03/10/2024
Salama daholo tompoko !
Ialana tsiny indrindra tompoko🙏
Nohon'ny olana arapasalama dia tsy afaka namaly ny message na antso nareo client izahay nandritra izay fotoana maharitra izay
Mampantena kosa anefa fa mbola iverina indray ny commande nareo, ary ihezaka amaly ny hetahetanareo
Misaotra indrindra tompoko