21/09/2022
(Mpanafatra etana avy any Chine mivantana izahay eny afaka mamatsy anao na mbola hivarotra aza;ataovy j'aime ary ny page mba hanarahanao izany)
Faly miarahaba anao!
Noforonina ity pejy ity ho fivarotana ireo fitaovana vaovao fampiasa andavanandro avy any Chine,tsy dia fahita nefa tena hanala fahasahiranana ho anao!
Afaka mamatsy ny mponina rehetra manerana ny Nosy!
_________________________
Heureux de vous accueillir !
Cette page a été créée pour vendre de nouveaux outils d'usage quotidien en provenance de Chine, peu courants mais qui vous éviteront vraiment bien des ennuis !
Nous pouvons fournir des tous les peuples dans toute l'île !