Tady Fitiavana

Tady Fitiavana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tady Fitiavana, Tana, Antananarivo.

💍"Tady Fitiavana" est une agence spécialisée dans l’organisation de mariages.
✨Nous transformons chaque union en un moment unique, riche en émotions et souvenirs inoubliables

💞"Mamatotra fo, mamorona tsiahy"💌

💍 Fantatrareo ve hoe... :  Fa maninona ny peratra mariazy no atao eo amin'ny rantsan-tanana fahaefatra amin'ny tanana ha...
17/07/2026

💍 Fantatrareo ve hoe... : Fa maninona ny peratra mariazy no atao eo amin'ny rantsan-tanana fahaefatra amin'ny tanana havia (annulaire gauche)? 🤔

🏛️ Io fomba amam-panao io dia efa nisy hatramin'ny andron'ny Egiptianina fahiny.

Tamin'izany fotoana izany dia nino ny olona fa misy lalan-drà iray antsoina hoe "Vena Amoris" na "lalan'ny fitiavana", izay mampifandray mivantana io rantsan-tanana io amin'ny fo. ❤️

💍 Izany no nahatonga ny peratra mariazy hapetraka eo amin'ny annulaire gauche, ho mariky ny fifamatorana sy ny fitiavana mandrakizay.

🔬 Taty aoriana anefa, dia voaporofo fa tsy misy akory izany lalan-drà manokana izany. Mitovy ihany ny lalan-drà mankany amin'ny rantsan-tanana rehetra.

✨ Kanefa... mbola voatazona hatramin'izao io fomba amam-panao io.

❓ Fa maninona ary?☝🏽

💞 Satria angamba tsy ny zavatra rehetra no mila porofo vao misy heviny.

🌿 Angano fotsiny angamba ilay "Vena Amoris". 💫

Fa ny fitiavana kosa tsy angano. ❤️

👁Tsy hita maso foana izy.

📜Tsy voazava ara-tsiansa avokoa ny moba azy.

🍒Kanefa, tsapan'izay tena tia. 🫶

💛 Ny zavatra sarobidy indrindra eo amin'ny fiainana dia tsy voatery ho izay hitan'ny maso ihany, fa izay tsapan'ny fo.

💬 Ary ianareo ve efa nahafantatra an'ity tantara ity? Sa vao androany no naheno azy?

✨ Tady Fitiavana

💛 Mamatotra fo, mamorona tsiahy.

Et petit à petit, le rêve commence à prendre vie 🤍Et si votre mariage devenait un moment inoubliable… sans stress ?Chez ...
12/05/2026

Et petit à petit, le rêve commence à prendre vie 🤍

Et si votre mariage devenait un moment inoubliable… sans stress ?

Chez Tady Fitiavana, nous vous accompagnons pour créer un mariage qui vous ressemble ✨

🌿 Mariages organisés à partir de 80 000 Ar par personne 🤍*
✔ Organisation complète
✔ Prestataires fiables & conseils avisés
✔ Coordination le jour J
**Base de 100 invités

✨ Parce que chaque histoire est unique, nous proposons aussi des formules et devis sur-mesure, adaptés à vos envies et à votre budget 💛

📩 Écrivez-nous pour en discuter

Tady Fitiavana – Mamatotra fo, mamorona tsiahy 💏

💌COMING SOON - HO AVY TSY HO ELA💌Et.......👇💍 si organiser votre mariage devenait enfin un plaisir… et non un stress ?Ent...
28/01/2026

💌COMING SOON - HO AVY TSY HO ELA💌

Et.......👇

💍 si organiser votre mariage devenait enfin un plaisir… et non un stress ?

Entre le budget, la famille, les choix à faire, les imprévus… préparer un mariage peut vite devenir lourd.
C’est là que nous intervenons📍

✨Tady Fitiavana, c’est :

✔️ Organisation de mariage sur-mesure
✔️ Des packs adaptés à tous les budgets
✔️ Un accompagnement du début jusqu’au jour J

Nous conseillons… vous décidez
Nous guidons… vous validez
Nous organisons… vous profitez 💐

📌📌Pourquoi engager un organisateur alors qu’on peut tout faire soi-même ?

-💞Parce qu’un mariage se vit mieux qu’il ne se gère.

-😅Votre rôle n’est pas de courir derrière un DJ introuvable ou un gâteau perdu en route.

-🧚‍♀️ Nous anticipons les petits drames invisibles et nous entourons de
professionnels de confiance, pour une journée fluide et sans stress.

- 🥳Votre mission : dire "OUI" 👰🤵

😍Qu'en dites-vous?🥰

📍Nos services serons très bientôt Disponibles📍

Tady Fitiavana – Mamatotra fo, mamorona tsiahy 💛

Address

Tana
Antananarivo
101

Telephone

+261341749057

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tady Fitiavana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Tady Fitiavana:

Shortcuts

Share