Ny Aro Mdg

Ny Aro Mdg Ahafahanao manjifa vokatra vita Malagasy. Kiraro sy poketra

Nos réalisations en noir ✨Ny Aro Mdg
13/06/2026

Nos réalisations en noir ✨

Ny Aro Mdg

✨ SAFIDY MODELY KIRARO 🥰👠✨Indro atolotray anio ireo modely kiraro kanto sy manara-penitra ho anareo rehetra tia miavaka ...
13/06/2026

✨ SAFIDY MODELY KIRARO 🥰👠✨
Indro atolotray anio ireo modely kiraro kanto sy manara-penitra ho anareo rehetra tia miavaka ❤️
💎 Afaka misafidy ianao :
✔️ Modely isan-karazany (simple, talon, plateforme…)
✔️ Loko araka izay tianao 🎨
✔️ Haavon’ny talon mifanaraka aminao 👠
✔️ Fanamboarana manokana (sur mesure) ✂️
💖 Kiraro vita manokana hifanaraka amin’ny style-nao sady manome aina amin’ny fitondrana azy isan’andro.
📍 Atelier anay aty Alakamisy Fenoarivo
⏳ 1 ka hatramin’ny 2 andro ny faharetan’ny fanamboarana
➡️ Sokafy ny sary raha hijery ireo modely sy ny vidiny.
📩 Mifandraisa aminay raha hanao commande na hisafidy ny kiraro nofinofisinao ✨

Ny Aro Mdg

Talon aiguille indray no entintsika androany 🥰✨55 000 Ar monja 💸Afaka misafidy ianao:✔️ Ny loko tianao 🎨✔️ Ny haavon’ny ...
03/06/2026

Talon aiguille indray no entintsika androany 🥰✨
55 000 Ar monja 💸
Afaka misafidy ianao:
✔️ Ny loko tianao 🎨
✔️ Ny haavon’ny talon 👠
Atao sur commande hatrany 👌
Aza misalasala mandefa message raha mila fanazavana na hanao commande 💌

Ny Aro Mdg

Coucou 🥰Elaela tsy tafahoana teto amin'ny pejy isika…Manantena izahay fa samy salama tsara daholo 🤍
03/06/2026

Coucou 🥰
Elaela tsy tafahoana teto amin'ny pejy isika…
Manantena izahay fa samy salama tsara daholo 🤍

Mitohy hatrany ny fandraisana commande eto amin'ny pejy 🥰❌40 000ar❌ fa araraoty ireto modèle ireto 🥰 ✅Ny ahavon'ny talon...
29/05/2025

Mitohy hatrany ny fandraisana commande eto amin'ny pejy 🥰
❌40 000ar❌ fa araraoty ireto modèle ireto 🥰

✅Ny ahavon'ny talon 1 hatramin'ny 9cm (mitovy ihany ny prix)
✅ Ny loko izay tinao
✅ Marihana fa indramina ireo modèle ireo Ary amboarinay ho anao

🛵 livréna ianao na eto Antananarivo Na any amin'ny faritany

Ny Aro Mdg

Ho an'ireo manontany marobe 🥰Manao slingback izahay eto amin'ny Ny Aro Mdg
22/05/2025

Ho an'ireo manontany marobe 🥰

Manao slingback izahay eto amin'ny Ny Aro Mdg

02/05/2025
Miarahaba antsika rehetra indray nahatratra herin'andro vaovao ❤️Ho herin'andro feno fahasoavana hatrany no ho diavina 🎀
31/03/2025

Miarahaba antsika rehetra indray nahatratra herin'andro vaovao ❤️

Ho herin'andro feno fahasoavana hatrany no ho diavina 🎀

Address

Antananarivo

Telephone

+261329806592

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ny Aro Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share