Santeo Lr

Call Directions Contact the business

Santeo Lr Vente de produits de première qualité
Conseils divers
Offre de collaboration

Bonjour bonjour,Vaovao any ? 🤗Izahay somary mahalankalana  fa mandray commande foana nefa, aleo miantso raha maika azafa...
19/03/2024

Bonjour bonjour,

Vaovao any ? 🤗

Izahay somary mahalankalana fa mandray commande foana nefa, aleo miantso raha maika azafady indrindra 😊

Nos produits disponibles :
- Savon bambou
- Savon vert
- Gel do**he bambou
- Lotion rajeunissant
- Déodorant mixte
- shampooing au thé blanc
- après shampooing
- snake oil gel
- brosse à dents..

Izay fa bonne semaine daholo o 💝

À toutes les femmes qui nous suivent, nous vous souhaitons de vous épanouir dans tout ce que vous entreprenez 🌸🌸🌸
08/03/2024

À toutes les femmes qui nous suivent, nous vous souhaitons de vous épanouir dans tout ce que vous entreprenez 🌸🌸🌸

Hey, rahampitso sahady ilay 7 Mars 🥰Fa misy inona? Andray kosa 😅, io @ affiche ary e 😊Nezahan'ny Hotel 1.2.3 Soleil Maib...
06/03/2024

Hey, rahampitso sahady ilay 7 Mars 🥰

Fa misy inona? Andray kosa 😅, io @ affiche ary e 😊

Nezahan'ny Hotel 1.2.3 Soleil Maibahoaka atao @ karazany mihitsy ny participants @ izay isika samy mahazo ny anjara tandrify 🥰

Hatraty @ produits naturels, ny voninkazo, ny akanjo isan-karazany, arts malagasy, asa tanana, eny hatramin'ny boky 😍

Mandalova fa tsy hanenenanao 🤗

Il y a un an de cela, nous avons célébré ensemble la journée internationale de la femme 🥰Cette année encore, nous vous i...
04/03/2024

Il y a un an de cela, nous avons célébré ensemble la journée internationale de la femme 🥰

Cette année encore, nous vous invitons à passer ne serait-ce que quelques temps avec nous 😊

Nos partages, vos témoignages : une grande source de motivation 🔥

Allez, bonne semaine productive à chacun d'entre nous ❤️

28/02/2024

Toy ny isan-taona dia tsy atao mandalo fotsiny ny fetin‘ny Andriambavilanitra amin‘ity taona 2024,izay efa manakaiky.

Ny Hotel 1.2.3 Soleil Maibahoaka dia hikarakara hetsika manokana noho izany,koa manasa antsika sahady hanatrika izany ny 7-8-9 ary 10 mars ho avy izao.

Efatra andro be izao hahitanao zavatra maro isankarazany.Ao anaty affiche ny ambangovangony.

Comme chaque annee,l‘Hotel 1.2.3 Soleil celebre la.journee interationale de.la femme a travers une vente expositiin des diverses articles.

Cette annee sera exceptionnelle et nous vous invitons deja de visiter nos stands les 7-8-9 et 10 mars prochain.Quatre jours ou vous allez decouvrir plusieurs articles .Details sur l.affiche.

Tsy maintsy tongako any e, tsy maintsy vitako io e... 🎶
27/02/2024

Tsy maintsy tongako any e, tsy maintsy vitako io e... 🎶



Santeo Lr mirary soa anao hatrany 😊
26/02/2024

Santeo Lr mirary soa anao hatrany 😊

22/02/2024

"Seul on va vite, ensemble on va loin"👫👬👭


Hello tout le monde 🥰Vaovao izay elaela izay? 😊Izahay naka aina kely sady manomana ny hetsika hiaonantsika manaraka ✨Oma...
19/02/2024

Hello tout le monde 🥰

Vaovao izay elaela izay? 😊

Izahay naka aina kely sady manomana ny hetsika hiaonantsika manaraka ✨

Omano àry ny fotoana o, manasa anao izahay handalo eny Hotel 1.2.3 Soleil Maibahoaka @ iray @ ireo date eo @ affiche, mihabetsaka foana ny mpandray anjara izany hoe mihamaro ny karazana entana ho hitanareo any 🤗

Bonne semaine daholo dia mandra-pihaona o 🌸

Address

Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 09:30 - 16:00
Tuesday 09:30 - 16:30
Wednesday 09:30 - 16:30
Thursday 09:30 - 16:00
Friday 08:30 - 16:00
Saturday 07:30 - 15:30

Telephone

+261341374394

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Santeo Lr posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Santeo Lr:

Shortcuts

Share