27/04/2024
Tsy mitsahatra ny mitady ny tsara ho anareo mpanjifa izahay..
Vokatra vaovao be, natoraly ary arapahasalama tsara, tena ilaina am andro mivadibadikasy mangatsiaka dia ny "Tantely"!
Vokatra tena tsara, tsy mitapoka, azo antoka 100% nokajiana manokana ho antsika
Arako tsy tapaka ny pejy fa ho avy tsy ho ela o 🥰