Wisdom' Kaly

Wisdom' Kaly Sakafo(fait maison)
Afaka manao livraison any amin'izay misy anao,na any an-trano,na any am-piasana na any am-pianarana,n'aiza n'aiza. Sady madio no matsiro😋

🥰🥰Vokatra indray ny savon de beauté antsika🥰🥰 ❤️ Naturel daholo...❤️À base café, tamotamo,argile ary ronono.❤️Efa maro n...
22/05/2026

🥰🥰Vokatra indray ny savon de beauté antsika🥰🥰

❤️ Naturel daholo...
❤️À base café, tamotamo,argile ary ronono.
❤️Efa maro no mampiasa azy ireto ary nahita vokany tsara satria tsy atahorana ny effet secondaire.

🥰Savon café: manamandina,manalefaka ary mampamanja☺️
🥰Savon ronono: manazava endrika,mampafotsy.Afaka hosorana amin'ny karazana helika mainty ireny😁
🥰Savon tamotamo: manala panda, manala tâche ary manadio
🥰Savon argile: manala cerne,ride ary imperfection amin'ny tarehy.

❌Natao tena mora satria Raha 10.000ar ny prix savon de beauté any an-kafa,ny antsika natao 8000ar ny details ary 6000ar ny gros❤️❌Alefaso dieny izao ny commande fa vetivety ihany ireto dia lany dia miandry Kely indray vao misy.
❌Manao livraison eraky Madagascar.
❌Antsoy 0340944681 na MP

12/05/2026

Savon de beauté (Lait,curcuma,argile et café)

Lait (ronono): Manazava endrika Sady mamono ny karazana bactérie Ary manala mivaramena (rougeur)amin'ny tarehy.

Curcuma (tamotamo): Manala ny imperfection amin'ny tarehy Ary mampalama ny hoditra Sady manala tâche no manala panda.

Argile (tanimanga): Manala ny cerne sy ride amin'ny tarehy ,manadio ny mason-koditra Ary mampalama ny tarehy.

Café: Manala ny sela maty (cellule morte),mampamandina,manalefaka ary manadio ny tarehy.

🥰Mety hoan'ny lahy no mety hoan'ny vavy.
🥰Sady natoraly,tsisy effet secondaire
🥰Midirà MP na antsoy avy hatrany 0340944681
🥰Alefaso haingana ny commande fa mora lany Kely ireo tompoko🥰❤️🙏

Tsaramaso saosy somary nasina épice kely😋😋😋Ho antsika tia masiakaManao livraison +261377984558
10/04/2025

Tsaramaso saosy somary nasina épice kely😋😋😋
Ho antsika tia masiaka
Manao livraison +261377984558

Efa misy ny boulette d'escargot (25.000ar/kg) ary mortadelle d'escargot (7000ar/100g)Antsoy 0340944681
03/05/2024

Efa misy ny boulette d'escargot (25.000ar/kg) ary mortadelle d'escargot (7000ar/100g)
Antsoy 0340944681

Salade d'escargot pimenté🌶️🌶️🌶️Mbola misy ny chair d'escargotMp pour commander
04/03/2024

Salade d'escargot pimenté🌶️🌶️🌶️
Mbola misy ny chair d'escargot
Mp pour commander

Mbola misy chair dispo ato...Vonjivonjeo 25.000ar/kg Mp
26/02/2024

Mbola misy chair dispo ato...Vonjivonjeo
25.000ar/kg
Mp

TOUT SUR L'ESCARGOT😋Chair d'escargot bien nettoyé sur Tana😋Ny escargot anay Dia avy amin'ny elevage mihitsy donc tsy tox...
23/02/2024

TOUT SUR L'ESCARGOT

😋Chair d'escargot bien nettoyé sur Tana
😋Ny escargot anay Dia avy amin'ny elevage mihitsy donc tsy toxique ny chair anay.
😋Misy koa ny escargot Mbola velona izay milanja 80g à 120g eo
😋Efa misy koa ny bave d'escargot (ampiasaina amin'ny cosmétiques)
😋Sur commande ny caviar d'escargot raha Mila isika
Commandez dès maintenant sur 0340944681/0321593590 ou sur MP
Chair 25.000ar/kg
Escargot velona 8000ar/kg
Bave 50.000ar /litre
Ny caviar sur MP ny prix

Efa misy ny bave d'escargot 50.000ar/litre
22/02/2024

Efa misy ny bave d'escargot
50.000ar/litre

L'escargot est savouré comme nourriture gastronomique, les escargots terrestres sont riche en protéines d'excellente qua...
07/02/2024

L'escargot est savouré comme nourriture gastronomique, les escargots terrestres sont riche en protéines d'excellente qualité. C'est source intéressante de fer, de calcium, de phosphore, de cuivre et sa richesse en magnésium est exceptionnelle. Contient de l'acide gras polyinsaturés oméga 3 et très peu de cholestérol. Cet aliment ferait partie de ceux qui réduirait le risque de maladies cardio-vasculaires.
Passez votre commande
0340944681/0321593590
Ou en MP

Chair d'escargot nettoyée, à la commande et livrée chez vous (Antananarivo et aux alentours).Faites votre commande sur l...
05/02/2024

Chair d'escargot nettoyée, à la commande et livrée chez vous (Antananarivo et aux alentours).
Faites votre commande sur la page "ANKORA"
Pour vos commandes +261340944681/+261321593590 ou en MP
Livraison à vos frais.
'escargot

Address

Ivato
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Wisdom' Kaly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share