VNT Madagascar

VNT Madagascar "VOKATRY NY TANY"
VNT Rhum arrangé
"... Ny tany naniriany no tsara"

09/05/2026
💥Iza ilay mankafy an'azy😱👌Efa afaka jifainao tsara ny KAREPOKA 25cl "VNT RHUM ARRANGE"✅Mbola tsy nandiso fanantenana ra ...
27/04/2026

💥Iza ilay mankafy an'azy😱
👌Efa afaka jifainao tsara ny KAREPOKA 25cl "VNT RHUM ARRANGE"
✅Mbola tsy nandiso fanantenana ra ny tsirony😋
✅Mora hatrany ra ny vidiny 😉
✅mafatifaty kely ny paoziny no afaka ampirimina tsara😎
✅Efa azonao jifaina eny @ toerana mahazatra👍
Aza tara ary maka ny anjaranao e!
Misy vidiny manokana ra mbola hivarotra
❌Vokatra ho an'i 18 taona miakatra

🔥Mivadika DRAGON 🐉 avy hatrany enao raha misotro azy 🙏😊💥VNT Rhum arrangé no anarany👌💥Miankina aminy parfum sotroinao ny ...
15/04/2026

🔥Mivadika DRAGON 🐉 avy hatrany enao raha misotro azy 🙏😊
💥VNT Rhum arrangé no anarany👌
💥Miankina aminy parfum sotroinao ny DRAGON 🐲 hifoha ao aminao 🔥

👉Anao ny safidy sisa, miandry anao ho dragon daholo izahay. 🤗
📍 Point de vente:
✅Bazar du quartier
✅AMEA andavamamba
✅la PLAGE tanjombato
✅bar mamitiana Anosipatrana
✅Bar anosibe
✅Bar THB Ambohitrimanjaka sns...
0382742058

💢TSY HO ELA!!Vokatra vaovao be VNT Rhum arrangé 🔥"KAREPOKA"🥹😋☺️Noho ny fangatahanareo mpajifa dia ho avy tsy ho ela izan...
14/04/2026

💢TSY HO ELA!!
Vokatra vaovao be VNT Rhum arrangé 🔥"KAREPOKA"🥹😋
☺️Noho ny fangatahanareo mpajifa dia ho avy tsy ho ela izany.
👉Vidiny mora hatrany 😁
👉Ny tsirony matsiro hatrany 🤤
👉Ao anaty tavoahangy 25 cl😲
✅Araho hatrany ny pejy ny VNT Madagascar
Afaka miresaka aminay raha mila fanazavana fanampiny
038 27 420 58

Manimanina vacance ve? 🌊🏖️👉tsy Mila mandeha lavitra enao ra misotro azy ☺️, toy ny eny amorontsiraka sahady.💥La Pina Col...
25/03/2026

Manimanina vacance ve? 🌊🏖️
👉tsy Mila mandeha lavitra enao ra misotro azy ☺️, toy ny eny amorontsiraka sahady.
💥La Pina Colada no mety aminao 👌🍹
✅ Misy tsiro Coco sy ananas
✅ Afaka atao anaty frigidaire
✅ afaka asina glaçon

💥Aza tara Ary enao maka n'y anjaranao
💢Afaka jifainao eny @ point de vente n'y VNT Rhum arrangé eto Antananarivo.
📞0382742058

💥weekend mahafinaritra fona miaraka aminy VNT Rhum arrangé 🥂🎉👉Aza taraiky alaivo ny anjaranao 😉👍
21/03/2026

💥weekend mahafinaritra fona miaraka aminy VNT Rhum arrangé 🥂🎉
👉Aza taraiky alaivo ny anjaranao 😉👍

💥Eto foana izahay ary manakaiky anareo mpanjifa hatrany ☺️🔥VNT Rhum arrangé 👉Ny Vidiny tena mirary 😊👉Ny tsirony aoka fot...
13/03/2026

💥Eto foana izahay ary manakaiky anareo mpanjifa hatrany ☺️
🔥VNT Rhum arrangé
👉Ny Vidiny tena mirary 😊
👉Ny tsirony aoka fotsiny 😲 tena matsiro be 😋
👉Ny karazany, maro hisafidianana
👉Tsy mampakafoka 😉
👉Natoraly hatrany

💈Point de vente:
- BAZAR du quartier Mahamasina
- AMEA Andavamamba
- Bar Mamitiana Anosipatrana
- LA PLAGE Tanjombato
- Bar Anosibe sns...

Afaka miantso avy hatrany na MP
038 27 420 58

💢Aza adino ary fa hiatrika ADY ihany koa izahay 🫡🦹🇲🇬👊Efa mijoro izahay ary vonona tsara hiatrika an'izany.Ireto avy izy ...
02/03/2026

💢Aza adino ary fa hiatrika ADY ihany koa izahay 🫡🦹🇲🇬
👊Efa mijoro izahay ary vonona tsara hiatrika an'izany.
Ireto avy izy ireo no mandray anjara amin'izany:

-COLA GINGEMBRE à la Canelle
-GINGEMBRE AU MIEL
-CITRON à la MENTHE
-PASSION à la VANILLE
-LA PINA COLADA (coco et ananas)
-POK POK

🔥VNT RHUM ARRANGE 💪
👉Hiady mafy izy mba hahazoany anareo
👉Hiady mafy izy mba hosotronareo
👉Hiady mafy izy mba hanome fahafaham-po ho anareo
👉Hiady mafy izy mba hanakaiky anareo mpanjifa

Afaka jifainao eny @ ireto toeran ireto ny VNT RHUM☺️
📍AMEA Andavamamba
📍BAZAR DU QUARTIER Mahamasina
📍BAR Mamitiana Anosipatrana
📍LA PLAGE Tanjombato
📍Bar Anosibe sns...

Afaka mamatsy anareo hatrany izahay 😊😁
MP na 038 27 420 58

💥Ankafizo hatrany ny tsiron'ny VNT Rhum arrangé 🔥💯 👉Afaka manjifa avy hatrany ianareo amin'ireto karazany ireto.🔥 Gingem...
06/02/2026

💥Ankafizo hatrany ny tsiron'ny VNT Rhum arrangé 🔥💯
👉Afaka manjifa avy hatrany ianareo amin'ireto karazany ireto.
🔥 Gingembre au Miel
🔥Cola gingembre à la cannelle
🔥Citron à la menthe
🔥 Passion à la vanille
🔥Pinada colada (coco à l'ananas)

💢 Andramo, Ankafizo, Sotroy, Vidio
💈Afaka jifainao eny @ toerana voatokana na mandefa hafatra miafina.

💥Laissez vous séduire par l'irrésistible VNT Rhum arrangé qui vous transporte directement sous le soleil de Madagascar a...
05/02/2026

💥Laissez vous séduire par l'irrésistible VNT Rhum arrangé qui vous transporte directement sous le soleil de Madagascar avec une recette audacieuse et authentique.
👉 Saveur originale
👉 Savoir faire Malagasy
👉42% de pur plaisir
💈 Disponible chez nos revendeurs habituels

Address

ANTANANARIVO
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when VNT Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share

Category