23/12/2025
🌟🔥 SUPER OFFRE HO AN’NY DELERSTAGE & TOERANA TSY MISY JIRO! 🔥🌟
BATTERIE VAOVAO SOUS CARTON '
Ilay tena matajaka trop Bé, BATTERIE PUR GEL
👉💪Mbola tsisy olona nitaraina mihitsy nampiasa azy fa afam-po daholo .Iray (1) mandeha ihany no miala vola de tsy miheritreritra mividy batterie intsony mandritra ny taona🔥
Amin’izao fotoana mampikorontana izao, jiro tapaka, delestage, maizina tampoka…
➡️ Maro ny tokantrano sahirana.
➡️ Maro no mitady vahaolana tsy maharitra.
Fa ianao? Aza mitady intsony. Ity ny vahaolana tena mafy indrindra!
⚡ BATTERIE MARQUE
:
Amperage disponible :
12V 92.8AH XP3000
Mavesatra bé (Lajany 33Kg )
👉VITA PORTUGAL 🇵🇹
👉💪🔋 Fitaovana mahazaka azy (ho an’ny tokantrano & birao) :
✨ Jiro maromaro miaraka
✨ TV mandeha ora maro
✨ Radio & Ordinateur
✨ Frigo & Réfrigérateur
✨ Pompe a eau
✨ Fitaovana an-dakozia maromaro
➡️ Ka na mandritra ny delestage aza dia mandeha tsara ny asa ao an-trano!
💯 Tombony lehibe :
🔹 Maharitra aman-taonany ela
🔹 Matanjaka be 💪
🔹 Kalitao azo antoka 💯💯
KALITAO AVOLENTA
:
📞038 37 424 17☎️
🚚 Livraison manerana an’i Madagasikara🛵🚛