AloAlo.mg

AloAlo.mg Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from AloAlo.mg, Shopping & retail, Antananarivo.

✨ MITADY TOERANA ANAOVANA ACTIVITÉ VE? ✨🤗 Toerana malalaka, tsara toerana ary mora idirana, mety tsara amin'ny : 👉🏼 Tsen...
26/08/2026

✨ MITADY TOERANA ANAOVANA ACTIVITÉ VE? ✨

🤗 Toerana malalaka, tsara toerana ary mora idirana, mety tsara amin'ny : 👉🏼 Tsena • Dépôt • Birao • Stockage 👈🏼

📐 Dimensions : ➡️ Longueur : 15 m ➡️ Largeur : 5 m ➡️ Hauteur : 3 m

🚗🏍️🚚 AMORONDALANA BE & ACCESSIBLE ! ✅ Misy parking eo anoloana ✅ Mora idirana ✅ Mahazaka hatramin'ny camion 🚚

📍 BY-PASS – Partie RN7 📌 Akaikin'ny Jovenna Iavoloha

💯 OCCASION À SAISIR ! ⭐

🏠 Afaka mbola hatsaraina na amboarina araka izay ilainao ny trano. 🚿 Misy do**he + WC 🤝 Propriétaire azo resahana tsara

💰 CONDITIONS :
👀 Visite : 10 000 Ar
🔐 Caution : 100 % (REMBOURSABLE)
🤝 Commission : 25 %

⚠️ NB : Bara sy restaurant ihany no tsy azo atao.

📩 Raha mila plus d'informations, prix na te hanao visite : 👉🏼 MP (Message Privé) ihany.

⭐ Toerana malalaka, accessible ary mety amin'ny activité maro. 🔥 Aza tara fa occasion à saisir !

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when AloAlo.mg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share