C.A Vanille de Madagascar

Call Directions Contact the business

C.A Vanille de Madagascar Vente d'extrait de vanille Bourbon pur, de l'huile essentielle d'Ylang-Ylang et du Ravintsara.

Mbola misy hatrany ny EXTRAIT DE VANILLE, HUILE ESSENTIELLE DE RAVINTSARA ary ny HUILE ESSENTIELLE D'YLANG-YLANG. Afaka ...
18/03/2024

Mbola misy hatrany ny EXTRAIT DE VANILLE, HUILE ESSENTIELLE DE RAVINTSARA ary ny HUILE ESSENTIELLE D'YLANG-YLANG.

Afaka mandefa commande ao amin'ny message privé na miantso avy hatrany ny laharana 038 96 274 78

🛑Efa eo amin'ny sary avokoa ny mombamomban'ny huile essentielle rehetra sy ny vidiny koa aza misalasala miantso na mandefa mp ra mila fanazavana fanampiny

🛑 Misy réduction raha maka plus de 5 flacons

Manao livraison eto Tana sy manerana an'i Madagascar izahay ☺️

12/10/2023
✨Film alimentaire en plastique✨Conservation alimentaire✨Miaro ny sakafo amin'ny  bactéries, ny champignons, ny bibikely ...
15/09/2023

✨Film alimentaire en plastique
✨Conservation alimentaire
✨Miaro ny sakafo amin'ny bactéries, ny champignons, ny bibikely
🌟 100 pièces :14 500Ar
🌟200 pièces: 28 000Ar
🚚 Livraison manerana an'i Madagascar

31/05/2023

Atoronay fikafika kely nareo hamantarana ny tantely pur sy tsara kalitao.

🍯 rehefa araraka izy d tsy mikorina be tahaka ny rano fa somary miverina miakatra kely izay.

🍯 ny tena tantely ihany koa dia tsy ahitana soritra hamandoana.
Ka raha toa ka atao eo ambony taratasy dia tsy ho lena izany ilay taratasy fa maina tsara.

✨ Indro asehonay anareo izany amin'ny alalan'ity vidéo kely ity izany.

Vao avy natao récolte, pressé à froid avy any anaty ruche izy io.

Miel Niaouli 🍯
avy any Manakara.

Raha hi commande ianao dia afaka mandefa mp na koa miantso mivantana ny 038 96 274 78

pur Manakara

ARRIVAGE MANITRA BE OH!!!!!!!! 🇲🇬🇲🇬🌿 Huile essentielle  de RAVINTSARA :10 000ArMiaro amin'ny aretina tahaka ny: grippe, ...
22/04/2023

ARRIVAGE MANITRA BE OH!!!!!!!!

🇲🇬🇲🇬
🌿 Huile essentielle de RAVINTSARA :10 000Ar
Miaro amin'ny aretina tahaka ny: grippe, rhume, kohaka.

🌿Huile essentielle d'YLANG-YLANG :
* 1ère qualité 13 300Ar
*2ème qualité 12 000Ar
*3ème qualité 10 000Ar

Manome hanitra ireo produits cosmétiques : savony, shampoing, crème sns

Manampy amin'ny tsy fahampiana torimaso.

🌿 EXTRAIT DE VANILLE liquide: 15 500Ar

Manamanitra ireo mofomamy, vatomamy, glace ary ireo zava-pisotro isan-karazany

Mandritra ny 4 taona ny fitehirizana azy amin'ny toerana manodidina ny 25°C, tsy azon'ny masoandro no tsy mando.

🇲🇫 🇲🇫

🌿 Huile essentielle de RAVINTSARA: 10 000Ar

-Antivirale puissante surtout pour l'appareil respiratoire.
- Antibactérienne
(Ne convient pas aux asthmatiques)

🌿 Huile essentielle d'YLANG-YLANG:
*1ère qualité: 13 300Ar
*2ème qualité : 12 000Ar
*3ème qualité: 10 000Ar

- Idéale parfum pour produits cosmétiques et maison
- Efficace en cas d'insomnie

🌿 EXTRAIT DE VANILLE liquide à forte densité de vaniline : 15 500Ar
- Conçu pour vos cuisines sucrées ou salées,
- Parfume toutes les boissons

Conservation: pendant 4 ans à une température ambiante et dans un endroit sombre .

Livraison tana et périphérie 3 000Ar

Livraison en province à partir de 4000Ar

* Misy réduction ho an'izay maka 10 flacons na mihoatra.

☎️ 038 96 274 78

✨ Journée internationale des femmes ✨Mirary soa ho an'ny vehivavy rehetra mpanaraka ny pejy 🥰 Groupe C.A Vanille de Mada...
08/03/2023

✨ Journée internationale des femmes ✨

Mirary soa ho an'ny vehivavy rehetra mpanaraka ny pejy 🥰

Groupe C.A Vanille de Madagascar

💢ARARAOTY ARY EH💢PRIX DE LANCEMENT ☺️ PUR foana produit-ntsika💯Sady tena mirary Efa maro no afapo 🌿 Huile essentielle de...
02/02/2023

💢ARARAOTY ARY EH💢
PRIX DE LANCEMENT ☺️

PUR foana produit-ntsika💯
Sady tena mirary
Efa maro no afapo

🌿 Huile essentielle de RAVINTSARA
5 000Ar
👉Miady sy miaro amin'ny resaka virus, grippe, rhume, kohaka sy izay aretina mikasika ny taovampisefoana.

🌿Huile essentielle d'Ylang-Ylang
1ère qualité 13 300Ar
2ème qualité 10 000Ar
3ème qualité 8 500Ar

Afaka afangaro @ vokatra fidiovana sy fanatsaràna endrika sy fofona rehetra (produits cosmétiques : savon, shampoing, crème etc)

Manampy amin'ny tsy fahampiana torimaso.

🌿Extrait de vanille liquide
15 500Ar

Manitra tsara /Ampy tsiro vanila / A forte densité de vaniline/sans alcool

Mety atambatra tsara karazana mofomamy sy vatomany ary ranomamy toy ny gâteau , glace , friandise , boisson...

Afaka tehirizina manodidina ny 4 taona @ toerana manodidina ny 25°C ary tsy azon'ny masoandro sady tsy mando

Livraison 3 000Ar

🎁Misy prix de gros ho an'izay maka maro na plus de 5 flacons.

☎️ 038 96 274 78

🎉 ARARAOTY ARY NY PRIX DE LANCEMENT-TSIKA EH! Qualité tena tsara hatrany no haroso ho antsika 💯 100% pure ✅ 🎉Miady sy mi...
03/01/2023

🎉 ARARAOTY ARY NY PRIX DE LANCEMENT-TSIKA EH!
Qualité tena tsara hatrany no haroso ho antsika 💯

100% pure ✅

🎉Miady sy miaro amin'ny resaka : , , sy izay aretina mikasika ny .

🌿Raha sendra voan'ny ianao dia asio 💧💧2 gouttes eo amin'ny poignet-nao Koseho tsara ary horofy .
Avereno izany in-2 isan'andro ary mandritran'ny 5 andro

Vidiny mirary dia mirary ✅ 5000Ar (10ml)

Manao livraison 🚚
☎️ 038 96 274 78
🌿Misy prix de gros ho an'izay haka maro

Address

Antananarivo
105

Telephone

+261389627478

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when C.A Vanille de Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to C.A Vanille de Madagascar:

Shortcuts

Share