Matouta kely

Matouta kely Friperie 1er choix à petit prix 👌😎

🎉🎉LIQUIDATION TAONA VAOVAO🎉🎉Miarahaba anareo rehetra, Ho taona tsara ho anareo rehetra ity taona ity, vaovao ny taona ka...
09/01/2024

🎉🎉LIQUIDATION TAONA VAOVAO🎉🎉

Miarahaba anareo rehetra, Ho taona tsara ho anareo rehetra ity taona ity, vaovao ny taona ka ho vaovao koa ny fomba famindra 🏃

Mitombo ny ankizy ry-Dada! Lehibe ny zaza ry-Neny ah!

Anao "LIVE vente" izay eto amin'ny pejy Matoutakely ka tandremo so tara fa ho atao amin'ny vidiny mirary izay atolotra rehetra ao.

Ireto misy santionany amin'ireo mety ho hita ao, misy T-shirt, lava tanana, débardeur, short, patalo, body an-jaza.

BLACK FRIDAY!!!Araraoty ny tolotra ato amin’I Matouta kely amin’ny Zoma izao.3.000Ar daholo ny body! Mahita 2, 5.000Ar40...
24/11/2022

BLACK FRIDAY!!!
Araraoty ny tolotra ato amin’I Matouta kely amin’ny Zoma izao.
3.000Ar daholo ny body! Mahita 2, 5.000Ar
4000Ar, ny jupes sy robes rehetra. Mahita 2, 7.000Ar
6.000Ar daholo ny pataloha. Mahita 2, 10.000Ar
6.000Ar daholo ny T-shirts lava tanana. Mahita 2, 10.000Ar
Aza tara ary fa voafetra ny tolotra!!!



IREO FEPETRA FIFANARAHANA ARA-BAROTRA ETO AMIN’I Matouta kelyIZA MOA IZAHAY?Matouta kely dia mpivarotra akanjo ho an’ny ...
24/11/2022

IREO FEPETRA FIFANARAHANA ARA-BAROTRA ETO AMIN’I Matouta kely

IZA MOA IZAHAY?
Matouta kely dia mpivarotra akanjo ho an’ny zazakely sy ankizy
Friperie lohany sy akanjo vaovao (vita zaitra)

AHOANA NY ATAO REHEFA HIVIDY ENTANA?
Rehefa vita ny safidinao dia soraty eo ambanin’ilay sary ny hoe “JP” arahinao hafatra miafina izay anomezanao ny mombamomba anao
anarana + numero telephone, sarin’ilay entana safidinao, toerana hanaterana azy (Tana na Faritra)

FANDRAIKETRANA NY VAROTRA
Mialohan’ny hanaterana ny entana any aminao dia mahazo tatitra kely ny mpanjifa momba ny vola tokony aloa, ny toerana sy ny ora hanaterana ny entana. Mandefa hafatra manamarina izany ny mpanjifa vao raikitra ny varotra. Raha tsy izany dia foana ny fifanarahana.

FAMANDRIHANA
Raha tsy manao confirmation ao anatin’ny 24 ora ny mpanjifa dia miverina amidy ilay entana.
Raha hamandrika entana mihoatra ny 24 ora arak’izany dia mandoa avance 50% ny vidin’entana.

FANDOAVAM-BOLA
Ho an’ny mpanjifa eto Antananarivo:
Aloa amin’ny fotoana handraisana ny entana ny vola.
Ho an’ny mpanjifa any amin’ny Faritra:
Ny vidin’entana dia aloa mialohan’ny handefasana ny entana
Aloa amin’ny alalan’ny Mobile money miaraka amin’ny frais de retrait
Ho fanamarinana ny fandefasana entana dia alefan’I Matouta kely aminao ny sarin’ny facture, ny laharan’ny fiara ary ny laharana ahazoana ny mpamily.
TSY MANDRAY CHEQUE SY FANDOAVANA CARTE BANCAIRE IZAHAY.

FANATERANA
Ny saram-panaterana dia mitokana tsy mitambatra amin’ny vidin’entana.
Ho an’ny mpanjifa eto Antananarivo:
Mivondrona isaky ny Alarobia sy Sabotsy ny livraison.
Raha ankoatra ireo andro ireo dia iangaviana hampandre 1 andro mialoha hiomanan’ny livreur.
Manodidina ny 3.000Ar sy 4.000Ar ny saram-panaterana arakaraky ny alavirana.
Ho an’ireo mpanjifa any amin’ny Faritra:
Alefa taxi-brousse na izay safidin’ny mpanjifa ny entana. Hiantohan’ny mpanjifa ny saran’izany.

FANAMARIHANA SY FAMERENANA ENTANA
Mamerina sy manolo ny entana izahay raha:
Misy rovitra na tsy fatomombanana ny entana fa tsy voalaza tao anaty publication
Tsy mifanaraka amin’ilay natao commande ny entana naterina.
Ny saram-panaterana no hiantohan’ny mpanjifa hatrany raha misy ny fanoloana.
NB: Iangaviana ny mpanjifa hijery tsara sy hanamarina ny entana mialohan’ny handehanan’ny livreur.
Raha misy tsy mety dia tonga dia ampitondraina azy, fa rehefa lasa izy dia tsy azo averina intsony ny entana.
Misaotra anao namaky hatramin’ny farany ary mirary anao hahita izay tadiavinao ato amin’ny pejy.
Matouta kely

CONDITION GENERALE DE VENTE MATOUTA KELYQUI SOMMES-NOUS?Matouta kely est une boutique en ligne de vĂȘtements pour enfants...
24/11/2022

CONDITION GENERALE DE VENTE MATOUTA KELY

QUI SOMMES-NOUS?
Matouta kely est une boutique en ligne de vĂȘtements pour enfants
Friperie 1er choix et des vĂȘtements neufs (sur mesures)

COMMENT PASSER COMMANDE ?
Apres le choix de votre article, Ă©crivez JP en commentaire suivi d’un message privĂ© (MP) avec votre nom + contact + photo de l’article+ le lieu de livraison (centre-ville ou province).

CONFIRMATION
Avant toute livraison, un compte rendu sera envoyĂ© aux clients montrant le montant total Ă  payer, le lieu et l'heure de la livraison. Le client/la cliente doit confirmer ce compte rendu le jour mĂȘme oĂč il/elle passe la commande sur notre page, sans une confirmation, la livraison sera immĂ©diatement annuler.

RESERVATION
Apres 24h sans confirmation, l’article est de nouveau disponible.
Pour réserver un article plus de 24H, le client doit payer un acompte de 50%.

MODE DE PAIEMENT
Pour les clients habitant Antananarivo:
Le paiement se fera Ă  la livraison de l'article pour les clients Ă  Antananarivo.
Pour les clients en Province:
Le paiement se fera avant l'envoi du colis par Mobile Money.
Le paiement se fera via mobile money avec un frais de retrait:
- Preuve d’envoi du colis: Nous vous enverrons la photo de la facture du prestataire le lendemain matin de l’envoi. Pour les envois taxi brousse les coordonnĂ©es vous seront envoyĂ©es en fin de journĂ©e.
ON NE PREND PAS DE PAYEMENT PAR CARTE BANCAIRE OU CHÈQUE

LIVRAISON
Le frais de livraison n’est pas inclus dans le prix affiché sur chaque publication, cela varie selon le lieu.
Pour les clients habitant Antananarivo:
Les livraisons à Antananarivo sont groupées toute les Mercredis et Samedis.
Si le client veut se faire livrer en dehors de ces jours de livraison, il lui est fortement conseillĂ© de prĂ©venir Ă  l’avance, 1 jour avant le jour de la livraison convenue.
Le frais de livraison varie de 3.000Ar en ville a 4.000Ar en périphérie

Pour les clients en Province:
L’envoie du colis se fait par Colis express ou Service rapide ou autre prestataire de votre choix. Les frais pour Tana vers province est Ă  votre charge (PA) Ă  payer une fois que vos colis soit livrĂ© chez vous.

RECLAMATION ET RETOUR D’ARTICLES
Nous effectuons un remboursement ou échange seulement si :
L’article prĂ©sente des dĂ©fauts qu’on n’a pas mentionnĂ©s dans les publications
L’article livrĂ© ne correspond pas Ă  l’article commandĂ©
Les frais de livraison sont Ă  la charge du client en cas de retour.
đ‘”đ‘© : Le client peut ne pas prendre l'article si cela ne lui correspond pas. Le coĂ»t de la livraison sera à la charge du client et doit ĂȘtre dû que le client prenne l’article ou non, le client est priĂ©Ì de bien vĂ©rifier l’article avant de payer car tout Ă©change, retour et remboursement ne seras pas accepter aprĂšs le dĂ©part du livreur.

Nous vous remercions pour votre attention et vous souhaite un bon achat sur notre page.
Matouta kely

BODY À PRIX MINIÀ partir de 4.000Ar đŸ€©DĂ©tails sur chaque photo
06/11/2022

BODY À PRIX MINI
À partir de 4.000Ar đŸ€©
Détails sur chaque photo


LIQUIDATION DÉBARDEURSA partir de 5.000ArDĂ©tails sur chaque photo
06/11/2022

LIQUIDATION DÉBARDEURS
A partir de 5.000Ar
Détails sur chaque photo

Arrivage shorts Jeans et shorts de sport. A partir de 7.000Ar
20/10/2022

Arrivage shorts Jeans et shorts de sport. A partir de 7.000Ar



19/10/2022

Arrivage body et T-shirt 👕
Rendez-vous demain matin 🙋

Tous les shorts Ă  5.000Ar đŸ€©
14/10/2022

Tous les shorts Ă  5.000Ar đŸ€©




PROMOTION PANTALONS 3mois a 8 ansNos pantalons Fripe-Tsara   Ă  partir de 5.000ArđŸ€©Description en bas de chaque photo.
13/10/2022

PROMOTION PANTALONS 3mois a 8 ans
Nos pantalons Fripe-Tsara Ă  partir de 5.000ArđŸ€©
Description en bas de chaque photo.



Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261340826090

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Matouta kely posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Matouta kely:

Share