Mimih Shop

Mimih Shop Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mimih Shop, Shopping & retail, Andranomena, Antananarivo.

Iza avy ilay mbola tsy nahazo!Jereo zay mety! 👉Soutient vrai coton: 6000ar ny pièce, pointure: 42,40,38,36👉Boxer andehil...
21/03/2023

Iza avy ilay mbola tsy nahazo!
Jereo zay mety!
👉Soutient vrai coton: 6000ar ny pièce, pointure: 42,40,38,36
👉Boxer andehilahy coton: 8000ar ny pièce, XL,L
👉slip coton: XXL, XL: 4500ar ny pièce
👉ensemble dentelle : 13000ar , taille L
👉thermos 1,9 L ; 45000ar
MP avy hatrany ary na 0341939677

Aiza daholo tsika vehivavy oh!!🤩😍🤩😍🤩Ireto ndray ny arrivage vaovao be❤ensemble slip sy soutient dentelle✔prix : 13000ar✔...
27/02/2023

Aiza daholo tsika vehivavy oh!!
🤩😍🤩😍🤩
Ireto ndray ny arrivage vaovao be
❤ensemble slip sy soutient dentelle
✔prix : 13000ar
✔pointure 38 sy 40
Couleur dispo, noir,rose, rouge,blanc,beige crème

❤ soutient vrais coton
✔prix: 6000ar
✔ pointure 34. 36, 38, 40,42

❤ mbola misy ihany koa ny déodorant isakarazany maro azo isafidianana,
✔prix : 10000ar
Araraoty fa mandalo ny mora nefa tsara
Mp avy hatrany na 0341939677
Livraison partout à Madagascar
✔misy prix de gros ihany koa ho an'izay mbola hivarotra

Aiza daholo ry manja kely !!Amin'izao fety ny vehivavy izao dia homenay fahafaham-po ianareo amin'iretoarticles vaovao i...
18/02/2023

Aiza daholo ry manja kely !!
Amin'izao fety ny vehivavy izao dia homenay fahafaham-po ianareo amin'ireto
articles vaovao ireto
❤ Déodorant Spray
❤200ml
❤maharitra 24h
Manambaka ranomanitra mihitsy!

✅ Fer à lisser
✅ Marque SONAR
✅ température 160°-220° réglable
✅ rotatif ny fil

❤ Mbola misy ihany ko ny parapluie
❤Parapluie pliable lehibe, matanjaka sy mafy tsara, mazaka rivotra ne
❤ Parapluie pliable motif fleuri, mora entina
ilay fatao anaty poketra reny, tsy mora adino anaty bus 😅😄
❌ Efa amin'ny sary tsirairay ny prix rehetra❌
Araraoty fa mora nefa tsara!!!!🤩🤩
Mp na 0341939677

18/02/2023
✔Parapluie pliable lehibeMatanjaka sy mafy, mazaka rivotra be!✔prix: 18000ar✔Parapluie pliable motif fleurieAzo entina a...
16/02/2023

✔Parapluie pliable lehibe
Matanjaka sy mafy, mazaka rivotra be!
✔prix: 18000ar

✔Parapluie pliable motif fleurie
Azo entina anaty poketra
Ilaina foana na amin'ny andro mafana asa
✔prix: 15000ar
Mp avy hatrany na 0341939677

✔Parapluie pliable lehibe Mafy sy matanjaka tsara, mazaka rivotra be.Prix : 18000ar✔ Parapluie pliable atonona anaty pok...
09/02/2023

✔Parapluie pliable lehibe
Mafy sy matanjaka tsara, mazaka rivotra be.
Prix : 18000ar
✔ Parapluie pliable atonona anaty poketra, tsy manahirana ny mitondra azy
Motif fleurie
Prix : 16000ar
Livraison à partir de 2000ar
Mp na 0341939677

Address

Andranomena
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mimih Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share