Mahasoa Online

Mahasoa Online 👉 Un engagement
Confiance
De la promesse 👈

😊😍indraindray toa ohatran'ny mahafinaritra be ny mijery an'ilay ahitra maitso be any anaty voninkazo dia avela eo 😁Kanef...
25/01/2023

😊😍indraindray toa ohatran'ny mahafinaritra be ny mijery an'ilay ahitra maitso be any anaty voninkazo dia avela eo 😁
Kanefa anie rehefa maina eo io andro io ka ady ny fanongotana ahitra eeee 😁😁
tia voninkazo
Mirary soa antsika rehetra

Salama aby🥰Du bon beurre de cacao pureEndoucir la peau et rend la peau très éclatente  soa ho antsika rehetraMidira mp i...
18/01/2023

Salama aby🥰

Du bon beurre de cacao pure
Endoucir la peau et rend la peau très éclatente

soa ho antsika rehetra
Midira mp izay mitady beurre de cacao pure fa misy tsara nefa mora att

Ankehitriny dia mamelimely iany ny kohaka, mety vokatry ny fiovaovan'ny toetr'andro angaha a?  ara-Maro ny voka-tsoa azo...
22/11/2022

Ankehitriny dia mamelimely iany ny kohaka, mety vokatry ny fiovaovan'ny toetr'andro angaha a?
ara
-Maro ny voka-tsoa azo avy amin'ny tantely
-Afaka iadiana amin'ny kohaka tsara izy

Ny Organisation Mondiale de la Santé dia namoaka taorian'ny voka-pikarohana nataon'ny "Pediatric Reports" fa ny tantely dia afaka atao traitement hanalefahana tsara

Fangaro ilaina
_Tongolo 1
_Tantely tapaky ny kaopy

*Tetehana madinika ny tongolo, atao ap anaty bocal
*Arotsaka ny tantely, atao difotra tsara ireo tongolo
*Saromana ny bocal , ary apetraka amin'ny toerana mangatsitsiaka sy maizimaizina tsy tratran'ny masoandro mandritry ny 12 ora
*Mihinana 1 sotro maraina sy hariva alohan'ny sakafo ( vavony mbola tsy misy n'inon'inona iny na estomac vide)
*Mihinana mandrampaha-afaka ny kohaka

Aza adino ny manao J'aime ny page🥰

Mirary soa tompoko 🥰💚

Handeha isika hanala ny fijaliana amin'ny aretim_bavony
22/11/2022

Handeha isika hanala ny fijaliana amin'ny aretim_bavony

Address

Merimanjaka By Pass
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mahasoa Online posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share