13/01/2022
Madeleine sy cake kely vao mafana,mandray commande afaka mbola maka tombony tsara raha ivarotra,tsy mafy fa malemy tsara ny lafiny😋😋,tongava mp avy hatrany fa afaka manao livraison arakaraky ny toerana izahay,arakaraky ny toerana ihany koa ny frais,tongava mp avy hatrany na tonga dia miantso