Mi Jejou Mada

Mi Jejou Mada 😍 Produit BIO 😍 Akanjo lamody rehetra 😍 mandray commande 😍

Sur commande hatrany 😊 efa akaiky ny fety fa tongava aingana maka refy, anaovanay azy vetyvety 😊😍
10/12/2025

Sur commande hatrany 😊 efa akaiky ny fety fa tongava aingana maka refy, anaovanay azy vetyvety 😊😍

🤣🤣🤣
10/12/2025

🤣🤣🤣

10/12/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Maholy Andrianambinintsoa, Raz Estherine

😍😍😍 efa akaiky ny fety fa alefaso aingana commande hoan'ireo princesses kely tsika 😍 sur mesure 😊
10/12/2025

😍😍😍 efa akaiky ny fety fa alefaso aingana commande hoan'ireo princesses kely tsika 😍 sur mesure 😊

05/11/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Hajaina Sarobidy, Milanto Randrianiaina, Mialy Ravaka

29/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rajaonah Andoniaina, Michou Rasoamihaja, Häñïtřa Neýone, Õm Nïah, Izzy No Izy

23/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Kanto Rabearisoa, Anyh Ran, Créa Fÿ, Tsy Resy

Za manambitamby ny machine ko mba tsy hanondrana fa mbola maro ny asa miandry anay💪😏😂😂😅😅😅😅😅 nefa amnio izy vao maika man...
21/10/2025

Za manambitamby ny machine ko mba tsy hanondrana fa mbola maro ny asa miandry anay💪😏😂😂😅😅😅😅😅 nefa amnio izy vao maika manondrana be 🤣🤣

09/10/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tiana Harimalala, Nÿ Andriåna

24/09/2025

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Tsiky Rakotoary, Lalatiana Miarisoa, Vololonirina Larissa, Fah Ran, Antonie Lalatian

🎀 Robe Princesse pour Petite Fille – Sur Commande & Sur Mesure 🎀Modèle exclusif, élégant, vita tanana amin’ny fitiavana ...
22/09/2025

🎀 Robe Princesse pour Petite Fille – Sur Commande & Sur Mesure 🎀
Modèle exclusif, élégant, vita tanana amin’ny fitiavana sy fikarakarana ❤️.

👗 Description :
Ity robe satin manjelatra ity dia tonga lafatra ho an’ny zazavavy kely amin’ny fotoana manokana – mariage, baptême, anniversaire, na shooting photo.
Miaraka amin’ny nœud papillon lehibe amin’ny lamosina, zaitra matihanina, ary finition madio, dia manome endrika anjely sy miavaka ho an’ilay zaza 😍

🧵 Tissu : Satin premium, classy sy manjelatra
🪡 Zaitra : Madio sy matihanina,
🎀 Endrika “princesse” manja sy manintona 😍

💡 Afaka manao izay modèle tianareo atao izahay – alefaso fotsiny ny sary na hevitrao, dia tanterahinay amin’ny kalitao tsara indrindra ❤️

📩 Mifandraisa aminay anio hisafidianana ny modèle tonga lafatra ho an’ny zaza kely 😍!

💛 KERATINE NATORALY HO AN’NY VOLO 🌿✨(Tsy mila vola be, akora ao an-dakozia ihany no ilaina!)👉 Raha mitaraina amin’ny vol...
22/09/2025

💛 KERATINE NATORALY HO AN’NY VOLO 🌿✨
(Tsy mila vola be, akora ao an-dakozia ihany no ilaina!)

👉 Raha mitaraina amin’ny volo miongotra, mihintsana, very endrika, maina ary tsy mitombo ianao, ity no vahaolana tsotra sy mahomby afaka andramana!

---
Akora ilaina :

🍌 Ankondro masaka iray – manankarena otrikaina, manalefaka volo ary manampy amin’ny fitomboana.
🥔 Ovy iray – manankarena “vitamine C & B”, mampitombo keratine voajanahary, manakana ny fianjeran’ny volo ary mampamirapiratra azy.
---

Fomba fikarakarana :

1. Sasao madio ny ankondro sy ovy.

2. Kikiso na tetehina madinika.

3. Apetraho ao anaty mixeur ka blend-ena mandra-pahazoana crème malefaka.

4. Raha mavesatra loatra dia asio rano kely mba hahazoana texture tsara.

5. Hosory tsara manerana ny volo sy ny hodi-doha, indrindra amin’ny fakany.

6. Avelao 30 – 40 minitra.

7. Sasao tsara amin’ny rano sy shampoing malefaka.
---

Isan-karazany ny fampiasana azy :

👉 Mampiasà indray mandeha isan-kerinandro raha te hisoroka sy hikarakara volo.
👉 Raha efa mihintsana be sy simba ny volo, azo atao in-2 isan-kerinandro mandritra ny volana voalohany.

---

Vokatra ho hitanao :

✅ Tsy ho mora mianjera intsony ny volo
✅ Hafainganina ny fitomboany sy ny fahamafiny
✅ Lasa malefaka, mirindra, manjelanjelatra
✅ Mitovy amin’ny vokatra soin keratine lafo be 💆‍♀️✨
---

💬 Raha manaraka ity fomba ity ianao dia hitsitsy vola sy hiala amin’ny salon lafo satria efa an-tranonao ihany no misy ny akora ilaina.

🔖 Zarao amin’ny namana sy fianakaviana mitaraina amin’ny volo mihintsana, maina ary tsy mitombo 💛
👉 ANKONDRO & OVY ihany no mila misy, dia efa manana keratine voajanahary ianao ho an’ny volo matanjaka sy salama 🌿✨
👉 Raha vaovao ianao Abonneo ny pejy Fitsaboana azo antoka & torohevitra mahasoa
👉 Partage faran’izay betsaka 🌍
👉 Raha tianao mbola hitohy ny astuce & conseil santé dia asio “Misaotra” ao amin’ny commentaire 🙏

📞 Contact : 0345276874

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345276874

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi Jejou Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mi Jejou Mada:

Shortcuts

Share