02/07/2023
Ity indray ilay nifampitediavanareo lehilahy😍😍
👉LIBAO na LEOPOWDER CAPSULES 🔥🔥🔥
Fanampintsakafo natokana ho an'ny lehilahy
💯 Organique, tsy misy singa atahorana ho an'ny fahasalamana.
Rehefa mia-mitombo ny taona dia lasa mora vizana, malaindaina, farofy, ary mazàna dia lasa kizitina ny lehilahy.
Ity fanampintsakafo ity dia mampitony ireo endrika hisehoan'ny harerahana ireo.
Natao ho an'ireo lehilahy rera-dava, lasa malaina, na amin'ny ara-nofo na amin'ny ankapobeny. Tsara hoanin'ireo mitady Zaza ihany koa, mampitombo ny chance hahazoanao zaza.
Mampitombo hery fiarovana, manatsara ny fiasan'ny voa (rein) sy miaro ny aty (foie), mampatanjaka, mampitombo filana (envie), manatsara ny kalitaon'ny tsirin'aina sy mampitombo ny isan'ny spermatozoïdes sy ny kalitaony. Miaro amin'ny "éjaculation précoce", miaro amin'ny "hernies", mahatanora lalandava ihany koa, etc.
Maro be ny soa azo avy amin'ny fihinanana an'izy ity. Fa ny azo lazaina dia manampy mampiverina ny tanjaka toy ny tamin'ny fahatanorana izy ity ary tsara hoanin'ireo miomana amin'ny fidirana amin'ny "Andropause" ihany koa.
Boite de 160 capsules
Fihinanana azy:4 isaky ny mihinana no hoanina, isaky ny hariva.
‼️Natokana ho an'ny lehilahy irery ihany
Afaka manjifa @ MP 📩 na miantso mivantana ny 033 19 561 63