Me-Tsena Service

Me-Tsena Service Miantsena :
Légumes, Fruits...
👉 Ho anao

‼️ZAZA SEMPOTRA ‼️Ity no aretina anisan'ny manahirana eo amin'ny zaza , ny 90% an'ny zaza dia voa avokoa indrindra fa et...
18/02/2026

‼️ZAZA SEMPOTRA ‼️

Ity no aretina anisan'ny manahirana eo amin'ny zaza , ny 90% an'ny zaza dia voa avokoa indrindra fa eto Antananarivo fa misy ny atao hoe cas grave dia misy ny tsia, araky ny fahamalinan'ny Ray aman-dreny ihany.
Ireto no arahina raha tratran'ny kohaka sy sery ny zaza iray :

- Raha voan'ny sery ny Mpikarakara dia manaova arovava
- Mila diovina ny toerana manodidina ny zaza ( lamba = soloina matetika, ny trano : fafana isan'andro) tsy ampiana zavatra miangonangona ka hatohorana hamoaka fofona.
-Tsy azo hoentina mivoaka foana indrindra Eny amin'ny misy setroka sns..
-Ny setroka dia halavirina zazakely (sigara, charbon,...)
- Ny trano aérer na foana dia atao tratran'ny masoandro tsara ny ao anatiny
-Raha misy fahafahana na fotoana dia mba hoentina maka rivotra madio izy na Eny amoron-dranomasina

👉Fa indrindra
- Fanadiovana ny orona :alohan'ny hisakafo, alohan'ny hampatoriana, rehefa jenjina
- Ny fanaovana ny Evoka ranon-tsira
- Atao avo hatrany ny ondan'ny zaza dia ahorirana hatrany izy

📍 Tsy tokony tratran'ny fahasoavana ny zaza iray raha vitanao ireo rehetra ireo

Mirary soa antsika rehetra ❤️

Livraison Légumes & Fruits à domicile 🥕🍇Aza mandany fotoana any an-tsena intsony 😍Manomboka androany, izahay no mitondra...
02/12/2025

Livraison Légumes & Fruits à domicile 🥕🍇

Aza mandany fotoana any an-tsena intsony 😍
Manomboka androany, izahay no mitondra ny légumes sy voankazo vaovao mivantana hatrany an-tranonao !

🥬 Paniers maro afaka hanaovana safidy manomboka amin’ny 5.000Ar 😲
🍎 Kalitao sy fahadiovana no laharam-pahamehanay
⏱ Livraison haingana, mora & azo antoka

Mbola misy bonus isaky ny panier 🤩

Mp na 038 37 632 80 no handraisana ny commande ✨

Inona izao no eritreretinao homaninay anareo 🤩Lazao fa izay mahafa-po anay dia anisan'ny homenay   gratuit  an'ilay prod...
27/11/2025

Inona izao no eritreretinao homaninay anareo 🤩
Lazao fa izay mahafa-po anay dia anisan'ny homenay gratuit an'ilay produits na service ho vokarinay 🎊

Jus manena Kibo🥤Anisan'ny manahirana Sady manelingelina kely ilay kibo iny rehefa Somary ngeza eh ? 🤔Tsy voatery hanao z...
13/07/2024

Jus manena Kibo🥤

Anisan'ny manahirana Sady manelingelina kely ilay kibo iny rehefa Somary ngeza eh ? 🤔

Tsy voatery hanao zavatra sarotra anefa vao manena azy fa afaka manamboatra jus dia misotro dia mihena ny kibo 🤷‍♀️

Ataovy mandritra ny 14 jours dia hitanao fa hiena izany.

Somary araho sports maivana dia OK tsara 👍

Mirary soa dia araho hatrany ny pejy 💜


Izao dia efa homenay Laoka herinandro manaraka indray ianareo 🤗Ela ela tsy nifankahita, efa hanomboka hanomana zavatra t...
12/07/2024

Izao dia efa homenay Laoka herinandro manaraka indray ianareo 🤗

Ela ela tsy nifankahita, efa hanomboka hanomana zavatra tsara ho anareo izahay 🎊

Ireto indray ny Laoka herinandro manaraka, tsy nasiana budget satria Somary miovaova sy tsy mitovy avokoa ny vidin'entana any amintsika tsirairay avy 😉

- Trondro Maina : izay mahafinaritra anareo Eny an-tsena fa misy karazany maro izy ireny

- carottes sy totokena = tsy dia lafo izy izao Sady mitondra otrikaina maro izy io🥕

-tsaramaso:tsara hasiana voamaina ny herinandro mba hampatanjaka, tsy voatery hasiana Hena ah🍛

- Petsay sy crevette :Betsaka no mbola tsy nihinana fa andramo fa tena tsara be 🍤

-Lasopy : hilaina amin'izao andro mangatsiaka izao 🍜

-Saosisy sy poireaux :Mifarana ny herinandro dia manomboka matsiro amin'izay🍱

- Akoho sy petits poids : efa manomboka vokatra ny petits poids fa Araraoty🐔

Mirary herinandro mahafinaritra ❤️

Sakafon-jaza 6 ka hatramin'ny 12 volana👶Rehefa niresaka sakafon'olon-dehibe isika dia mba hiova sakafon-jaza indray amin...
10/02/2024

Sakafon-jaza 6 ka hatramin'ny 12 volana👶

Rehefa niresaka sakafon'olon-dehibe isika dia mba hiova sakafon-jaza indray amin'ity androany ity.
Natao ho an'ny zaza Vao manomboka misakafo ka hatramin'ny faha 12volana izy ity.
🥙Zavatra ilaina :
- Menaka vita avy amin'ny zava-maniry ( 1 Sotro)
- Vomanga ( 1)
-Nofon'akoho ( 1)
- karoty (1)
- Vovoka serealin-jazakely 1 Sotro ( raha misy)

🥣Fikarakarana azy :
▫️Sasao tsara, voaso tsara ary teteho ny Vomanga sy ny karoty
▫️Avela hiketrika eo ambony afo ny Vomanga sy ny karoty mandritry ny 15min , (asiana rano)
▫️Haroina tsara avy eo dia arotsaka ny Akoho manta efa voatetitetika.
▫️ Saromina dia endrasana 10min indray Sady Haroina matetika.( Afaka manampy rano raha hilaina)
▫️Rehefa Masaka dia avela hangatsitsiaka , dia potserina tsara (tanana na mixeur) ary arotsaka tsikelikely ny menaka sy ny serealin-jazakely
Rmq: (ho an'ny zaza 6-8mois) : raha tanana no hanapotserana azy dia tena atao malemy be tsy misy mivaingana mihintsy
▫️Rehefa vita izay dia Afaka fahanana azy amin'izay. (tsapaho aloha ny hafanan'ilay sakafo)

☑️ Sasao madio tsara ny tanana sy ny toerana ary ny zavatra andrahoanao sakafon-jaza

🌺Afaka miantsena ho anao an'ireo sakafon-jaza ireo Izahay amin'ny vidiny Mirary anefa ara-pahasalamana tsara

Mirary Soa 🙏

12/01/2024

Vinaigre de cidre 🍏🍎

Vita izay ny fety 👋 hiatrika taona vaovao indray ao anaty fahasalamana tanteraka 😍

Hatolotra antsika ny vinaigre de cidre 😊

Maro be ny asan'ny vinaigre de cidre fa anisan'ny tena Mampihena izy.
Raha tsy hilaza hafa tsy ny hoe: Manatsara ny fikoroan'ny rà, manampy amin'ny hery fiarovana, manala angadrano, manala menaka ratsy amin'ny vatana, manadio aty, manatsara ny taovam-pandevonan-kanina.

Afaka atao amin'ny crudité isankarazany 😋

Zay Ary fa samy Salama no tsara eee ??🤝

Livraison gratuit
034 38 705 59 ou mp

Voatavo sa courgette 🤦‍♀️Fikafika kely mahomby kosa ahn 😅
26/10/2023

Voatavo sa courgette 🤦‍♀️

Fikafika kely mahomby kosa ahn 😅

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Me-Tsena Service posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Me-Tsena Service:

Shortcuts

Share