By 3f Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By 3f, Alasora, Soavinandriana.

Aza Be fananarana  hono izany fa Kay Mpitsok'ovy 😜Mizara fotsiny aho fa tsy mananatra ka 🙆🥰❌Sady tsy ovinao koa anie Ila...
08/08/2026

Aza Be fananarana hono izany fa Kay Mpitsok'ovy 😜
Mizara fotsiny aho fa tsy mananatra ka 🙆🥰

❌Sady tsy ovinao koa anie Ilay tsofinay e ❌🤣🤣

❌Maty vao Ramalala ❌Dieny Mbola Samy velonaina :👉Ilaina ny Mifankatia👉Raha nisy tsara nataon'olona taminao aza andrasana...
07/08/2026

❌Maty vao Ramalala ❌
Dieny Mbola Samy velonaina :
👉Ilaina ny Mifankatia
👉Raha nisy tsara nataon'olona taminao aza andrasana Maty izy vao tanisaina 🥺 efa tsy Reny intsony izany 🥺
👉Raha hitanao fa tokony ho tiavina izy Tiavo dieny Mbola eo
👉Raha misy vola sy harena tokony ho foinao amin'ny fahafatesany amin'ny fahavelomany no omeo Raha (Marefo izy ka Mila izany )
👉Aza mifanararaotra

✍️Izaho manokana tsy ankasitrahako Raha Tonga izany fotoana izany no hisy hitanisanisa be eo hoe i Ratompokovavy izao sy izao ...hitsanganako eo hoe mangina Teo fa mahatsiravina 🙄🤣🤣🤣

👉 Vazivazy Kely io fa dieny Mbola velona mahaiza mifampiresaka anaty fahatsarana 🥰❤️

Ho an'Ilay manontany hoe avy aiza no misy anao ? 👉 avy eo amin'ny io boribory kely io  🥰🥰👉Any amin'izany" Antsakarivo" C...
06/08/2026

Ho an'Ilay manontany hoe avy aiza no misy anao ?
👉 avy eo amin'ny io boribory kely io 🥰🥰
👉Any amin'izany" Antsakarivo" Commune Ramainandro District Faratsiho izany 🥰🥰
👉Avy any amin'ny Tanin'ny voatapia
👉Lehibe tamin'ny bononoka sy Mangahazo
👉Tiako ny Maha Mpitsok'ovy ahy 🥰😘❤️izay no Naha izaho ahy ❤️💪 pokan'ovy 😋😋

💪Rehefa Afaka CEPE Dia mandeha miakatra any Faratsiho no mianatra mandeha diatongotra 06ora eo ho eo ..Dia mody isankerinandro 😢😢 Fahatsiarovana izany 🥰🥰

Misaotra Ilay Nanome Sary 📸

Efa manomboka Mafana izao ny Andro Ato amiko misy an'ireto kapa Tsarakely ireto🥰😘20000ar Daholo 🥰👉Misy pointure 36-40👉Af...
06/08/2026

Efa manomboka Mafana izao ny Andro
Ato amiko misy an'ireto kapa Tsarakely ireto🥰😘20000ar Daholo 🥰
👉Misy pointure 36-40
👉Afaka Manao livraison 🥰

Aza miandry Daty manokana foana vao anome cadeau ho an'i Madame Mr an 🥰🥰
amin'ny fotoana rehetra ...Sady ireo efa misy 🥰

👉Tsy tapi-pahaizana fa miezaka mianatra 👉Tsy Tonga lafatra fa miezaka Manao ny tsara 👉Tsy manana fa miezaka mitady 💪Mand...
05/08/2026

👉Tsy tapi-pahaizana fa miezaka mianatra
👉Tsy Tonga lafatra fa miezaka Manao ny tsara
👉Tsy manana fa miezaka mitady 💪

Mandroso sy mahery hatrany ...💪💪

fa na izany aza inona izany no dinihako ao 🤔😅😅🤣🤣

Paoziko miandry Sy Hendribe hoe hisy anome "THÉ mampihena " fa kamo ikotrana sy hifady hanina Dia hoe anao dokambarotra ...
04/08/2026

Paoziko miandry Sy Hendribe hoe hisy anome "THÉ mampihena " fa kamo ikotrana sy hifady hanina Dia hoe anao dokambarotra be rehefa misy vokany 😅🤣🤣

👉Hisy hiteny izao hoe tsisy miracle eo 🙄🙄
👉Nefa hisy anome Zao hoe ity atao 😅😅
🤗🤗

Azo hitokisana ihany ve Ilay Gemini 🙄🙄 aiza aho izay be nify be eo 🙄🙄🤣🤣izaho sy i Kala Fara tamin'ny Taona 2021 nMage 4 ...
26/07/2026

Azo hitokisana ihany ve Ilay Gemini 🙄🙄 aiza aho izay be nify be eo 🙄🙄🤣🤣

izaho sy i Kala Fara tamin'ny Taona 2021 nMage 4 Mage 4 tao amin'ny sekoly Masera tany Soavinandriana Itasy ❤️

Tsy Ary Mbola nanao challenge misahondrahondra 🤧🤧🙆🙆
26/07/2026

Tsy Ary Mbola nanao challenge misahondrahondra 🤧🤧🙆🙆

Tsy toy ny horonantsarimihetsika sy Tantara an'onjampeo izay Re matetika ny tena fiainana 😀Aza manidintsidina 🙈🥰☺️Mantsy...
23/07/2026

Tsy toy ny horonantsarimihetsika sy Tantara an'onjampeo izay Re matetika ny tena fiainana 😀
Aza manidintsidina 🙈🥰☺️

Mantsy izay anatra no Raiso ...😘 Ampitiavana be 💪👊

Ny Film sy Tantara an'onjampeo Dia tokony hitaiza sy hanabe hatrany ☺️😘

📷Sary mba tiako atao eo fotsiny fa tsisy hidirany 😅

Address

Alasora
Soavinandriana
101ANTANANARIVO

Telephone

+261333878205

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By 3f posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share