17/08/2021
GOLF type4 moteur diesel Hdi amidy mora be jante alu 3 fa nisy nangalatra ny 1 tena mbola tsara ny fiara raha ny endrika ivelany ny ao anatiny kosa mila fandaminana kely capitonnage varavarana sy seza d ny tablo ambany volant ko misy amboarina.Contact 0341187756 na 0334031030 toerana Ankaraobato PRIX 12millions Ariary