23/08/2020
Bonsoir les gens ๐
Arakin'ny tenin'i Filoha dia miverina miasa ny bus , noho izany , izay vao tena afaka mandray commande sy manao livraison izahay โบ๏ธ
Ialana tsiny indrindra ho an' ireo nandefa commande teo aloha teo satria tena tsy nisy afaka natao (tsisy mpivarotra , tsisy bus)
Ka mba miverina mandefa mp kely azafady izay mila bandeau โบ๏ธ
Prix : 8.000Ar ny iray ary 5.000Ar prix de gros (plus de 5) ๐
Couleur de votre choix ๐
Tissu : coton รฉlastice
3jours no vita ny commande ๐
Aza misalasala mandefa mp ๐๐๐