SERA MADA AXE

SERA MADA AXE Mora sy tsara

🔦Lampe de poche LED puissante                      Kely nefa matanjaka💪Tsara ampiasaina amin'ny: campin🏕️, randonnée,bis...
05/07/2026

🔦Lampe de poche LED puissante

Kely nefa matanjaka💪

Tsara ampiasaina amin'ny: campin🏕️, randonnée,bisikileta🚵,rehefa manamboatra zavatra iny , na rehefa tapaka koa ny jiro💡😬.

✅Rechargeable USB
✅Mazava be avec Zoom
✅Tsy matahotra rano (waterproof)
✅Batterie: lithium, 5h à 6 heure

Taille : 14,5 cm × 4,2 cm (kely, mora atao anaty poche na kitapo)

💰 Prix :15 000 Ar
Misy prix de gros ho an'izay mbola hivarotra

📩 Mp ou 0382153682

Mandefa any @ provinces
Livraison à partir de 2.000ar

⭕ FANTATRAO VE? ILAY LEHILAHY NAHANTRA NAMORONA NY WHATSAPP ⭕  KOUM Tamin’ny fahazazany, i   Koum dia tsy nanana fiainan...
28/02/2026

⭕ FANTATRAO VE? ILAY LEHILAHY NAHANTRA NAMORONA NY WHATSAPP ⭕
KOUM

Tamin’ny fahazazany, i Koum dia tsy nanana fiainana mora.
Teraka tany Ukraine izy t@ 1976

Rehefa 16 taona izy dia nifindra monina tany Etazonia niaraka tamin’ny reniny — tsy nitondra afa-tsy kitapo vitsivitsy sy entana kely.
Tao amin’ny trano kely no nipetraka.
Indraindray na dia rano mafana mba hosotroina aza tsy misy.
Niantehitra tamin’ny fanampiana ara-tsosialy(asa soa nataona fikambanana ireny)izy sy ny reniny.

Fa tao anatin’izany fahasahiranana izany…
Nisy zavatra iray tsy nananany fahantrana: dia ny .

💻 Nianatra coding irery izy.
📚 Nandeha tany amin’ny bibliothèque isan’andro.
Nandany ora maro teo anoloan’ny ordinateur (taloha).
Rehefa lehibe, dia nanao fangatahana asa tao amin’ny Orin'asa Facebook izy. Saningy❌ Nolavina.

Tamin’ny 2009, dia namorona application tsotra izy —
Application iray. izay ahafahana mandefa hafatra📤 haingana, sy tsy misy dokam-barotra.
Io no nantsoina hoe " ".

Tsy nisy birao lehibe🏢.
Tsy nisy vola be.💰
Fa nisy finoana sy faharetana.

Tamin’ny 2014…
Dia ny Orin'asa Facebook ihany no nividy ny application taminy,mitentina 19 miliara dolara💵
Ilay lehilahy nolavin’izy ireo taloha (Jan Koum) ihany no nivarotra azy t@ miliara dolara

👉Lesona azo tsohaina: na lavina aza ianao @ sehatra mety misy anao,sy izay fahaizana hanananao dia tsy midika izany,fa tsy izy mihintsy ianao. fa manohiza foana,fa izay fikirizanao izay no hamiratanao✨

☝️ Abonné-o ny page raha mahaliana anao ny toizao

‎💥 Promotion mandritran'ny fety 💥     FIFAMPIZARANA MAHASOA ‎🌟FAMPIANARANA PIANO SOLFA TIONA amin'ny alalan'ny VIDEO SY ...
25/12/2025

‎💥 Promotion mandritran'ny fety 💥
FIFAMPIZARANA MAHASOA
‎🌟FAMPIANARANA PIANO SOLFA TIONA
amin'ny alalan'ny VIDEO SY BOKY PDF

👉‎Té hitendry any ampiangonana ?
👉Tsy manana rapidité ?
‎👉Raha vao hanomboka ianao, Na te hanamafy fototra amin'ny Solfa tiona

🕰Amin'izay fotoana mampalalaka anao ⏰

Ahitana ireto avy
‎• Introduction
‎• Placement Main droite et main gauche
‎• Temps
‎• Mesure
‎• Exercice main droite et gauche
‎• Exercice doigté par jour
‎• Exercice de game

Alefa WhatsApp na Messenger aminao
na alainao mivantana

➡️Aza misalasala ary fa efa mora be nefa fahaizana mandrakizay 😊

Mandefasa Mp na WhatsApp @ 0382153682

🚀 IREO FOMBA VITSY HANAFAINGANANA NY FIDAY MIADANA na (M'RAM)Mihena ve ny hafainganam-piasan’ny findainao?Indraindray di...
10/12/2025

🚀 IREO FOMBA VITSY HANAFAINGANANA NY FIDAY MIADANA na (M'RAM)

Mihena ve ny hafainganam-piasan’ny findainao?
Indraindray dia vokatry ny apps mavesatra, cache feno, na mémoire tery. Ireto misy astuce PRO hanatsarana avy hatrany ny performance-n’ny findainao 👇

---

1️⃣ ny Cache (Clean Memory)

🔧 Paramètre > Stockage > Cache
Ny cache dia rakitra vonjimaika mipetaka ao anaty finday. Rehefa feno loatra dia mahatonga “lag”, “freeze” ary fitranganakorontana.
Tombontsoa: Haingana kokoa ny fanokafana apps sy navigateur.

---

2️⃣ ny Applications mandeha ambadika

🧯 Paramètre > Applications > Force Stop
Misy apps mandeha foana na tsy ampiasainao. Mihinana RAM sy batterie izy ireny, ka mampiadana ny rafitra.
Vokany: Mitombo ny RAM malalaka → mihazakazaka haingana.

---

3️⃣ ny Animation (Tricks tena mahery!)

⚙️ Developer Options > Window/Transition Animator Scale → 0.5x na Off
Ny animation no mahatonga “slow effect” rehefa manokatra apps. Raha esorina dia miseho avy hatrany ny interface.
Highly recommended ho an’ny finday malemy RAM.

---

4️⃣ ny Applications tsy ampiasaina

🗑️ Ampidino ny enta-mavesatra amin’ny finday.
Ny apps be dia be ➜ mihinana stockage, RAM, ary misedra update mitaiza.
Fanoroana: Esory ny apps tsy ilaina, indrindra ireo “heavy apps”.

---

5️⃣ ny Version “Lite / Go”

📱 Ohatra: Facebook Lite, Messenger Lite, Instagram Lite
Ireo version “Lite” dia kely RAM sy stockage no laniny nefa haingana kokoa.
Tombontsoa: Mahazo 30–50% hafainganam-pandeha fanampiny.

---

6️⃣ Restart indraindray

🔄 Restart = Mamerina madio ny RAM sy ny processes rehetra.
Vokatra: Miala ho azy ireo “process bloqué”.

---

7️⃣ atao feno loatra ny stockage

📦 Rehefa mihoatra ny 85–90% ny mémoire dia lasa miadana be ny rafitra.
Soso-kevitra: Ataovy misy farafahakeliny 20% toerana malalaka.

👉 Araho ny Page, MADA AXE # raha mbola mila torohevitra momban'ny findainao ianao

👉 Écouteur bluetooth “Pro 4”👈             sous cartonSon tsara be Midoboka tsara🔊Bluetooth 5.0 jusqu'à 10méconomie 8h à ...
08/06/2024

👉 Écouteur bluetooth “Pro 4”👈
sous carton

Son tsara be Midoboka tsara🔊
Bluetooth 5.0 jusqu'à 10m
économie 8h à 9h 🎧
Afaka andraidana appel📞
Accessoires cable

Prix 28.000ar/140.000fmg

Tana. mandefa province

Contactes: 0341276164/0334387355

👉Samsung Galaxy fame👈GT6812         Original  Qualité vaovaoMini Android Memoir interne, 2,30Go réelRam 512Mo Appareil p...
07/06/2024

👉Samsung Galaxy fame👈GT6812
Original Qualité vaovao
Mini Android

Memoir interne, 2,30Go réel
Ram 512Mo
Appareil photo,mazava avec Flash
Réseaux mobile,H+
Doubles SIM (duos)
Batterie très puissant
Wi-Fi,GPS,Bluetooth,

livraison partout à Madagascar
Prix:300.000fmg na 60.000ar 😱

📲Contact: 0341276164 ou 0334387355

👉Xiaomi mi2s👈Poste KelikelyQuantité vaovao Avec accessoires (câble, boîtier)Memoire 16Go/Ram2Go réelApn 13/8 mazava be a...
04/06/2024

👉Xiaomi mi2s👈

Poste Kelikely
Quantité vaovao
Avec accessoires (câble, boîtier)
Memoire 16Go/Ram2Go réel
Apn 13/8 mazava be avec Flash
Reseaux H+ misosa be
➡Simple SIM

Battery matanjaka tsara

💴Prix 60.000ar na 300.000fmg

☎️0346520984 ou 0334387355
Livraison possible(tana,province)

👉Samsung Galaxy Ace👈originalQualité vaovao   Mini Android Rom140Mo apk(mahazaka SD carte atr@ 32Go)Réseaux H+ misosa beS...
04/06/2024

👉Samsung Galaxy Ace👈original
Qualité vaovao
Mini Android

Rom140Mo apk(mahazaka SD carte atr@ 32Go)
Réseaux H+ misosa be
Simple SIM
Batterie matanjaka be
Wi-fi, bluetooth,Fm radio 👍
Appareil photo mazava tsara

Prix:50.000ar na 250.000ar
«Misy prix de gros »

livraisons possible (Tana , Province)

☎️Contacte:0341276164 ou 0334387355

👉Casque sans fil Bose QC-950👍❤
15/02/2022

👉Casque sans fil Bose QC-950👍❤

👉Samsung Galaxy Wender 👈  💕Original authentiques 💕     💥Qualité vaovao be💥❌Memoire interne 2Go, réel be👍❌Ram 512Mo✅✴❌App...
04/11/2021

👉Samsung Galaxy Wender 👈
💕Original authentiques 💕
💥Qualité vaovao be💥

❌Memoire interne 2Go, réel be👍
❌Ram 512Mo✅✴
❌Appareil 📷 photo mazava be+selfi✅
❌Batterie🔋matanjaka be 💯 💪
❌Réseaux mobile📶 H+, misosa tsara 🔥
Simple SIM
Avec: GPS,Wi-Fi,Bluetooth, FM radio📻

💴Prix:300.000fmg na 60.000ar
👉Misy prix de gros 3 miakatra 👈

Contact : 📲 0346184090📞
🏠🏡 livraison tana ville, province 🏠🏡

Address

Pasteur
Antananarivo
TANA101

Opening Hours

Monday 06:30 - 05:00
Tuesday 06:30 - 17:00
Wednesday 06:30 - 17:00
Thursday 06:30 - 17:00
Friday 06:00 - 17:30
Saturday 06:00 - 17:30
Sunday 10:00 - 16:00

Telephone

+261341276164

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when SERA MADA AXE posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to SERA MADA AXE:

Shortcuts

Share