CN'Voninkazo

Call Directions

CN'Voninkazo Loading....

Roses 🌹🌹Ny sasany eto an-tokotany ihany, ny sasany nalaina teny rehetra teny....Ankafizo o!
21/04/2022

Roses 🌹🌹
Ny sasany eto an-tokotany ihany, ny sasany nalaina teny rehetra teny....
Ankafizo o!

Plantes sauvages 🥰🥰🥰Bleu, rose sa jaune no tianareo?
27/02/2022

Plantes sauvages 🥰🥰🥰
Bleu, rose sa jaune no tianareo?

Vaovao ny taona dia vaovao be amiko koa ny mahita azy mamelana 😍😍Mirary taona vaovao zina ho antsika, ho ambinina @ izay...
01/01/2022

Vaovao ny taona dia vaovao be amiko koa ny mahita azy mamelana 😍😍
Mirary taona vaovao zina ho antsika, ho ambinina @ izay atao rehetra, dia mahazoa sy mahavanòna izay voninkazo iriana rehetra ihany koa 🙂

Pot en plastique de très bonne qualité Made in FranceEo @ sary tsirairay ny vidiny
06/11/2021

Pot en plastique de très bonne qualité
Made in France
Eo @ sary tsirairay ny vidiny

Tsotsotra fa tsara ery ry zareo rehefa miaraka misokatra 🌺🌺🌺
06/10/2021

Tsotsotra fa tsara ery ry zareo rehefa miaraka misokatra 🌺🌺🌺

Manomboka mahazo aina daholo @ zay fa mafana ny andro 🌺🌺🌺Bon week-end daholo o!
18/09/2021

Manomboka mahazo aina daholo @ zay fa mafana ny andro 🌺🌺🌺
Bon week-end daholo o!

KalanchoeMahafinaritra izy rehefa mamelana Ho antsika manana sy tia azy, matory izy rehefa mafana ny andro fa tsy maty a...
11/07/2021

Kalanchoe
Mahafinaritra izy rehefa mamelana
Ho antsika manana sy tia azy, matory izy rehefa mafana ny andro fa tsy maty akory, dia miverina maniry tsara sy mamelana indray rehefa ririnina

Photo du netRose verte 😍😍😍
19/06/2021

Photo du net
Rose verte 😍😍😍

Kalanchoe double rose sy fuschiaMahafatifaty kely8000ar À récupérer Total Ambodivona
12/06/2021

Kalanchoe double rose sy fuschia
Mahafatifaty kely
8000ar
À récupérer Total Ambodivona

Scaferlati Hafa mintsy izy rehefa miara-misokatra ny fleur 💐🌺💐Bonne fête sahady ny maman rehetra o!
29/05/2021

Scaferlati
Hafa mintsy izy rehefa miara-misokatra ny fleur 💐🌺💐
Bonne fête sahady ny maman rehetra o!

Address

Manjakaray
Antananarivo
101

Telephone

+261325065011

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CN'Voninkazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share