landy hita aty amintsika ny fanaovana azy amin’ny tànana. Tsy mampiasa milina lehibe mandeha amin’ny herinaratra, toy ny fahita any Sina ny mpanenona, fa mbola fitaovana tsotra haha­fahana manara-maso tsara ny vokatra 👌

💥Tongava ato aminay raha hanjifa lamba landy isakarazany tompoko 🥰💞
🔥Raha Mbola ivarotra na ho tafiana dia misy ato
WhatsApp 0324100277.📱📲0347966708

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fah Noellah, Koloina Ramiaramanana, Léon De Ba Yonne
25/06/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fah Noellah, Koloina Ramiaramanana, Léon De Ba Yonne

Address

Andafiavaratra
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 06:30 - 19:00
Tuesday 06:30 - 07:00
09:00 - 07:00
Wednesday 06:30 - 07:00
Thursday 06:30 - 07:00
Friday 06:30 - 07:00
Saturday 05:30 - 08:00

Telephone

+261324100277

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when LANDY TOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to LANDY TOP:

Share