By Dii

By Dii Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from By Dii, Shopping & retail, Antananarivo.

22/05/2026

🌼Ito indray Coupe- frites Manuel en Acier Inox
🌼 Eny na légumes hafa ary mety annn

21/05/2026

Bonsoir daholo 🥰
🌼Ito indray ary misy brosse de nettoyage rotative multifonction 3 en 1 ...
🌼Manadio tsara io annnn 🤗

Bonjour daholo 🥰🌸Ireto misy combi mahafatifaty kely indray 🌸Crepe élastice ny lambany🌸Taille standard 🌸Arakarak' ilay ol...
14/11/2025

Bonjour daholo 🥰

🌸Ireto misy combi mahafatifaty kely indray
🌸Crepe élastice ny lambany
🌸Taille standard
🌸Arakarak' ilay olona manao azy ann, tsy voatery mifinjifinjy ohatran' izao ny ao aoriana 😁

Afaka miditra mp an🥰

Salama daholo oooh 🥰🌼Ireto poketra roa ireto annn de atao  15000ar fotsnyy ny iray☺ 🌼Iza amin' ireo no mety aminao? 🌼Mid...
15/08/2025

Salama daholo oooh 🥰

🌼Ireto poketra roa ireto annn de atao 15000ar fotsnyy ny iray☺
🌼Iza amin' ireo no mety aminao?
🌼Midira mp avy hatrany 🤗

Salama daholo ooooh🥰🌼Elaela kely tsy tato ann, fa ireto ary misy poketra sy sac vita feuillard vaovao indray miaraka an'...
01/08/2025

Salama daholo ooooh🥰

🌼Elaela kely tsy tato ann, fa ireto ary misy poketra sy sac vita feuillard vaovao indray miaraka an' ilay teo aloha teo ireny . Asa tanana vita Malagasy 100%🇲🇬

🌼Afaka misafidy couleur , misafidy modèle izay tianareo hanaovan' azy ary afaka mandefa sary aty aminay izay tianareo atao endriny ihany koa ☺....izany hoe afaka manao commande nareo , mandray commande izahay ...eny na ohatran' ireo amin' ny sary ireo ary

🔴Midira mp avy hatrany ary ooohh🥰
Arakarak' ilay poketra no vidiny ☺

Bonjour daholo🥰🔴Mankasitraka be dia be ho anareo rehetra rehetra izay nilalao ❤🙏🏻🔴Izy aloha izany no hahazo an' ilay lok...
15/06/2025

Bonjour daholo🥰

🔴Mankasitraka be dia be ho anareo rehetra rehetra izay nilalao ❤🙏🏻
🔴Izy aloha izany no hahazo an' ilay loka 🥰
🔴Araho hatrany ny page- tsika ann🥰

14/06/2025

Bonjour daholo 🥰

🔴Androany ny faran' ny lalao antsika an, tapitra androany tontolo , zany hoe afaka mbola milalao hatrany aloha
🔴Rahampitso jerena eo amin' izay hoe iza no be réaction indrindra ny commentaireny, izay nanasa ny namany nilalao ihany koa ary izay nipartage ary izay ni'abonner ny page🎀: izay ilay lalao ann🥰
🔴Rahampitso @ 09 Ora maraina , araho hatrany hatrany page- tsika 🎀

07/06/2025

Araho hatrany hatrany ny page- tsika 🥰🎀

Bonsoir daholo 🥰🎀Ndao hilalao amin' izay ary🔴Hidiro ny page- tsika ary suiveo🔴Manao partage an' ity publication  ity pub...
07/06/2025

Bonsoir daholo 🥰
🎀Ndao hilalao amin' izay ary

🔴Hidiro ny page- tsika ary suiveo
🔴Manao partage an' ity publication ity publication ity
🔴Inviteo ny namana be dia be ao @ commentaire hilalao ihany koa dia asivo manao réaction zareo 😁

🎀Izay be réaction indrindra ny commentairany no mahazo an' ilay credit 02 sy vola 10000 ar 😁, aza adino no mipartage an' ity publication ity ( public) , sy miabonner ny page

Mazotoa daholo izay vonona hilalao 🥰
@ Samedi no tapitra de hitantsika eo hoe iza no nahazo kanefa tena nanaraka an' ilay fitsipikin' ny lalao 🎀

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261334813917

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when By Dii posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share