L'dora Madagascar

L'dora Madagascar Skincare & Haircare
Brillez naturellement 🌿☘️
📍 Madagascar🇲🇬

07/08/2026

Salama daholo ry manja♡︎🎀💮

Faly foana izahay isaky ny mahazo sary avy aminareo na aiza na aiza misy anareo eto an-tany💕🌅🌎Misaotra amin'ny fitokisan...
04/08/2026

Faly foana izahay isaky ny mahazo sary avy aminareo na aiza na aiza misy anareo eto an-tany💕🌅🌎

Misaotra amin'ny fitokisana sy ny fizarana ny traikefanareo miaraka amin'ny produits L'Dora Madagascar ny fahafaham-ponareo no hery manosika anay hanohy hanome ny tsara indrindra🎀🌸

📍Chine 🇨🇳

04/08/2026

Une seule vidéo mais tellement de bonheur à voir nos produits voyager jusqu'en Chine🇨🇳💮

Merci infiniment à notre cliente pour sa confiance et ce magnifique partage🎀🌸

Tongotra vakivaky❎Mampihena ny triatraManamandon (hydrate) mahery vaika.Anti-inflammatoire sy Anti-bakteria.Misoroka sy ...
01/08/2026

Tongotra vakivaky❎

Mampihena ny triatra
Manamandon (hydrate) mahery vaika.

Anti-inflammatoire sy Anti-bakteria.

Misoroka sy Manala ny fofona ratsy amin'ny tongotra.

Mampitony sy Manatsara ny havizanana amin'ny tongotra.

Mampitony, Manasitrana, ary Manarina ny triatra amin'ny tongotra.

Manala ny fahamainana sy ny hatsatoka (grosseur) amin'ny faritra kitrokely sy voditongotra (talon).

L'dora Madagascar

Rehefa tsy ampy torimaso:😴 Mitombo ny adin-tsaina (stress), izay mety hampitombo ny famokaran-menaka (sébum).🌿 Mety hihe...
01/08/2026

Rehefa tsy ampy torimaso:

😴 Mitombo ny adin-tsaina (stress), izay mety hampitombo ny famokaran-menaka (sébum).
🌿 Mety hihena ny fahafahan'ny hoditra manarina tena🌸

L'dora Madagascar

Vous nous gâtez avec vos magnifiques photos des produits L’DORA☘️Merci beaucoup à nos clientes et clients pour votre con...
25/07/2026

Vous nous gâtez avec vos magnifiques photos des produits L’DORA☘️
Merci beaucoup à nos clientes et clients pour votre confiance et votre soutien 🤍🎀

📍Vatovihy, District Iakora région Ihorombe Madagascar🇲🇬

L'dora Madagascar ☘️

Araho tsy tapaka ny pejy L'dora Madagascar mba hahazoanao torohevitra momba ny fikarakarana tarehy sy volo vaovao momba ...
24/07/2026

Araho tsy tapaka ny pejy L'dora Madagascar mba hahazoanao torohevitra momba ny fikarakarana tarehy sy volo vaovao momba ny produits ary astuces beauté maro isan'andro☘️

Bisous beauté👑🎀

Inona no tena tianao karakaraina kokoa? 🤍Ny volonao sa ny tarehy? Sa izy roa miaraka?💆🏼💇🏼🛀🏼Ato amin’ny L'dora Madagascar...
22/07/2026

Inona no tena tianao karakaraina kokoa? 🤍
Ny volonao sa ny tarehy? Sa izy roa miaraka?💆🏼💇🏼🛀🏼

Ato amin’ny L'dora Madagascar dia manana gamme complète ho an’ny fikarakarana tarehy sy volo🌿

Soins visage ho an’ny karazan-koditra rehetra
Soins volo hanampy ny volonao ho salama sy hamirapiratra

Mifandraisa aminay raha mila torohevitra na commande👑🌸

Salama daholo ry manja🎀Te hizara ny tantarako aminareo aho taloha dia tena maina ny voloko tapaka be tsy nety naniry ary...
21/07/2026

Salama daholo ry manja🎀
Te hizara ny tantarako aminareo aho taloha dia tena maina ny voloko tapaka be tsy nety naniry ary isaky ny mibango aho dia be dia be ny volo raraka.
Nanomboka tamin'ny taona 2024 aho no nampiasa ny gamme complète L'Dora ho an'ny volo maina.
Anisan'izany ny shampooing (2), masque (2) ary tonique (1) ☘️

Rehefa nampiasa tsy tapaka aho dia niova tanteraka ny voloko lasa malefaka, salama, nihena be ny firodanany ary nanomboka naniry tsara indray🥰

Gamme complète ho an'ny volo maina : 132.000 Ar🪽💎

L'dora Madagascar

Un grand merci à notre cliente d'Ihosy pour cette magnifique photo📸🌸Quel bonheur de voir nos produits vous accompagner j...
19/07/2026

Un grand merci à notre cliente d'Ihosy pour cette magnifique photo📸🌸Quel bonheur de voir nos produits vous accompagner jusque dans ce décor exceptionnel🇲🇬Votre confiance est notre plus belle récompense💎

📍ihosy Madagascar

L'DORA Madagascar ☘️💝

Address

Antananarive
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when L'dora Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share