Ny Ando Tiana

Ny Ando Tiana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ny Ando Tiana, Shopping & retail, Ankatso, Antananarivo.

Miarahaba tompoko 🤝🌺LAFAORO GASY mandeha Charbon, mahavita sakafo isankarazany, afaka iasana tsara,🌻BARBECUE fitonoana h...
21/10/2024

Miarahaba tompoko 🤝
🌺LAFAORO GASY mandeha Charbon, mahavita sakafo isankarazany, afaka iasana tsara,
🌻BARBECUE fitonoana hena,
Prix:
👉Ny Lehibe: 75.000Ar
👉Ny Antonony: 65.000Ar
👉Ny kely indrindra : 40.000Ar
🌼Afaka manao livraison sy mandefa faritany,
📞034.96.040.69/ 034.96.037.52

Fiadanana oh!! Tena sarobidy amintsika tokoa ireo Ray aman-dReny noho Izy ireo Izay loharano nipoirana sy nahitana masoa...
04/02/2024

Fiadanana oh!! Tena sarobidy amintsika tokoa ireo Ray aman-dReny noho Izy ireo Izay loharano nipoirana sy nahitana masoandro ka mendrika ny ho tiavina sy karakaraina tsara na dia efa antitra sy osa aza mba ho ela velona. Noho ny adidy aman-draikitra isan'andro anefa dia maro amintsika no tsy manana fotoana hikarakarana sy mba hiarahana amin'izy ireo ka lasa irery eo Izy matetika, noho izany indrindra no antom-pisian'ny mba hanampy anao amin'ny fikarakarana sy ho naman'izy ireo.
Izahay dia afaka mandray ireo zokiolona rehetra hipetraka aty aminay ka izahay no miantoka ny fiainany monontolo ary mitaiza ny ara-batana, ara-tsaina indrindra ny ara-panahin'izy ireo izahay.
Ny toerana ahitana anay moa dia ety amin'ny Cité Anosiala Ambohidratrimo ka raha mahaliana anao ny service Izay ataonay dia aza misalasala Mandefa hafatra na miantso fa vonona ny handray anao hatrany izahay.

Contact : 034 96 037 52 / 032 82 686 38

Lafaoro Gasy mandeha , azo hiasana  Ny lehibe  68000ar  Ny salany 58000ar Barbecue fanatonoana hena sy tsakitsaky  Ny le...
26/04/2023

Lafaoro Gasy mandeha , azo hiasana
Ny lehibe 68000ar
Ny salany 58000ar
Barbecue fanatonoana hena sy tsakitsaky
Ny lehibe 68000ar
Ny salany 58000ar

Contact 0349603752 0349604069

Drap plat,  housse, zanak'ondana roaPrix :  30000ar ny 4 pièces           20000ar ny 3 pièces (tsy misy housse) Afaka ma...
21/04/2023

Drap plat, housse, zanak'ondana roa

Prix : 30000ar ny 4 pièces
20000ar ny 3 pièces (tsy misy housse)

Afaka manao livraison sy mandefa any faritra
Contact : 034.96.037.52

Miarahaba tompoko, jerevo @ ireto ary Izay mety aminao:  LAFAORO_GASY *GM: 68.000ar. *MM: 58.000arBarbecue fitonoana mas...
21/03/2023

Miarahaba tompoko, jerevo @ ireto ary Izay mety aminao:
LAFAORO_GASY *GM: 68.000ar. *MM: 58.000ar

Barbecue fitonoana masikita na tsakitsaky : *GM: 68.000ar *MM: 58.000ar

Speaker_chargeable_avec_micro :
*PM : 60.000ar
*HP 21cm: 120.000ar
*HP 26cm: 200.000ar
*HP 31cm: 350.000ar

Fitoeram_bilia aluminium démontable, misy étages : 50.000ar

Détecteur_de_mouvement : 16.000ar dia 30.000ar ny paire

Fitaratra_misy_pneu sy étagère ary démontable : 120.000ar

Fitaratra Lava tsotra 100.000ar

Hot_pot 20 pièces : 120.000ar

Afaka manao livraison sy mandefa any @ faritra izahay ary afaka miara-miasa @ ireo Izay vao hivarotra koa.

Contact : 034.96.037.52
034.96.040.69

Hitantsika ao @ première commentaire isaky ny sary ny momba2 azy ireo rehetra.

  mandeha ,   sady mahavita ny vitan'ny électrique rehetra: ✨Ny lehibe: 65000ar ( 44x59cm)✨Ny salany: 55000ar (43x48cm)✨...
06/12/2022

mandeha , sady mahavita ny vitan'ny électrique rehetra:
✨Ny lehibe: 65000ar ( 44x59cm)
✨Ny salany: 55000ar (43x48cm)
✨Ny kely : 42.000ar (33x38cm)

sy tsakitsaky matevina tsara:
✨Ny lehibe : 70.000ar (34x77x73cm)
✨Ny salany : 55.000ar (28x63x71cm)
✨Ny kely : 40.000ar (24x55x64cm)

Araraoty àry fa afaka manao livraison sy mandefa any @ faritra izahay.🚕🚐

☎️ Contact : 034.96.037.52 ☎️
☎️034.96.040.69☎️

  mandeha ,   sady mahavita ny vitan'ny électrique rehetra: ✨Ny lehibe: 65000ar ( 44x59cm)✨Ny salany: 55000ar (43x48cm)✨...
18/11/2022

mandeha , sady mahavita ny vitan'ny électrique rehetra:
✨Ny lehibe: 65000ar ( 44x59cm)
✨Ny salany: 55000ar (43x48cm)
✨Ny kely : 40.000ar (33x38cm)

sy tsakitsaky matevina tsara:
✨Ny lehibe : 70.000ar (34x77x73cm)
✨Ny salany : 55.000ar (28x63x71cm)
✨Ny kely : 40.000ar (24x55x64cm)

Araraoty àry fa afaka manao livraison sy mandefa any @ faritra izahay.🚕🚐

☎️ Contact : 034.96.037.52 ☎️
☎️034.96.040.69☎️

  mandeha ,   sady mahavita ny vitan'ny électrique rehetra: ✨Ny lehibe: 65000ar ( 44x59cm)✨Ny salany: 55000ar (43x48cm)✨...
15/11/2022

mandeha , sady mahavita ny vitan'ny électrique rehetra:
✨Ny lehibe: 65000ar ( 44x59cm)
✨Ny salany: 55000ar (43x48cm)
✨Ny kely : 40.000ar (33x38cm)

sy tsakitsaky matevina tsara:
✨Ny lehibe : 75.000ar (34x77x73cm)
✨Ny salany : 55.000ar (28x63x71cm)
✨Ny kely : 40.000ar (24x55x64cm)

sady matevina vita @ jente : 30.000ar (38cm ny diamètre)

Araraoty àry fa afaka manao livraison sy mandefa any @ faritra izahay.🚕🚐

☎️ Contact : 034.96.037.52 ☎️
☎️034.96.040.69☎️

Efa tena akaiky ny fety🎉🎊🎉 dia ho avy Koa ny tono2 isakarazany izao oh!!!🍗🍢🍡 Ho anao Izay tsy mbola manana fanatonoana a...
14/11/2022

Efa tena akaiky ny fety🎉🎊🎉 dia ho avy Koa ny tono2 isakarazany izao oh!!!🍗🍢🍡 Ho anao Izay tsy mbola manana fanatonoana ary ireto misy e!
🎉GM: 75.000ar (34x77cm)
🎉MM: 55.000ar (28x63cm)
🎉 PM: 40.000ar (24x55cm)
Afaka manao livraison sy mandefa any faritra izahay raha Liana enao.
Contact : 034.96.037.52

Alefako eto Sao mba mahasoa anao ihany Koa, afaka hamoronana asa tsara avokoa izy ireto sady mora.    ✨Lafaoro Gasy : 65...
11/11/2022

Alefako eto Sao mba mahasoa anao ihany Koa, afaka hamoronana asa tsara avokoa izy ireto sady mora.

✨Lafaoro Gasy : 65000ar & 55000ar
✨Fatapera lehibe sady matevina : 40.000ar
✨ Barbecue fanatonoana hena sy tsakitsaky : 55.000ar

Araraoty àry alefa mora Izy ireo @ izao akaiky fety izao e!!!

Contact : 034.96.037.52

Afaka manao livraison sy mandefa any @ faritra izahay.

❤️❤️
10/11/2022

❤️❤️

Merci beaucoup Maman @ ilay retour mamy be a!!! 🥰🙏🙏🙏Ho anao Izay tsy mbola nahazo ary dia alefaso ny commande fa vonona ...
09/11/2022

Merci beaucoup Maman @ ilay retour mamy be a!!! 🥰🙏🙏🙏
Ho anao Izay tsy mbola nahazo ary dia alefaso ny commande fa vonona ny hanome ny tsara indrindra ho anao Izahay e!!!

Address

Ankatso
Antananarivo

Telephone

+261349603752

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Ando Tiana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share