Fiderana

Fiderana Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fiderana, Shopping & retail, Ambohimirary, Antananarivo.

28/07/2026

Tadidiko ery ny Live nataoko voalohany tsy nisy Lafo na dia iray ary🥺
Fa ny zavatra rehetra miara miasa Hahasoa foana e..mampiezaka hatrany ny vokatra azo

Mbola tsy hoe ilay Tafita sy mande be fa mandeha tsikelikely eto🙏🥰

Mankasitraka antsika rehetra Mpanjifa sy Mpanohana hatrany❤️

💥 18.000 Ar monja 💥Eny tompoko, 18.000 Ar daholo ireo kitapo hitanareo eto!Cartable friperie sans défaut 🙏🔥
20/07/2026

💥 18.000 Ar monja 💥
Eny tompoko, 18.000 Ar daholo ireo kitapo hitanareo eto!
Cartable friperie sans défaut 🙏🔥

🎒 Hello everyone! 💙Tonga indray ny nouvelle vague-n'ny cartable! 😍✨ Qualité assurée💪 Mafy sady matevina🎒 Mety ho an'ny m...
15/07/2026

🎒 Hello everyone! 💙
Tonga indray ny nouvelle vague-n'ny cartable! 😍
✨ Qualité assurée
💪 Mafy sady matevina
🎒 Mety ho an'ny mpianatra rehetra
💰 25 000 Ar maximum seulement!
⚠️ Stock limité, koa aza tara fa izay tonga aloha no mahazo aloha.
Mp viteee🥰🔥

Ao daholo ve ooooohhh...Vidio dieny izao ny kitapo oa fa tena mora anieNefa kosa tena mafy sady tsara🙏🙏Friperie tena tsi...
13/07/2026

Ao daholo ve ooooohhh...
Vidio dieny izao ny kitapo oa fa tena mora anie
Nefa kosa tena mafy sady tsara🙏🙏
Friperie tena tsisy simba sady mafy 🔥❤️

Tsara anie reto rehefa hafapo ohatra izao ianareo client e🙏🥹🥰Ny Tsara indrindra hatrany ooohhhmankasitraka indrindra ❤️
10/07/2026

Tsara anie reto rehefa hafapo ohatra izao ianareo client e🙏🥹🥰
Ny Tsara indrindra hatrany ooohhh
mankasitraka indrindra ❤️

Mbola maro ny Cartable Disponible ato fa Jereo izay metyFriperie TBE daholo🔥 tena mirary🙏❤️
08/07/2026

Mbola maro ny Cartable Disponible ato fa Jereo izay mety
Friperie TBE daholo🔥
tena mirary🙏❤️

🎒 "Oio, ANDEHA HIANATRA IZAHAY!" 📚Araraoty dieny izao ny mividy cartable mba tsy hirotoroto sy tsy hividy lafo alohan'ny...
06/07/2026

🎒 "Oio, ANDEHA HIANATRA IZAHAY!" 📚
Araraoty dieny izao ny mividy cartable mba tsy hirotoroto sy tsy hividy lafo alohan'ny hidiran'ny mpianatra.
✨ Cartable friperie mbola tena tsara , mafy sady matevina.
💥 Vidiny: tsy mihoatra ny 30.000 Ar!
📏 GM = antonina Grand format
📏 MM = antonina Grand format fa somary latsaka kely ny habeny
📏 PM = Kely
🏃 Jereo izay mety fa tena maro karazany izy ireto 🎒

Tena faly anie izahay rehefa mahazo valiny Tsara avy aminareo e🙏🙏❤️❤️Ny tsara indrindra hatrany no hatolotray sady tsy m...
03/07/2026

Tena faly anie izahay rehefa mahazo valiny Tsara avy aminareo e🙏🙏❤️❤️
Ny tsara indrindra hatrany no hatolotray sady tsy mandiso fanantenana anareo izany mihitsy 🥰🙏

🚨🚨 TENA ZARAINA FOTSINY E! 🚨🚨Tsy diso vaky maso ianao 😍💼 Sac à main 👜 Sac bandoulière 🎒 Sac banane✨ 10 000 Ar fotsiny di...
02/07/2026

🚨🚨 TENA ZARAINA FOTSINY E! 🚨🚨
Tsy diso vaky maso ianao 😍
💼 Sac à main 👜 Sac bandoulière 🎒 Sac banane
✨ 10 000 Ar fotsiny dia efa anao!
Aza miandry ela fa ireto sisa ny stock ⏳ Izay tonga aloha no mahazo aloha!
📩 MP haingana fa mety tsy ho tratra intsony ny manaraka.

🥶 Tena mangatsiaka ny andro e!🧥 Akanjo mafana rehetra : 8 000 Ar monja.⚡ Araraoty fa voafetra ny isa! Izay tonga aloha n...
01/07/2026

🥶 Tena mangatsiaka ny andro e!
🧥 Akanjo mafana rehetra : 8 000 Ar monja.
⚡ Araraoty fa voafetra ny isa! Izay tonga aloha no mahazo aloha.
📩 MP avy hatrany.

Address

Ambohimirary
Antananarivo
101

Telephone

+261325698780

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fiderana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Fiderana:

Shortcuts

Share