𝑺𝒂𝒕𝒊𝒔𝒇𝒂 𝑴𝒈

Directions

𝑺𝒂𝒕𝒊𝒔𝒇𝒂 𝑴𝒈 🎀BIENVENUE chez Satisfa Mg 💐
✨Notre but , c'est votre satisfaction✨

😍Hello hello🤩💙Collier ciel et nuage à seulement 8000Ar😱🔥(2ème vague ty fa tinareo be ilay izy😋) Aza tara manao commande ...
06/12/2025

😍Hello hello🤩
💙Collier ciel et nuage à seulement 8000Ar😱🔥
(2ème vague ty fa tinareo be ilay izy😋)
Aza tara manao commande 😏
✅️Matière : inoxydable et résine
✅️Modèle unique
⚠️Stock très limité
🛍Disponible de suite
🛍Livraison à partir de 3000Ar
📍Point de récupération : Ambatobe

😍Heyyyyy… 💐Vaovao mahafinaritra kely oo😍Noho ny antony manokana  tsy nahateo anay 🥹dia hiverina tsikelikely amn’izay Sat...
27/10/2025

😍Heyyyyy…
💐Vaovao mahafinaritra kely oo😍

Noho ny antony manokana tsy nahateo anay 🥹dia hiverina tsikelikely amn’izay Satisfa fa nalahelo be anareo izahay.
❤️Ampiantsika jeux matetika amin’izay fa araho tsy tapaka 😏
❤️ Articles tsara kely daholo no hoavy any an😋
🌸Bonne semaine mes amours 😘

🔥 PROMOTION BE indray ary 😍 ‼️Iza no Mbola tsy nahazo ???🥹 😍BRACELET OEIL De Tigre 100% naturel🐅 😮À seulement 12.000Ar n...
05/10/2025

🔥 PROMOTION BE indray ary 😍
‼️Iza no Mbola tsy nahazo ???🥹
😍BRACELET OEIL De Tigre 100% naturel🐅
😮À seulement 12.000Ar ny 10mm😮, aiza indray no hahita ohatr'izany raha tsy ato aminay 😏

✔️Vrai pierre
✔️Maro ny avantages azontsika avy aminy ,ka aza misalasala manontany tompoko 😍

‼️Disponible de suite, boutique en ligne seulement
🇲🇬Livraison partout à Madagascar
⚠️Stock très limité ,ka aza tara 😍

✨Hello tout le monde✨Vaovao be indray😍💙Ce beau collier ciel et nuage est à seulement 8000Ar💫☁️ sady original be😍😋Prix PR...
13/09/2025

✨Hello tout le monde✨

Vaovao be indray😍
💙Ce beau collier ciel et nuage est
à seulement 8000Ar💫☁️ sady original be😍
😋Prix PROMO satria zahay ela ela tsy teo, on vous gâte.❤️

✅Disponible de suite
✨Matière: inoxydable et résine
✨Très tendance et stylé
✨Prix: 8000Ar seulement

⚠️Stock très limité
🛍Livraison à partir de 3000Ar
🛍Récupération possible

😍Arahabaina ianareo 3 fa ianareo no tsara vintana ka nahazo ilay crédit 😋 Manasa anareo andefa message privé ato amin’ny...
11/06/2025

😍Arahabaina ianareo 3 fa ianareo no tsara vintana ka nahazo ilay crédit 😋 Manasa anareo andefa message privé ato amin’ny pejy ❤️ 🥰 Malala Nayah Fitia Niaina Kanto Anjaratïana
✨Aza malahelo ho an’izay mbola tsy nahazo fa asiantsika jeux matetika raha mazoto ianareo😘 aza adino ny manaraka ny page an✅
Kisss 😽

💖Coucou daholo 😍 ndao aloha hizara 🎁Credit 🎁fa ela ela izahay tsy hita . Olona 3 be zao no hahazo an’ilay izy, ataontsik...
07/06/2025

💖Coucou daholo 😍 ndao aloha hizara 🎁Credit 🎁fa ela ela izahay tsy hita . Olona 3 be zao no hahazo an’ilay izy, ataontsika amin’ny lundi 09 Juin ny valin’ny tirage 😋
⚠️Conditions :
✅Mila mi « s’abonner » an’ny page
✅ Inviteo ny namanao 5 hilalao sy hanaraka ny page
✅Partageo anaty groupe 2 ity publication ity😘
Bonne chance😍

😍Faly ery zao ny téléphone ato anatin'ireto protège mahafatifaty be ireto😋   •Protège et porte  téléphone waterproof (af...
07/11/2024

😍Faly ery zao ny téléphone ato anatin'ireto protège mahafatifaty be ireto😋
•Protège et porte téléphone waterproof (afaka entina mandeha piscine ⛲)
•Tsy mifidy téléphone
•Couleur dispo: bleu, rose , violet
•Importé

🎀Sur commande uniquement
🎀 Délai de livraison 2 semaines
⚠️ Acompte 70% exigé

😘Aza adino ny manaraka hatrany ny pejy 😘

06/11/2024

Hello Hello😍
Mazoto ve ianareo raha asintsiaka jeux isaky ny herinandro?🎉Mety ho vola, article, crédit,....no atao cadeau🎀

🤩 📢Allô Allô PROMOTION Be 🤩🔥RUBAN LED COMPLET 🔥❌18.000Ar fotsiny anie hoa eee ❌😱   👉Afaka atao décoration chambre, salon...
25/10/2024

🤩 📢Allô Allô PROMOTION Be 🤩
🔥RUBAN LED COMPLET 🔥
❌18.000Ar fotsiny anie hoa eee ❌😱
👉Afaka atao décoration chambre, salon,vitrine, miroir, télé, fandriana ,....
👉5 Mètre be zao ny longueur ❤️
👉Miaraka amin'ny colle adhésif, adapteur d'alimentation, télécommande (complet)
😍12 couleurs be zao : afaka atao uni ,afaka atao miovaova (rouge ,vert, bleu:uni), multicolore

⚠️ Stock limité⚠️
‼️JP+contact+lieu de livraison
🛍️ Disponible de suite
🛍️ Livraison any amin'ny faritra 🇲🇬
🛍️ Livraison à partir de 3000Ar
📞038 55 087 90 - 033 96 358 28

🎀Hellllllloooooo Hellllo 💓    ❤️Izahay ato amin'ny Satisfa Mg dia faly manolotra anareo ireto carte kely ireto ho fankas...
25/10/2024

🎀Hellllllloooooo Hellllo 💓
❤️Izahay ato amin'ny Satisfa Mg dia faly manolotra anareo ireto carte kely ireto ho fankasitrahana ny fanohananareo anay🤩😍.
‼️Manomboka androany dia mahazo iray amin'ito daholo ianareo izay mividy zavatra ato aminay 😍💐
⭐Ireto carte ireto moa dia natao hanomezana fahafam-po ho anareo mpanjifa sy ho fanatsarana ny service ato aminay 💕
🎁Tehirizo ary vakio fa hisy surprise kely foana amin'ilay carte 💐 (mety ho remise, article offert,....)
⚠️Ny amin'ito vague iray ito izao, rehefa mividy zavatra ato aminay ianao dia mahazo an'ilay carte(1er achat),dia amin'ily 2e achat izay hataonao dia mahazo remise 5% 🎀.

💋Araho foana ny page fa hisy nouveautés sy surprise foana eto😍 Mankasitraka 😘

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when 𝑺𝒂𝒕𝒊𝒔𝒇𝒂 𝑴𝒈 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share