Rh Print

Rh Print GRAVURE ET DÉCOUPE LASER
Invitation mariage, fiançaille, bâpteme...
Cadeaux personnalisés, décoration

🎒✨ VOTRE CONFIANCE = NOTRE PLUS BELLE MOTIVATION 🤍Cette rentrée, une chose nous a particulièrement touchés :be dia be ta...
09/09/2026

🎒✨ VOTRE CONFIANCE = NOTRE PLUS BELLE MOTIVATION 🤍

Cette rentrée, une chose nous a particulièrement touchés :
be dia be taminareo no niverina nanao commande taminay indray ! 🥹❤️
Rehefa mahita client efa niaraka taminay tamin’ny taona lasa miverina indray amin’ity taona ity, dia tena mahatsapa izahay fa tena afa-po ianareo. 🫶
Misaotra anareo anciens clients tamin’ny fidélité, ary misaotra ireo nouveaux clients tamin’ny confiance. 🤍
Mbola hanohy hiezaka sy hanatsara hatrany izahay ho anareo, ary voaray daholo ireo retour rehetra avy aminareo ✨
Fa ny amin'ity taona ity aloha dia efa tapitra ny fandraisanay commande amin'ny étiquette scolaire.

PS : Ireto ny santionany amin’ireo retour avy aminareo 🥹❤️

Sur ce Bonne Rentrée ny kilonga Kely🥰

24/08/2026

🚚✨ LIVRAISON DU JOUR — C’EST PARTI ! 📦

Les commandes sont prêtes et prennent la route aujourd’hui 💨
Misaotra betsaka anareo foana amin'ny fahatokisana anay✨

👉Mbola misokatra ny fandrainsana commande 👈

🚴Manao livraison
📞0345149291

03/08/2026

Bonjour Bonjour👋
Retour client mamikely indray no hanombohantsika ity herinandro vaovao ity 🥰
😍 Iza koa no te hahazo étiquette scolaire tsara kalitao sady mateza?

📩 Aza misalasala ary mandefa hafatra miafina aminay
📞0345149291
🚴Manao livraison


Ity ilay fanontaniana miverimberina ato aminay 😂👇 : « Hafa ve ny prix raha asiana sarin'ilay harenakeliko 🥰 ? »👉 Tsy mio...
31/07/2026

Ity ilay fanontaniana miverimberina ato aminay 😂👇 :

« Hafa ve ny prix raha asiana sarin'ilay harenakeliko 🥰 ? »

👉 Tsy miova ny prix ka ! 👈

Fa ny rendu kosa… 😍🔥
Toy izao amin'ny sary izao

📞 034 51 492 91
🚴 Manao livraison

🎒 Kely fotsiny, fa tena ilaina ! ✨Tsy very intsony ny cahier sy stylo an'ny zanakao rehefa misy ny anarany 🥰🏷️ Étiquette...
29/07/2026

🎒 Kely fotsiny, fa tena ilaina ! ✨

Tsy very intsony ny cahier sy stylo an'ny zanakao rehefa misy ny anarany 🥰

🏷️ Étiquettes personnalisées prédécoupées
📩 Mbola mitohy foana ny fandraisana commande
📞 034 51 492 91

Bonjour Bonjour 👋
28/07/2026

Bonjour Bonjour 👋

🩷 SAJA BOYS💜 HUNTRIXRaha ny zanakao no misafidy, Iza no tiany?😁Hihi... Fa na team Saja boys izy, na Team Huntrix...✨Afak...
22/07/2026

🩷 SAJA BOYS
💜 HUNTRIX

Raha ny zanakao no misafidy, Iza no tiany?😁
Hihi... Fa na team Saja boys izy, na Team Huntrix...

✨Afaka manao commande amin'ny modèle tiany ianao 😍

📞034 51 492 91
🚴Manao livraison

21/07/2026

Atoronay anareo eto amin'ny video eto ary ny fametahana an'ilay
✨ÉTIQUETTE SCOLAIRE PERSONNALISÉ ✨

Raha mbola tsy nanao commande ianao, aza misalasala mandefa hafatra miafina aminay 😊
Prix : 6 000 Ar de chaque🎉

Hello hello👋La rentrée approche 🎊📣📚Tapitra hatreo ny korotana sy ny entana mifangaro any am-pianarana satria dia misy ny...
20/07/2026

Hello hello👋
La rentrée approche 🎊📣📚
Tapitra hatreo ny korotana sy ny entana mifangaro any am-pianarana satria dia misy ny

✨ ÉTIQUETTE SCOLAIRE PERSONNALISÉ PRÉDÉCOUPÉ ✨
Averinay ihany fa personnalisé, afaka asina sary izay tian'ny zanakao... Barbie, Spiderman, licorne sns... Na ihany koa ny sariny mihintsy no atao eo🤩
Amin'ny vidiny mirary dia mirary🎊
💥Personnalisé et Prédécoupé tsy mila misikotra na manapaka intsony ianao fa tonga dia mametaka fotsiny sisa 😍

- Pour cahier : 18pcs
- Pour stylo, feutre etc... : 48pcs
📍A seulement : 6.000Ar de chaque

Ka inona ary no endrasanao fa alefaso dieny izao ny commande📢
📞 034 51 492 91
🚴 Livraison partout à Madagascar


Bonjour bonjour 👋Même en vacances, préparons doucement la rentrée. 📚✨ Rahariva havoakanay ny modèles ary hisokatra ny co...
20/07/2026

Bonjour bonjour 👋

Même en vacances, préparons doucement la rentrée. 📚
✨ Rahariva havoakanay ny modèles ary hisokatra ny commandes
👉 Aza miala lavitra an'ny pejy ary oooh

Sur ce bonne journée daholo aloha✨

Address

Ambohitrimanjaka
Antananarivo
101

Telephone

+261345149291

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Rh Print posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share