Faravavy.mg

Faravavy.mg Ventes produits et services 0320736180

05/06/2026

19h30mn

Misaotra anao manaraka tsy tapaka ny pejy ooo
Handefa ny code de recharge nareo nanao JP izahay

tsika MBA mizara cadeau hafa ndray

Faravavy.mg

05/06/2026

EFA 19h10 kay oooo

Alefa JP+opérateur dia andefasanay crédit nareo

Ndao ary

Atraminy 19h30 iany annn

Goooooooooooo

05/06/2026

Mbola tsara eee !

💥Ndao ndray e, hizara crédit tsika aveo fa Zao: hiresaka Kely ireo tombontsoa momba ny loko ao antrano indray isika aloha

🔥Hiresaka momba ny loko maivana toy ny beige, volon_davenona, jaune poussin, manga malefaka sy ny sisa

Loko maivana:
👉mamoaka hakanto miavaka sy hafanana,
👉manitatra toerana izany hoe na toerana somary kelikely aza refa loko maivana no mandravaka azy dia mivoaka ho malalaka sy ngeza iany
👉Manome fahatoniana: rerakiny asa sy n'y rotoroto andavanandro, Tonga ao antrano: maivana ery noho Ilay loko.

Raha tinareo, dia hanome rideau loko maivana ho anareo izahay, PRIX CADEAU BE KOA IO

Zay sy izay aloha fa tohizantsika Zay .

💥💥Ho any Zay Mila crédit, manaova présence ao ao ahaizanay Ilay opérateur mety

👉👉👉 ny fotoana 🫶🫶🫶

Refa aveo ary dia Aza tara

03/06/2026

EFA lera ooooooo

Manaova présence Kely ao oe ijerena anzay EFA ato

Ndao ary

Faravavy.mg

Mbola tsara eee!A 19h00 Ilay fizarana cadeau annnTaomy ny namana dia aza tara eeeRefa aveo zany
03/06/2026

Mbola tsara eee!

A 19h00 Ilay fizarana cadeau annn
Taomy ny namana dia aza tara eee

Refa aveo zany

02/06/2026

Mbola tsara eee !

EFA sasamiandry nareo Zay, na izahay koa EFA maika hitafa

👉👉👉👉Maninona moa raha ataontsika rapitso ariva ny fotoana eee?

👉👉Live cadeau io annn

Araho atrany ny pejy Faravavy.mg taomy ny namana

Tél: 032 07 361 80

01/06/2026

Mbola tsara eee

Mila crédit moa nareo anarahana an'ilay Live cadeau ooo?

Ho any Zay Mila Ary, MBA sorato ao ny fahana fampiasa nareo fa ho zarainay eto

Taomy atrany ny namana hanaraka ny pejy fa hisy fizarana fanomezana maromaro ato

Miandry anareo Ary izahay

01/06/2026

💥VOLANA VAOVAO MITONDRA FAHOMBIAZANA💥

Bonjour ooo!
👌Samy nahavita ny fête de mère t@nkafaliana daholo eee?
👌Za koa nahavita t@nkaravoana ❤️
MBA niala Kely t@ rotoroto, nanao journée niavaka Kely, fiainana mamy Kely 🎁🎁

💥Fa Zao ry reto aaa, misy tany ho any tsy afaka mba nifety mitsy noho ny antony manokana.

👉Te hanolotra Cadeau ho azy reny za, Cadeau tsotra Kely fa tsara Kely 🥰 Sady ampitiavana bé no anomezana azy.

👉Ho ataontsika live eto io fanomezana io

👉Araho tsy tapaka ny pejy fa hizara cadeau maromaro ihany zahay 🎁🎁

Mirary volana vaovao feno fahombiazana ho antsika tsirairay!





PRÉSENTATION OFFICIELLE – VENDEUSE 🌟📌 VENDEUSE EN LIGNE💼 PROFIL:Manoro sy mivarotra karazana entana maro samy hafa🎯 MISS...
31/05/2026

PRÉSENTATION OFFICIELLE – VENDEUSE 🌟
📌 VENDEUSE EN LIGNE
💼 PROFIL:
Manoro sy mivarotra karazana entana maro samy hafa
🎯 MISSIONS:
✔ Mamaly ny filàny mpividy
✔ Mandray sy mikarakara ny commande
✔ Manaramaso sy manao Zay ahatongavany commande eo ampelatanany client
💎 DOMAINES:
✨ Habituellement
🏨 Décoration intérieure
💫 Accessoires
🎁 Sy karazana entana hafa
🤝 ENGAGEMENT:
Tsotra, malaky ary azo antoka

Tél : 032 07 361 80

Fiaraha_miasa tsara sy mahatoky, mitondra fahombiazana ho any fidirambolany tsirairay

Couverture litAfaka raisinay ny commande Tel: 0320736180
29/04/2026

Couverture lit
Afaka raisinay ny commande
Tel: 0320736180

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Faravavy.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share