Shopping by Sha&Ti

Shopping by Sha&Ti le bonheur est une construction qui se nourrit d'action et de décision ��

Coucou daholo 👋👋🥳Ho anareo manana zanaka vavy kely oh🙀.Tena tsara ito entanay ito an. ☘️ Matière: coton respirant, agréa...
13/11/2025

Coucou daholo 👋👋🥳
Ho anareo manana zanaka vavy kely oh🙀.
Tena tsara ito entanay ito an.

☘️ Matière: coton respirant, agréable à porter, souple à la taille
☘️ Paquet de 10pieces
☘️ Modèle et couleur selon paquet (tsy misafidy fa efa lay izy niala any ihany)
❌ Prix : 30 000 Ar ❌
Ideale pour 2 ans à 12 ans

Stock limité be fa aza tara.

❤️ARRIVAGE SERVIETTE DE BAIN  ENSEMBLE 2 PIÈCES❤️➡️ Matière en MICROFIBRE🔥🔥Prix:17.000Ar seulement 👉Dimension GM : 1m40/...
12/11/2025

❤️ARRIVAGE SERVIETTE DE BAIN ENSEMBLE 2 PIÈCES❤️

➡️ Matière en MICROFIBRE

🔥🔥Prix:17.000Ar seulement

👉Dimension GM : 1m40/ 70cm
👉 Dimension PM : 75cm/ 35cm
❌Raha maka (02) no mihoatra dia mahazo prix de gros 15 000ar🥰🥳.
👉 Ireo amin'ny sary ireo ny sisa disponible fa araroty an.

Livraison partout à Madagascar 🚚
☎️033 62 491 34

☘️ Ireto indray lay serviette tinareo be fa tonga ☘️Qualité au top hatrany nentsikaAza miala  micorfible 🥳👉Tsy misy volo...
09/11/2025

☘️ Ireto indray lay serviette tinareo be fa tonga
☘️Qualité au top hatrany nentsika
Aza miala micorfible 🥳
👉Tsy misy volombolony manidina io
👉 Malefaka tsara sady mitroka tsara hamandona
👉 Tsy manimba volo sy tarehy

« La simplicité est la clé de l’élégance. » 🌹Tsy asina resaka be fa Mp avy hatrany zay haka  ary eh. 🤩🤩🌞 Inoxydable 😍 ❌ ...
08/11/2025

« La simplicité est la clé de l’élégance. » 🌹

Tsy asina resaka be fa Mp avy hatrany zay haka ary eh. 🤩🤩
🌞 Inoxydable 😍

❌ Izay maka 5 pieces no miakatra dia mahazo prix de gros 🥳🥳 ❌
Prix sur la photo🥰

08/11/2025

Salama daholo ☺️👋👋
Elabe izahay tsy nizara zavatra ho anareo.
Misy entana tsara ve nomaninay ho anareo ato fa aza miala lavitra ary eh. 😍
Zay dia araho hatrany ny pejy an Bisous daholo😘🥰.

Kay zany fahamanjana leretsy eh😍😍.Bandoulière croco vernis🤭😍 5 coloris, qualité top 👌🏻( 12,5*20cm)    A seulement 30 000...
14/09/2025

Kay zany fahamanjana leretsy eh😍😍.
Bandoulière croco vernis🤭😍 5 coloris, qualité top 👌🏻
( 12,5*20cm)
A seulement 30 000ar🤗
Livraison partout à Madagascar ☺️

Efa misy photo réelle ireo an😉

16/07/2025

Zaraiko eto ity sendra mahasoa antsika ato☺️.

🍒IRETO INDRAY AGENCE DE RECRUTEMENT INTERNATIONAL 🇨🇦

1️⃣ Focus Talent
https://www.facebook.com/Focus-Talent-108473781480451

2️⃣ Phoenix-Gmi : Recrutement francophone
https://www.facebook.com/people/Phoenix-Gmi-Recrutement-francophone/100057411250905/

3️⃣ HR Pro Careers (Mauritius)
https://www.facebook.com/HRpromauritius

4️⃣ Groupe IVEY Group FR
https://www.facebook.com/GroupeIVEY

5️⃣ RHA International
https://www.facebook.com/rhainternational

6️⃣ WE Conseil et Recrutement
https://www.facebook.com/werecrutement

7️⃣ Immigration PRIMO (Canada)
https://www.facebook.com/immigrationprimo.ca

8️⃣ Temporis Montréal
https://www.facebook.com/temporis.montreal

9️⃣ Choisir Le Québec
https://www.facebook.com/Choisirleqc

🔟 MyrConseil
https://www.facebook.com/myrconseil

1️⃣1️⃣ Accès Travail Québec
https://www.facebook.com/accestravailquebec

1️⃣2️⃣ Québec En Tête
https://www.facebook.com/quebecentete

1️⃣3️⃣ France Travail - Mobilité internationale
https://www.facebook.com/PoleemploiMobiliteInternationale

1️⃣4️⃣ H360 Ressources
https://www.facebook.com/H360Ressources

1️⃣5️⃣ Auray Sourcing
https://www.facebook.com/AURAYSourcing

1️⃣6️⃣ Métier Plus International
https://www.facebook.com/metierplusinternational

1️⃣7️⃣ Recrutement et Conseil International (RCI)
https://www.facebook.com/rcinternational.net

1️⃣8️⃣ DR Recrutement International
https://www.facebook.com/DRrecrutementinternational

1️⃣9️⃣ Agence Portfolio International
https://www.facebook.com/agenceportfolio

2️⃣0️⃣ Infos Recrutement & Immigration Québec
https://www.facebook.com/immigrantquebec

2️⃣1️⃣ ARIMÉ INC. (Canada)
https://www.facebook.com/Arimeinccanada

2️⃣2️⃣ SH Recrutement International Canada
https://www.facebook.com/SHrecrutementInternational

2️⃣3️⃣ Agence de Recrutement Canadienne
https://www.facebook.com/p/Agence-de-recrutement-Canadienne-100063707124137

2️⃣4️⃣ International Recrutements et Immigration Canada
https://www.facebook.com/recrutement.international.canada

2️⃣5️⃣ Workvantage International Workforce Solutions (Canada)
🌐 https://workvantage.ca

2️⃣6️⃣ Altis Recruitment (Canada)
🌐 https://www.altisrecruitment.com

2️⃣7️⃣ Bestelle – Francophone Recruitment Canada
🌐 https://bestelle.ca/francophone-recruitment

2️⃣8️⃣ Immigraffaires – Immigration & Recrutement
🌐 https://www.immigraffaires.ca

Ataova miavaka ny CV nao CV forme Canadien mifanaraka amizay offre d'emploi misy ao , fenona tsara ilay formulaire misy ao . Aza misalasala manontany olona mahay manamboatra io CV Canadien io raha tsy mahay.(efa misy torolalana koa ato @ pejy)

NDAO HIFANAMPY 🙏

Sary fanehoana
✍️ Christian Himitsiny

Who thought job hunting could be as easy as this?! Simply send us your CV and skip the tiring process

Coucou daholo 👋👋🥰Iza no tia loko léopard otrana ato 🤩Tsara kely eriii eh  🥺😻Aza misalasala miditra Mp😘Prix 30 000ar ihan...
12/07/2025

Coucou daholo 👋👋🥰
Iza no tia loko léopard otrana ato 🤩
Tsara kely eriii eh 🥺😻
Aza misalasala miditra Mp😘

Prix 30 000ar ihany
Livraison possible 🫶

Coucou daholo 🤗👋Arrivage hafa mihintsy ty reto ah ✨Jupe léopard ❤️‍🔥              45.000 Ar ❗️🍀 Taille L/M🍀 Couleur: Noi...
14/06/2025

Coucou daholo 🤗👋
Arrivage hafa mihintsy ty reto ah
✨Jupe léopard ❤️‍🔥
45.000 Ar ❗️
🍀 Taille L/M
🍀 Couleur: Noir et Marron
Efa misy photo réelle reo 😍

Nb: Noir taille L et marron taille M

N''hésitez pas à nous envoyer un message 😘.

26/05/2025

Ito misy fizarana mety mahasoa antsika ato , avy

🔥 𝙑𝘼𝙇𝙄𝙉𝘼 𝘼𝙉𝘼𝙇𝙔𝙎𝙀 ⚠️⚠️ | Matetika dia asaina manao analyse rà ianao kanefa tsy hainao akory ny aretina tadiavina amin'izy ireny. Tsara ihany anefa no mba manana fahalalàna ankapobeany amin'izany isika Malagasy.
_
✅ Ireto ary ny ampahany amin'izy ireo :

❌ #𝙃𝙀𝙈𝙊𝙂𝙍𝘼𝙈𝙈𝙀 na #𝙉𝙁𝙎 (numération formule sanguine)
👉🏽dia hitiliana hoe ampy rà ve (raha latsaka ny hémoglobine dia tsy ampy rà ilay marary, izay ilay anémie)
👉🏽tafiakatra ambony be ve ny isan'ny sela fotsy (raha ambony ny globules blancs be dia manambara fa misy infection na homamoadany rà)
👉🏽ampy ve ny isan'ny plaquettes (raha latsaka be dia mety ho antony hampande-rà)

❌ #𝘾𝙍𝙋 (c-reactive protein)
👉🏽raha miakatra dia manambara fa misy inflammation izay ilay marary (ny antony dia mety ho microbe tafiditra, na cancer, na aretina hafa). Ny analyse hafa no manampy be be kokoa hitadiavana hoe aiza ilay toerana misy io inflammation io.

❌ #𝘾𝙍𝙀𝘼𝙏𝙄𝙉𝙄𝙉𝙀 sy #𝙐𝙍𝙀𝙀 (azotémie)
👉🏽dia loto ao anaty rà (raha avo be izy io dia tsy miasa tsara ny voa, na hoe manao insuffisance rénale).
👉🏽mety ho fiakarana mandalo miserana fotsiny, ka rehefa tsaboina ilay antony mampiakatra azy dia midina ho normal ihany (izay ilay insuffisance rénale aigue).
👉🏽raha efa potika kosa ny voa, dia tsy hidina ho normale intsony io analyse io (izay ilay insuffisance rénale chronique).


👉🏽hijerena hoe ampy Potassium tsara ve ilay marary, sa tafiakatra avo loatra (hyperkaliémie, izay mety hampijanona ny fò tampoka raha tsy voatsabo) sa latsaka ambany loatra (hypokaliémie, izay mampikorontana fidoboky ny fò, mahatonga faharerahana, crampes, sy maro hafa).
👉🏽ampy sira tsara ve (Sodium sy Chlore). Raha tafiakatra avo loatra (hypernatŕémie, dia mety tsy ampy rano izay ilay olona, na déshydraté). Raha tafidina ambany indray dia tena tsy ampy sira tokoa, na feno rano ny vatany ka mila alaina (hyponatrémie de dilution).

❌ #𝘼𝙎𝘼𝙏 #𝘼𝙇𝘼𝙏 (transaminasémie)
👉🏽hitiliana hoe misy sa tsisy fahavoazana ny aty
👉🏽raha tafiakatra avo be, dia izay ilay antsoina hoe Cytolyse hépatique. Mety ho maro no antony, fa anisany amin'ireo ny Hépatite (virale, médicamenteuse, sns).


👉🏽tahany siramamy ao anaty rà raha vao tsy nisakafo (tokony ho iva ny glycémie raha mbola tsy nisakafo ny olona iray).
👉🏽raha tafiakatra avo dia mety ho Diabeta izay no antony, ka mila manao ilay Cycle glycémique (hijerena hoe miakatra foana ve maraina atoandro hariva? Sa miovaova? Hahafahana mametraka ny fitsaboana mifanaraka amin'izany)

❌ #𝙃𝘽𝘼1𝘾 (hémoglobine glyqué)
👉🏽analyse hijerena hoe Diabetika sa tsia ny olona iray.
👉🏽ampiasana ihany koa hanarahana ireo diabetika mihinana fanafody, hoe voatsabo tsara sa mihombo ny aretina.
👉🏽isan-telo volana ny HbA1c no tokony ho jerena.
👉🏽marihina fa areti-mandoza ny Diabeta, ary mamotika haingana ny Fo, ny Lalandrà, ny Voa raha tsy voatsabo tsara.

❌ #𝘾𝙃𝙊𝙇𝙀𝙎𝙏𝙀𝙍𝙊𝙇𝙀𝙈𝙄𝙀
👉🏽ny LDL-cholestérol, no antsoina hoe cholestérol ratsy (raha tafiakatra avo izy dia betsaka ny risque hanetsenany lalandrà).
👉🏽ny HDL-cholestérol, no antsoina hoe cholestérol tsara (izy indray dia ilain'ny lalandrà, ka tsara raha tena avo ny valiny).
👉🏽raha mikorontana izy ireo dia izay ilay antsoina hoe Dyslipidémie.

❌ #𝙏𝙍𝙄𝙂𝙔𝘾𝙀𝙍𝙄𝘿𝙀𝙈𝙄𝙀
👉🏽tavy any anaty rà izy io, ka mahatsentsina lalandrà raha avo be (sakafo be siramamy sy be menaka no mampiakatra azy)

✅ 𝙎𝘼𝙈𝙄𝘼 𝙈𝙄𝙕𝘼𝙍𝘼
__
Dr. Rakotonoel, Cardiologue ❤️

Coucou les filles.Iza lay tia zavatra stylée 🥰🥰.✨Sac CÉLINE 2 pièces ✨✨📍30 000 Ar nge dia mahazo eh 🤗👌 Qualité top hatra...
26/05/2025

Coucou les filles.
Iza lay tia zavatra stylée 🥰🥰.
✨Sac CÉLINE 2 pièces ✨✨
📍30 000 Ar nge dia mahazo eh 🤗
👌 Qualité top hatrany
ao ny photo réelle.

Address

Antananarivo

Telephone

+261346617760

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shopping by Sha&Ti posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share