Anosibe Tsena en Ligne

Anosibe Tsena en Ligne Mivarotra en ligne ny entana ety Anosibe Tsena Tana

01/10/2026

Sendra tokony hivarotra arendrina ndray ary aho 🀣🀣🀣🀣.
Bonne soirΓ©e daholy

01/10/2026

Ampahana commission androany 😍
Inona no hotanao tao anaty vidΓ©o ?
Inona no ilainao fona isambolana ?
Afaka atao anaty commission tsara mihintsy n'y PPN an.
Dia misaotra manohana sy mahatoky anay ooooh πŸ₯°πŸ₯°.
Livraison manaraka samedi indray ooooh πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Vomanga orange ity πŸ˜… na koa hoe vomanga carotte πŸ₯•πŸ₯• Sa inona no ahaizanareo azy?Nareo ve tia azy ity ?Fika2 atoroko anare...
01/10/2026

Vomanga orange ity πŸ˜… na koa hoe vomanga carotte πŸ₯•πŸ₯•
Sa inona no ahaizanareo azy?
Nareo ve tia azy ity ?
Fika2 atoroko anareo a
Izy ity arakaraky ny hijanona ela no mampamamy be azy
Dia sao gaga nareo mahita hoe efa ela fa Mbola mamy fona io πŸ˜…πŸ˜….
Otrina kilos any aminareo ?
Ety Anosibe izy 1500ar kg .
Vomanga sihanaka koa misy dia vomanga fotsy vomanga dombolo koa misy hihi
Afaka atao anaty commission tsara mihintsy izy ity πŸ₯°.
Mety endasina mety andrahoina ihany koa

Ampahana livraison androany reto 😍 Couche hita atao anaty commission fona 😊Teneno anaty commentaires hoe couche ampiasan...
01/10/2026

Ampahana livraison androany reto 😍
Couche hita atao anaty commission fona 😊
Teneno anaty commentaires hoe couche ampiasanareo ?
Dia atao tsika disponible.
Dia misaotra anareo manohana

Nareo nga tia an'ity voatavo tanora ity?Sa Ilay mavo be ihany no tinareo ?Zaho tia azy ity, πŸ˜… Ahoana aloha fanaovanareo ...
01/10/2026

Nareo nga tia an'ity voatavo tanora ity?
Sa Ilay mavo be ihany no tinareo ?
Zaho tia azy ity, πŸ˜…
Ahoana aloha fanaovanareo azy e?
IdΓ©e laoka androany voatavo sy patsa mena πŸ˜…
Voatavo sy voanjo koa eee.
Voatavo sy hen'omby.

Raha mandefa commande androany dia livraison rahampitso oooh 😍.
Afaka mandefa mp n'y Liste entana ilainao ianao.
Manao devis izahay tompoko.
Bonne journΓ©e daholy πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Top ao anaty liste commission fona zareo reto 😍 Brocolis sy choux fleurs πŸ˜….Iza no tinareo ?Brocolis sa choux fleur ?N'y ...
30/09/2026

Top ao anaty liste commission fona zareo reto 😍
Brocolis sy choux fleurs πŸ˜….
Iza no tinareo ?
Brocolis sa choux fleur ?
N'y ahy brocolis no tiako πŸ˜…
Isany lΓ©gumes sarotra hita izy ireto sy matetika lafo vidy rehefa tena hors saison iny πŸ˜… Janvier FΓ©vrier Mars Zay
Tonga Dia aleo milamina
Zao izy mora Dia mihinana e 😊😍😍

Bonne soirΓ©e daholy nareo
Afaka mandefa commande ho any livraison vendredi indray ooooh πŸ₯°πŸ₯°πŸ₯°

Rehefa ozy cliente ndry hoe asina sakafom-bitro ihany koa commission πŸ˜….Nareo nga mihompy bitro?Dia inona sakafo bitro na...
30/09/2026

Rehefa ozy cliente ndry hoe asina sakafom-bitro ihany koa commission πŸ˜….
Nareo nga mihompy bitro?
Dia inona sakafo bitro nareo hihihi
Mamikely anie manao zavatra angatahinareo rehefa afaka atao e.

Dia misaotra anareo manohana sy mahatoky anay hatrany ooo 😍😍😍.
Afaka mandefa commande ho any livraison rahampitso oooh πŸ₯°πŸ˜

Manga IrΓ¨ne ity πŸ˜…Ahoana fisafidiananareo manga πŸ₯­πŸ₯­ vidina zareo ?Hoe inona no hitiavanareo manokana an'ilay izy e 😊 ?Ity ...
30/09/2026

Manga IrΓ¨ne ity πŸ˜…
Ahoana fisafidiananareo manga πŸ₯­πŸ₯­ vidina zareo ?
Hoe inona no hitiavanareo manokana an'ilay izy e 😊 ?
Ity isany manga tsy maha be kaka πŸ˜…πŸ˜…Ilay misitrika @ nify e 😊
Tena tsara izy ity a.
Efa manomboka misy ety Anosibe ihany koa izy androany 😍
Mbola lafo izy 5000ar kg
Isany manga tsara izy ity fa manga langouste n'y ahy no tena tiako fona eeee .

Afaka atao anaty commission tsara mihintsy 😊
Mazotoa daholy nareo πŸ₯°

Nareo nga tia champignons pleurotes ?Ahoana fikarakarana azy zareo ?Zaho tsy Mbola nikarara tato aminay πŸ˜… fa efa nihinan...
30/09/2026

Nareo nga tia champignons pleurotes ?
Ahoana fikarakarana azy zareo ?
Zaho tsy Mbola nikarara tato aminay πŸ˜… fa efa nihinana tany @ olona.
Tinareo ve Raha atao tsika disponible izy ity?

Address

Anosibe Antananarivo
Antananarivo
101

Telephone

+261323062526

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anosibe Tsena en Ligne posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share