06/10/2022
MANASITRANA ARETIN'FO NY BABON'AKONDRO
Efa hatramin'ny ela no nentin'ny ntaolo malagasy nitsaboina ny babon'akondro maro ireo aretina notsaboina ka sitrana isan'izany ny aretin'ny FO
Fomba fikarakarana azy:
Esorina ilay odiny voloparasy dia ahazina amin'i masoandro ho maina tsara sady afaka tehirizina .
Rehefa maina tsara dia maka raviny 3 lehibe dia ampangotrahana amin'ny rano 1litatra sy tapany
Avela hangatsika ary sotroina isakin'ny maraina