17/02/2026
✨️SERIVISY HO ANTSIKA MIKARAKARA FETY✨️
Izahay dia manolotra vahaolana feno ho an'ny hetsika rehetra : fampakaram-bady, tsingerin-taona, fihaonambe, sns...
✨️Aza manahy intsony amin'ny fandaminana!
✨️ Fanofana Latabatra sy Seza + Serivisy Traiteur Miavaka!
✨️Fiara (Grand starex na Starex avec chauffeur)
✨️Chapiteaux
✅️Ny Atolotray Anao:
✨️Latabatra sy Seza
✨️Chapiteaux
✨️Chaises pour les mariés
✨️Tapis rouge
✨️Bougie électrique
✅️Entana tsara kalitao sy madio ho an'ny karazana hetsika rehetra (mariage, anniversaire, conférence, sns.).
💥Afaka manatitra sy maka 💥
✨️TRAITEUR & SERVICE :
✅️Fikarakarana sy fanomezana ny sakafo rehetra.
✅️Ekipa matihanina amin'ny service.
✅️Sakafo Traiteur : Sakafo matsiro, masaka tsara, ary mifanaraka amin'ny tsiro sy ny teti-bolanao. Miainga amin'ny cocktail tsotra ka hatramin'ny buffet !
✅️Aza misalasala manantona anay, fa vita avokoa ny momba ny fitaovana sy ny sakafo.
✅️Avelao ny fikarakarana ho anay, ary ianao kosa mifalia sy mankafy ny lanonana!🎉🎈🎆🎇
📞 Antsoy Avy Hatrany: 034 76 754 99