TIANA shop

TIANA shop vente des différents produits

Aiza akie nareo anh 🥰 Mahazo réduction izay mividy 2 eo anh  sa livraison gratuite 😋 😘Livraison possible foana, récupéra...
20/05/2026

Aiza akie nareo anh 🥰
Mahazo réduction izay mividy 2 eo anh sa livraison gratuite 😋 😘
Livraison possible foana, récupération koa afaka atao😚
Mp aingana Ary eh🤗

13/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Zaratiana Raharinalanto, Kacy Razafimahery, Sedera Rds

ahoana Raha Zao ndray 🥰 coucou daholo aloha ela tsy teto 😘👋alefaso ny JP Ary eh 😘tsy miova ny eto fa ny mora hatrany Sad...
11/05/2026

ahoana Raha Zao ndray 🥰
coucou daholo aloha ela tsy teto 😘👋
alefaso ny JP Ary eh 😘
tsy miova ny eto fa ny mora hatrany Sady tsara 🥰

Elaela anh👋Iza lay bebe pointure ato 🥰Friperie 💯 Pointure 39 inscrit fa chaussé grand ioZany hoe 40 no mety Aminy(41 kel...
26/08/2025

Elaela anh👋
Iza lay bebe pointure ato 🥰
Friperie 💯
Pointure 39 inscrit fa chaussé grand io
Zany hoe 40 no mety Aminy(41 kelikely possible koa)
Mp mp vite fa Alefa mora 🥰
Ila photo N°2 no photo réel anh 😅

Salama DaholoAsiatsika réduction jusqu'à +10 000arKiraro friperieJerijereo izay mety Dia metraha fanontanianaMp034910186...
12/12/2024

Salama Daholo
Asiatsika réduction jusqu'à +10 000ar
Kiraro friperie
Jerijereo izay mety Dia metraha fanontaniana
Mp
0349101867(misy WhatsApp)

Description an'ny sary voalohany no misy ny details.

10/12/2024
Coucou ny aty oh Mbola misy ny kiraro-tsika anMP ( pour plus de photos, de détails)0349101867( WhatsApp)0331504983Prix e...
03/12/2024

Coucou ny aty oh
Mbola misy ny kiraro-tsika an
MP ( pour plus de photos, de détails)
0349101867( WhatsApp)
0331504983

Prix eo ambany, izay tsy voalaza ao afaka anontaniana amin'ny MP ihany

⭕ Niova anarana ho YAS ny TELMA 🟡🌍 Androany 26 novambra 2024, miova ho "YAS" avokoa ny anaran'ireo orinasa misehatra ami...
26/11/2024

⭕ Niova anarana ho YAS ny TELMA 🟡

🌍 Androany 26 novambra 2024, miova ho "YAS" avokoa ny anaran'ireo orinasa misehatra amin'ny fifandraisandavitry ny Vondrona AXIAN manerana an'i Afrika

🌝Lasa YAS avokoa ny anaran'ny Telma eto Madagasikara, ny Telma Comores any Moroni Comores, ny Togocom any Togo, ny Tigo any Tanzanie, ny Free any Sénégal.

✍️ Moov
tsy niova anarana aloha atreto

Araraoty zareoBoots 😍Pt 35 225cm25 000ar monja 🥰
22/11/2024

Araraoty zareo
Boots 😍
Pt 35 225cm

25 000ar monja 🥰

22/11/2024

Aza mitady ho tafaraka amin’olona efa tafita

Matetika isika no mihevitra fa rehefa olona malaza na efa tafita vao tsara hiarahana.
Esory ao an-doha ilay toe-tsaina hoe tonga dia tia satria izy olona malaza sy efa tafita.

Ny tena maha "beau couple" dia rehefa misy olona mitovy aminao amin'ny ambaratonga iainana, dia samy miezaka, samy mifampisintona, mba ho tafita miaraka. Izany no tena firaisan-tsaina sy fanohanana marina eo amin'ny fifankatiavana.

Ny fahombiazana eo amin’ny fiainana dia vokatry ny ezaka iraisana. Raha miaraka manomboka avy ambany ianareo, dia samy mianatra, samy mitombo, ary rehefa tafita dia hitambatra ny haravoana satria ianareo no nifampitsangana. Ny fifandraisana toy izany no matanjaka sy maharitra, satria tsy ny voninahitra na ny laza no nanintona anareo hifampikely aina, fa ny tena toetranareo sy ny faniriana hiara-handroso.

Ny fiarahana dia tsy fikatsahana fanohanana ara-bola na fitaovana, fa fiaraha-mitondra anjara amin’ny ezaka sy ny nofy. Rehefa mifanohana ianareo ary samy manana vina mitovy, dia ny fifankatiavana no mitombo, tsy ho lanjalanja amin’ny toe-bola, fa amin’ny toe-po sy fahavononana hiara-dalana amin’ny fiainana.

© Maji Mizara

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sylvia Mireille Fanomezantsoa, Nambinina Ratovo Arison, Fanirisoa Andréa, Elie...
20/11/2024

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Sylvia Mireille Fanomezantsoa, Nambinina Ratovo Arison, Fanirisoa Andréa, Elie Alanne, Alexia Rah, Mercia Perrault, Carine Andria, Liantsoa Rakotomalala, Angie Sam, Hajanirina Raz

Address

Nanisana
Antananarivo

Telephone

+261349101867

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TIANA shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TIANA shop:

Shortcuts

Share