GreenShop Online

GreenShop Online Produits Bio, organique, 100% Naturel

15/11/2021
Androany isika dia hiresaka momba ny tantely indray. 🐝🐝🐝🌻🌹Fantatrareo ve hoe ahoana ny fomba fanamboaran’ny tantely (abe...
08/05/2021

Androany isika dia hiresaka momba ny tantely indray. 🐝🐝🐝🌻🌹

Fantatrareo ve hoe ahoana ny fomba fanamboaran’ny tantely (abeilles) ny tantely (miel) ? 🍯🍯🍯

Raha tadidintsika dia misy an’ilay zavatra mamy kely iny ao anaty voninkazo. 🌺🌹🌼

Nectar no anarany 🌱🌿☀️🌄
Alain’ny tantely iny nectar iny dia ampiany karazana enzymes.
Ireo karazana enzymes ireo dia manova ny rafitra chimique an’ilay nectar ka mamadika azy ho lasa tantely mamy be ilay
tiantsika be iny 🍯🐝🌻☀️

Ireto indray ary ny singa hita ao anaty tantely :

Ho ana tantely 100g dia
Energie 304 kcal
Protéines 0,56 g
Glucides 81,7 g
Calcium 7,93mg
Fer 0,18mg
Iode 0,5µg
Magnésium 4,26mg
Manganèse 0,16mg
Phosphore 5,6mg
Potassium 70,3mg
Sélénium 10µg
Sodium 4,11mg
Zinc 0.098mg
Vitamine C, B6, B9, Polyphénols flavonoïdes, Fructose

Inona avy ny soa azo avy aminy ?

💊💊Ny tantely dia antibiotique naturel (miady otrikaretina)

💊💊Anti-inflammatoire na manala fanaintainana izany no mahatonga azy hosorana rehefa misy mangana na mivonto na voadona na manaintaina ny vatana.

💊💊Antioxydant, noho ny flavonoides ao anatiny dia mampihena ny radical libres, taratra mahatonga ny fahanterana, noho izany mahaela velona ny tantely. Rehefa hosorana koa izy dia mampihena ny kentrona @ tarehy sy mahatsara ny hoditava.
Mampitombo ny hery fiarovana

💊💊Ny tantely dia mampiraikitra ny calcium sy ny magnésium ary mampiakatra ny tahan’ny hemoglobine ao
anatin’ny rà (mety tsara ho an’ny olona tsy ampy rà izany). 😍😍😍

💊💊Misy prébiotiques ao anaty tantely
Ny prébiotique dia karazana siramamy mandrindra ny fiasan’ny microflore intestinale (bifidobactéries sy lactobacilles) na kankan’aina ao anaty tsinay noho izany dia mahatsara ny fiasan’ny taova mpandevon-kanina izy.

💊💊Mety ihany koa satria tena ambany ny indice glycémique an’ny tantely.

🥄🥄 Raha te ho salama tsara foana sy tiana hatanjaka ny hery fiarovana dia mihinana 3 sotro isan'andro, tena ilaina toe-javatra hiainantsika izao😷🥄🥄

Afaka atao na dité ☕☕☕na 🥞🥞🥞 sns...

Afaka ampiarahana essentielle, na ampiarahana sy sakamalaho raha seriserena na tsy dia çva ianao 🤧

Afaka atao masque pdt 15min koa raha te ho manjamanja 😍❤️💋💁

Format disponible 250ml - 5.000Ar🐝🐝🐝🍯🍯🌼🌼☀️🌻

Manao livraison 🚴🚴🚴
📞 0342915164

Ny Moringa no produit Bio ho zaraiko  voalohany satria:🌱 Zavamaniry feno otrikaina izy🌱 Misy Vitamine sy Mineraly maro🌱 ...
19/03/2021

Ny Moringa no produit Bio ho zaraiko voalohany satria:

🌱 Zavamaniry feno otrikaina izy
🌱 Misy Vitamine sy Mineraly maro
🌱 Ireto avy ny singa ao anatiny: vit A, vit B, vit C, Calcium, phosphore, fer, protéines, glucides, lipides, zinc, magnésium, saponosides, glucosinolates

Noho ireo singa bdb ireo dia:

😍 Manala fanaintainana voajanahary na anti-inflammatoire naturel ny Moringa
😍 Manampy ny vatana hiady mikraoba sy bakteria ary virus
😍 Manadio ny taova na détoxifiant
😍 Manala karazana loto toy ny ni****ne, cholestérol, excès de sucre
😍 Manafaingana ny fikatonan'ny fery na cicatrisation
😍 Mandrindra ny tosidrà
😍 Manatsara ny fiasan'ny aty
😍 Manatsara ny hery fiarovana

Ho an'ny ankizy, reny bevohoka sy mampinono ary olona marefo sy mahazo taona:
🤩 Manampy (croissance)
🤩 Mitondra calcium be dia be
🤩 Manatsara ny torimaso
🤩 Manatsara ny fahitana
🤩 Mampitombo fahiratan-tsaina sy manampy
🤩 Miaro sy misoroka aretina maro

Ary farany izany tena tianareo vehivavy 🌺💁💃 :

❤️ Manatsara ny kalitaon'ny hoditra
❤️ Mampaniry volo
❤️ Miady libre
❤️ Misoroka ny fahanterana tsy ho lasa aloha loatra

Vidiny: 3.000Ar
Fomba fampiasa azy: 1sotrokely 🥄 (maraina-atoandro-hariva) afangaro na rano na jus
Manao livraison 🚴🚴🚴
Mandefa 😉

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GreenShop Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share