NOSY Voninkazo

NOSY Voninkazo Vente des biens et services

  tany eny Ambohimalaza ve ianao ,tena mety ho anao ity toerana ity ,Terrain 1814m2, prêt à bâtir, 1seul signature et pa...
17/03/2024

tany eny Ambohimalaza ve ianao ,tena mety ho anao ity toerana ity ,Terrain 1814m2, prêt à bâtir, 1seul signature et papier en règle, avec servitude de passage prix ,65000ar à débattre légèrement, Tsy connecté matetika fa afaka miantso 034 16 854 68 ianao

19/12/2022

Salut ma chérie Malala

14/12/2022
13/12/2022

Mercii

Misaotra ny Tompo amin'ny zavatra rehetra Bon vol ✈
19/11/2022

Misaotra ny Tompo amin'ny zavatra rehetra Bon vol ✈

20/10/2022

❤️✨FITSABOANA REIN NA VOA🌿

Ra toa Ka misy olan'ny Rein ianao .
Eny mety efa manao dialyse mihintsy aza satria efa miantraika any amin'ny tsy fahampian'ny rà ilay olana ara - pahasalama .
Dia tadidio fa manampy amin'ny fitsaboana ny rein ny fihinanana fraise 1/2 kg isan'andro .
Ataovy 15 andro fotsiny dia efa mahita vokatra ara - pahasalama betsaka ianao .
Sady fotoanan'ny fraise koa moa amin'izao .
Hihena isan'andro ilay pipy ohatra ny mandroatra iny vokatry ny fahararian''ny rein moa Na koa resaka diabète no anton'izy iny .

Ra toa Ka marary lamosina vokatry ny aretina rein ianao satria mivonkona ny rein rehefa marary ela loatra Ka mahatonga ny nerf amin'ny lamosina hifandrirotra izay Ka mamparary io lamosina io .....

Vao mahavita 5 andro Dia efa mihamaivana ny aretin'ny lamosina fa ataovy ity .
Ary anisan'ny manampy ny fifohazan'ny fiasan'ny insuline koa ity fihinanana fraise 500 g tsy afangaro n'inoninona ity .

Dia mirary fahasalamana tompoko

✍️Fahasalamana+

09/05/2022

Salama tompoko

30/04/2022

Tsara ny miandry ani Jéhovah amin ny fahanginana🙏

22/04/2022

Manoatra noho ny Mpandresy aho ,ao amin ilay mampahery ahy

Address

Nanisana
Antananarivo
101

Telephone

+261348090811

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when NOSY Voninkazo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to NOSY Voninkazo:

Share