Ainavao

Directions

Ainavao Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ainavao, Shopping & retail, Lot IVM22 Antetezana Afovoany II Ambodin'isotry, Antananarivo.

AINAVAO dia manome anao fahafaham-po hatrany amin'ny fanampiana ny fahasalamao,  koa raha misy tsy metimety ny fahasalam...
09/04/2024

AINAVAO dia manome anao fahafaham-po hatrany amin'ny fanampiana ny fahasalamao, koa raha misy tsy metimety ny fahasalamanao dia antsoy ny laharana finday 034 24 948 85 na koa miditra mp avy hatrany, mankasitraka tompoko

Raha tinao hanana fiainana vaovao no ho tomady lalandava,  hapilamina ny torimaso,  ampiasao ny fanadiovana,  ampy hanad...
15/10/2023

Raha tinao hanana fiainana vaovao no ho tomady lalandava, hapilamina ny torimaso, ampiasao ny fanadiovana, ampy hanadiovana zay tsy mety ao @ tenanao, toy ny fanadivana ny rà, manamaina ny fery anatiny sy ivelan

05/06/2023
08/03/2023

AINAVAO dia manome anao toro-hevitra iray, ampiasao ny Shampoo ity fa tsy ho sahirana intsony @ volo mihintsana ianao, ireo dia miaro ny sela rehetra tsy ho faty, ary mamelona sela maty rehetra ao aminao, koa antsoy ny 034 23 321 79 ho fanampim-panazavana, na koa miditra mp avy hatrany, mankasitraja tompoko.

11/11/2022

Ainavao dia manolotra ho anao ity Complément Alimentaire ity na fanam -pitsakafo, ahafahanao manala ny colesterole rehetra eo @ vatanao, ary manampy anao mamelona ny otrikaina rehetra ilain'ny vatanao, sady zay ndray manamaina ny fery anatiny sy ivelany, manadio ny taova rehetra ao anatinao, koa antsoy haingana ny 034 24 948 85 / 034 23 321 79, mba ho fanampim-panazavana hoa anao.

Manadio ny hoditra rehetra, manafaka ny mony isankarazany, manamina fery toy ny lagaly ,vay sns...mampihena ny fihitsana...
10/11/2022

Manadio ny hoditra rehetra, manafaka ny mony isankarazany, manamina fery toy ny lagaly ,vay sns...mampihena ny fihitsanam-bolo, koa tongava haingana mividy fa zay mampiasa ihany no mahazo AINAVAO, na antsoy ny 034 24 948 85 / 034 23 321 79 ho fanampi-panazavana

Address

Lot IVM22 Antetezana Afovoany II Ambodin'isotry
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ainavao posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share