RMJ Vidy sy varotra

RMJ Vidy sy varotra Mahaiza misafidy ny lalan-kalehanao!!!
Banjino ny hoavy fa ny ampitso no afaka hovainao....

03/01/2026

Tsy maintsy hiova ny fiainanao
Tsy ny lasa fa ny hoavy ka alaho hery ary

14/05/2025
Ny namanao tsara indrindra dia ianao ihany ny akotrizay mbola mety hamadika anao
16/04/2025

Ny namanao tsara indrindra dia ianao ihany ny akotrizay mbola mety hamadika anao

Tandremo ny saina tsy amitaka fa mahaiza mandinika vao mitsaratsara😁😁😁😅araho hatrany ny pages fa ahita zavatra mety ahas...
14/04/2025

Tandremo ny saina tsy amitaka fa mahaiza mandinika vao mitsaratsara😁😁😁😅
araho hatrany ny pages fa ahita zavatra mety ahasoa sy hafinaritra ianao na mampiomehy koa

mba firy ny karazana carte memoire efa hitanao sy nampisainao tamin'nireto
12/04/2025

mba firy ny karazana carte memoire efa hitanao sy nampisainao tamin'nireto

Asio tsikitsiky kely aloha(sary indrana)
11/04/2025

Asio tsikitsiky kely aloha
(sary indrana)

Fatatrao ve fa ny fanombohana dia tsara lavitra nohon'ny misaina ny olana mety iseho,tsy azo hatao ny mitsam-biky mikipy...
10/04/2025

Fatatrao ve fa ny fanombohana dia tsara lavitra nohon'ny misaina ny olana mety iseho,tsy azo hatao ny mitsam-biky mikipy hoy ny Ntaolo fa na izany ny olana tsy hita raha tsy eny andalana.
Ilaina ary tena mahomby ny mahay maka lesona amin'ny hadisoan'ny hafa mba tsy handalovana an'izany intsony fa na izany aza ny action ny ahitanao bebe kokoa ny lesoka mila hareninao
Apetrao ny tanjona,enjeho fa io mitsoaka hatrany vao variana ianao,,raha manana 100.000ariary ianao androany dia tsy itovy lanja amin'ny 100.000ariary tamin'ny 20taona lasa akory ny lanjany sy ny zavatra azony(inflation)
Mahaiza ary makafia fiainana dia miainga amin'izay kely eo antanana fa aza miandry volabe vao anomboka,
Miainga amin'ny kely mba holehibe,fa mandady aloha vao mamindra,ary mamindra vao mihazakazaka
sary fanehoana(indrana)

Address

Tanjombato
Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when RMJ Vidy sy varotra posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share