Shopping by M

Shopping by M ๐Ÿ“ŒVente enligne Antananarivo
๐Ÿ“Œ0342107417 / 0339144770

๐Ÿฅ‚ Bonjour tous les monde aza avela lany lany fotsiny mega fa ndao itadiavana vola eh midira Mp ze tena vonona fa ampiko ...
06/04/2026

๐Ÿฅ‚ Bonjour tous les monde aza avela lany lany fotsiny mega fa ndao itadiavana vola eh
midira Mp ze tena vonona fa ampiko ianao

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐— ๐—œ๐—ง๐—”๐——๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—”๐—ก-๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ก๐——๐—”๐—ฌ? ๐—ฃ๐—ข๐—ฃ๐—ข ๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜ ๐—ก๐—ข ๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—ฌ! ๐Ÿ’ฐTe hahazo fidiram-bola fanampiny nefa tsy te hiala ao an-tr...
17/03/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐— ๐—œ๐—ง๐—”๐——๐—ฌ ๐—”๐—ฆ๐—” ๐—”๐—ก-๐—ง๐—ฅ๐—”๐—ก๐—ข ๐—”๐— ๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—™๐—œ๐—ก๐——๐—”๐—ฌ? ๐—ฃ๐—ข๐—ฃ๐—ข ๐—Ÿ๐—œ๐—ฉ๐—˜ ๐—ก๐—ข ๐—ฉ๐—”๐—Ÿ๐—œ๐—ก๐—ฌ! ๐Ÿ’ฐ

Te hahazo fidiram-bola fanampiny nefa tsy te hiala ao an-trano?
Popo Live dia fomba tsotra sy azo antoka ahazoana vola isan-kerinandro amin'ny alalan'ny findainao fotsiny (Android na iOS).

โœจ ๐๐€๐‡๐Ž๐€๐๐€ ๐๐Ž ๐“๐„๐๐€ ๐Œ๐€๐‡๐€๐’๐€๐‘๐ˆ๐Š๐€ ๐๐˜ ๐๐Ž๐๐Ž ๐‹๐ˆ๐•๐„?
โœ… Karama Isan-kerinandro: Tsy miandry faran'ny volana! Rehefa mahatratra $10 (~45.000 Ar) dia efa afaka esorina ny vola.

โœ… Asa Mora & Tsotra: Tsy mila fahaizana manokana. Finday sy internet fotsiny dia ampy.

โœ… Reward Avy Amin'ny Systรจme: Na tsy misy manome "Gifts" aza ianao, ny application dia efa mandoa "Reward" rehefa mahavita ny Daily Task (Live 1 hatramin'ny 2 ora).

โœ… Ianao no Tompon'ny Fotoanao: Malalaka ianao hanao ny Live-nao na andro na alina.

๐Ÿ› ๏ธ ๐ˆ๐๐Ž๐๐€ ๐๐Ž ๐“๐„๐๐€ ๐€๐’๐€ ๐€๐“๐€๐Ž?
Ny tanjona dia ny manangona Points izay hovaina ho vola (USDT) avy eo:
โ€ข Manao Video Live: Azonao atao ny miresaka, na mampiseho fotsiny ny zavatra ataonao (misakafo, mijery tele...). Ny fotoana laninao eo no andoavana vola anao.

โ€ข Mandray Anjara amin'ny Live: Afaka mi-active micro fotsiny nefa tsy mampiseho tarehy dia mahazo points.
Fanasana Namana: Azonao atao koa ny manasa olona raha te hampitombo ny points-nao haingana (tsy obligatoire).

โš ๏ธ ๐…๐ˆ๐“๐’๐ˆ๐๐ˆ๐Š๐€ ๐’๐˜ ๐“๐Ž๐‘๐Ž๐‡๐„๐•๐ˆ๐“๐‘๐€:
๐Ÿšซ Tsy misy vetaveta: Voarara tanteraka ny resaka sexe na fitondran-tena mamoafady. Banni avy hatrany izay mandika izany.

๐Ÿ” Verification Faciale: Mila manao fanamarinana tarehy rehefa manokatra compte ho fiarovana ny rehetra.

๐Ÿ’ธ Fanesorana Vola: Amin'ny alalan'ny USDT no andoavana anao, ary azo avadika ho Ariary avy hatrany amin'ny Mvola, Orange Money, na Airtel Money.

๐Ÿš€ ๐•๐Ž๐๐Ž๐๐€ ๐‡๐€๐๐Ž๐Œ๐๐Ž๐Š๐€ ๐•๐„ ๐ˆ๐€๐๐€๐Ž? (๐Ÿ๐ŸŽ๐ŸŽ% ๐†๐‘๐€๐“๐”๐ˆ๐“)
Tsy misy vola aloha na ariary aza! Efa maro ny Malagasy mahazo eo amin'ny 200.000 Ar ka hatramin'ny 1.000.000 Ar isam-bolana.

๐Ÿ‘‰ ๐—ž๐—ถ๐˜๐—ถ๐—ต๐—ผ ๐—ฒ๐˜๐—ผ ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜€๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ:
๐Ÿ”— https://www.poppo.com/@75029004
ID-ko: 75029004

Aza avela handalo fotsiny ny fotoana lany amin'ny internet fa hararaoty hitadiavam-bola! ๐Ÿ’Ž

09/03/2026

fans

โœจRobe 2ton misy loko maro azo isafidianana Alefaso Mp commande nao ๐Ÿ“ž0342107417
09/03/2026

โœจRobe 2ton misy loko maro azo isafidianana
Alefaso Mp commande nao
๐Ÿ“ž0342107417

โœจRobe Maxi Mihaja tsara afaka ho entina fety sy lanonana maro isa karazany Ka aza misalasala mandefa Mp raha toa ka misy...
08/03/2026

โœจRobe Maxi Mihaja tsara afaka ho entina fety sy lanonana maro isa karazany
Ka aza misalasala mandefa Mp raha toa ka misy mahaliana anareo
Prix mirary fona
๐Ÿ“ž0342107417



06/03/2026

Robe mihaja

โœจ Robe longue ou courte sur COMMANDE ๐Ÿ“ŒTaille SML et xl xxl ###l Mp pour commander ๐Ÿ“ž0342107417 / 0339144770 / 0376566243S...
06/03/2026

โœจ Robe longue ou courte sur COMMANDE
๐Ÿ“ŒTaille SML et xl xxl ###l
Mp pour commander
๐Ÿ“ž0342107417 / 0339144770 / 0376566243
Sur livraison tana ou province

17/02/2026

coucou daholo ny abonne
mbola mandray commande 8mars zay ah araraoty fa efa kely sisa de tonga fotona โค๏ธ๐Ÿฅฐ

โœจMbola mandray commande atrany izahay ho anao izay mitady tenue fikambanana na ireo amonjy lanonana Lamba tsara crรชpe lo...
04/02/2026

โœจMbola mandray commande atrany izahay ho anao izay mitady tenue fikambanana na ireo amonjy lanonana
Lamba tsara crรชpe lourd sy crepe รฉlastique fona ny atsika tsy mora simba lamba
Araka tonga dia miditra Mp na 0342107417
Misy prix de grosโœจ

โœจcoucou les filles ๐ŸฅฐRobe mamy kely fona no atolotray ho anao tena hoe Waouhhhh ๐Ÿค—Alefaso commande aki Malala ah โ™ฅ๏ธ๐Ÿ’Œ
03/02/2026

โœจcoucou les filles ๐Ÿฅฐ
Robe mamy kely fona no atolotray ho anao tena hoe Waouhhhh ๐Ÿค—
Alefaso commande aki Malala ah โ™ฅ๏ธ๐Ÿ’Œ

model tsara kely indray ny anomboatsika ny herinadro tsika tena hoe tsy hita tsony ze ho alaina fa alefaso safidy de ale...
02/02/2026

model tsara kely indray ny anomboatsika ny herinadro tsika
tena hoe tsy hita tsony ze ho alaina
fa alefaso safidy de alefaso commande

Address

Antananarivo
102

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping by M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Shopping by M:

Share