Shop Tanjona Itaosy

Shop Tanjona Itaosy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Shop Tanjona Itaosy, Thrift & Consignment Store, Tana, Antananarivo.

🚨🚨Salama daholo eh🚨🚨Ireto indray ary ireo fiofanana atolotry ARBIOCHEM Group sy Shop Tanjona Itaosy hoan' mpiompy na te ...
13/11/2025

🚨🚨Salama daholo eh🚨🚨
Ireto indray ary ireo fiofanana atolotry ARBIOCHEM Group sy Shop Tanjona Itaosy hoan' mpiompy na te hanory hiompy kisoa sy trondro.
🐷Fampiofanana momban ny fiompina Kisoa - Zoma 14 novambra 2025 - Ankadimanga Ambohidrapeto- amin ny 9ora maraina 🐷
🐟Fampiofanana momban ny fiompina Trondro - Zoma 14 novambra 2025 - Shop Tanjona Itaosy Betavoahangy- amin ny 9ora maraina🐟
Tongava maro, fiofanana atolotray TSY MISY VIDIM-PIDIRANA .
Téléphone : 038 08 121 21

👋 Salama ô,🐥🐥 Ho anareo mpiompy akoho fakana nofo sy manatody lava na ireo te hanomboka fiompiana 🐥🐥Mandray commandes ak...
23/10/2025

👋 Salama ô,
🐥🐥 Ho anareo mpiompy akoho fakana nofo sy manatody lava na ireo te hanomboka fiompiana 🐥🐥
Mandray commandes akoho kely fakana nofo (poussin de chair) sy ny akoho namatody lava ( pondeuse )izahay ato amin’ny Shop Tanjona.
Akoho kely avy amin’ny ARBIOCHEM Group ihany no atolotray anareo.

📅 Isaky ny talata sy zoma no fangalana ny akoho kely.
Manatona ary eny amin’ny Shop Tanjona, eo Betavoahangy ambany – arrêt bajaj Marobiby, hanao commande sy hijery daty mety aminao.

☎️ Téléphone : 038 08 121 21

👋👋Salama oh👋👋Ny Shop Tanjona dia nifindra eto amin ny "Arrêt Bus Betavoahangy Ambany" koa ampifaliana no andraisanay ana...
09/10/2025

👋👋Salama oh👋👋
Ny Shop Tanjona dia nifindra eto amin ny "Arrêt Bus Betavoahangy Ambany" koa ampifaliana no andraisanay anareo eto.
👉Efa tonga ihany koa ny CCT 25% (Kisoa) sy ny CCT 7,5% (Akoho) ary ny CCT 5% (Akoho).
Tongava maro fa maro ireo sakafom-biby sy fanafodim-biby mety amin’ny fiompiana🐷🐔🐥🐟 sy ireo ilaina amin ny fambolena ihany koa.
👉Ny lera fisokafana
Alatsinainy- Zoma🕰 amin’ny 7ora30 maraina - 5ora ariva
Sabotsy amin’ny. 🕰 7ora 30 maraina- 2ora tolakandro

03/10/2025

Saloma eh ,
Efa tonga ny CCT 7,5% ho an ny Démarrage sy Croissance Poulet sy ny CCT 5% fanaovana Finition Poulet.
Hitanao ao amin ny tranom-barotra Shop Tanjona Itaosy.

26/09/2025

Noho ny korotona misy ankehitriny dia TSY MISY NY FAMPIOFANANA FIOMPINA KISOA AO Shop Tanjona Ankaditany .
Misaotra tompoko.

28/08/2025

🚨🚨Salama ô,
Ireto avy ireo entana vaovao efa tonga ato amin’ny Shop Tanjona :
• Selko PH / Rano manga manadio ny rano fisotro ho an’ny biby
• Concentré 50% Poulet
• Concentré 50% Kisoa
Tongava mitsidika anay ao amin’ny Shop Tanjona Itaosy fa mbola maro ireo vokatra sy zava-tsoa atolotray ho an’ny mpiompy rehetra, mba hanatsarana ny vokatrao.
📞 Téléphone : 038 08 121 21

Miarahaba oh ,Tonga indray izahay avy ato amin ny Shop Tanjona Itaosy miaraka amin'ny ARBIOCHEM Group hanome zava-tsoa h...
03/07/2025

Miarahaba oh ,
Tonga indray izahay avy ato amin ny Shop Tanjona Itaosy miaraka amin'ny ARBIOCHEM Group hanome zava-tsoa ho anareo mpiompy.

🚨 Formation MAIMAIMPOANA ho anareo Mpiompy Kisoa.
📆 Sabotsy 05 jolay 2025
🕤 9h30
📍 Shop Tanjona Itaosy Betavoahangy.
Tongava maro .

03/07/2025

Mitohy indray ny 𝗳𝗮𝗺𝗽𝗶𝗼𝗳𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮 💥

Hiverina eny Betavoahangy Itaosy izahay hizara aminareo ireo tsara ho fantatra rehetra mahakasika ny fiompiana kisoa 🐷

🎯 Ny tanjona dia ny hanatsara hatrany ny kalitaon’ny vokatra sy ny fomba fiompiana mba hanara-penitra

Tongava ary ao amin’ny Shop Tanjona Itaosy ny Sabotsy 05 Jolay izao amin’ny 09 ora sy sasany maraina 🔥 Tsy misy vidim-pidirana hatrany 💯

📱 Raha mila fanazavana fanampiny, antsoy ny 038 53 218 92

ARBIOCHEM Group, Miaraka mivoatra 🚀
Tsy ho ela dia hisy fanatsarana ny fifandraisantsika fa araho tsy tapaka ny pejy 😉

Salama daholo oh Ho an-tsika aty Itaosy  sy ny manodidina 😉 Fampiofanana MAIMAIMPOANA momban’ny AKOHO FAKANA NOFO 🔥📆 Asa...
20/05/2025

Salama daholo oh
Ho an-tsika aty Itaosy sy ny manodidina 😉 Fampiofanana MAIMAIMPOANA momban’ny AKOHO FAKANA NOFO 🔥

📆 Asabotsy 24 Mey 2025
📍Shop Tanjona , betavoahangy Itaosy
🕤 Amin’ny 09 ora sy sasany maraina

💥 Tsy miova ny antsika fa fifampizarana traikefa sy teknika ho fanatsarana ny vokatra sy ny fahaiza-manao amin’ny fiompiana foana 😉

☎️ Raha mila fanazavana fanampiny dia antsoy ny 038 08 121 21
💯 Maimaimpoana tanteraka

ARBIOCHEM Group, Miaraka mivoatra 🚀

🚨🚨Salama oh !Aza adino fa androany , asabotsy 12 aprily ilay fampiofanana mahakasika ny "Atody Tsara Kalitao".Manasa ana...
12/04/2025

🚨🚨Salama oh !
Aza adino fa androany , asabotsy 12 aprily ilay fampiofanana mahakasika ny "Atody Tsara Kalitao".
Manasa anareo ho tonga maro ao am Shop Tanjona betavoahangy .

08/04/2025

🚨 Salama oh
Tonga ilay nandrasana ny SON DE BLÉ sy CCT 25% dia afaka jifaina ao amin ny Shop Tanjona .

Address

Tana
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop Tanjona Itaosy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share