Mafatifaty

Mafatifaty Vente gros et détails

🔥PROMOTION BEUUU HOAN'NY FETY RENY🔥🍎 BOL À FRUIT LUX + PLATEAU GRATUIT 🎁                  💰 Prix:43 000ar 7pieces avec p...
14/05/2026

🔥PROMOTION BEUUU HOAN'NY FETY RENY🔥
🍎 BOL À FRUIT LUX + PLATEAU GRATUIT 🎁
💰 Prix:43 000ar 7pieces avec plateau
✔ En verre matevina sady raitra
✔ Petite taille – mety tsara ho an’ny:
• Fruit manjabeu
• Dessert (flan, yaourt…)
• Bonbon & biscuit
• Amuse-bouche
Stock voafetra, lany haingana!
Mandefa hafatra haingana izao!
Livraison eto Antananarivo & faritra
034 75 471 18/033 46 768 35

25/03/2026

⛔TABLIER DE CUISINE IMPERMÉABLE AVEC SERVIETTE‼️‼️🏃‼️
PRIX:20 000ar 2pcs
Misy couleur maro isan-kazarany
Sady fiaro aminy maloto,n'y amandona refa manao raharaha,manasalamba,sns
Efa misy serviette azo amafana tanana sisiny roa,misy poche iany ko azonao ametraina téléphone sans
Qualité tena tsara tsy lay mora rovitra,tsy mora Simba,tsy tateraka rano mihitsy ka ho lena ny akanjonao refa mampiasa rano
Mp na 034 75 471 18/ 033 46 768 35
Manao livraison, Mandefa any aminy faritra

🔥 FATANA GAZ EN VERRE TREMPÉ NOIR MATEVINA BE NO SADY MIHAJA BE 🔥Matanjaka • Maharitra • Mora ampiasaina       👉PRIX:1 F...
04/02/2026

🔥 FATANA GAZ EN VERRE TREMPÉ NOIR MATEVINA BE NO SADY MIHAJA BE 🔥
Matanjaka • Maharitra • Mora ampiasaina
👉PRIX:1 FEUX seul : 190 000 Ar (33×43 cm)
☄️1 FEUX + Tuyau + Détendeur : 250 000 Ar
👉2 FEUX seul : 290 000 Ar (42×73 cm)
☄️2 FEUX + Tuyau + Détendeur : 350 000 Ar
👉5 FEUX seul : 450 000 Ar (71×51 cm)
☄️5 FEUX + Tuyau + Détendeur : 500 000 Ar
🛑Apparent / encastrable
🛑Allumage automatique
Endrika moderne, mora diovina
Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any amin’ny faritra

🔥 VENTILATEUR ANTI-MOUCHES/FANALANA LALITRA MANIDITSIDINA AMINY SAKAFO🏃‼️🔥            Prix :20 000arMande pile,azo alava...
23/01/2026

🔥 VENTILATEUR ANTI-MOUCHES/FANALANA LALITRA MANIDITSIDINA AMINY SAKAFO🏃‼️🔥
Prix :20 000ar
Mande pile,azo alavaina,azo afoizina
👉Tsy mila misahirana intsony enao amin'ny habetsakin'ny lalitra manantona sakafo sns
👉Ty ventilateur Kely ity no mandroaka Irène arazana bibikely misiditsidina toin'ny lalitra makeny amin'ny sakafo
👉Azonao hampetraka ambony table,anaty vitrine sns
👉Tsy misy lalitra tafpetraka eo,na bibikely reny
Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

🛑 THÉIÈRE EN VERRE VERRE EN RÉSISTANT 900ML AVEC 4 TASSES 🔥🏃         PRIX:25 000AR  5PCS👉Aza taraiky fa sao tsy mahazo a...
13/01/2026

🛑 THÉIÈRE EN VERRE VERRE EN RÉSISTANT 900ML AVEC 4 TASSES 🔥🏃
PRIX:25 000AR 5PCS
👉Aza taraiky fa sao tsy mahazo amin'ity tolotra mora sy manjabeuu ty
👉 Vaovao sous carton,matevina sady mihaja Kely ery nefa mora be
📞034 75 471 18/033 46 768 35
📦 Manao livraison mandefa any aminy faritra

🛡️ FACE SHIELD PROTECTEUR/VISEUR/FIAROVANA ANKEHITRINY 🛡️               PRIX:30 000AR 10PCSArovy ny tenanao sy ny manodi...
06/01/2026

🛡️ FACE SHIELD PROTECTEUR/VISEUR/FIAROVANA ANKEHITRINY 🛡️
PRIX:30 000AR 10PCS
Arovy ny tenanao sy ny manodidina anao amin’izao fotoanan’ny variole de singe (Mpox) izao ❗
👉 Face Shield transparent no vahaolana tsotra, mahomby ary azo ampiasaina isan’andro.
✨ Tombony lehibe : ✅ Miaro ny tarehy manontolo (maso – orona – vava)
✅ Manampy misoroka ny fifandraisana mivantana amin’ny poti-drano
✅ Mangarahara tsara, tsy manelingelina ny fahitana
✅ Maivana & mahazo aina, azo ampiasaina ela
✅ Azo sasana sy ampiasaina imbetsaka
👨‍👩‍👧‍👦 Mety ho an’ny rehetra : • Mpivarotra,Mpiasa birao, Mpitsabo & mpitsabo mpanampy, Mpandeha sy mivoaka matetika,Mpianatra,eny hoan'ny olon-drehetra
📌 Fiarovana = Fisorohana
👉 Aza miandry marary vao miaro tena
👉 Ataovy fitaovana isan’andro ny Face Shield
Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

🔥🔥 PROMOTION SPÉCIALE BEUUU 🔥🔥🧥 PORTE-VÊTEMENTS MÉTALLIQUE ULTRA SOLIDE 💪             👉 PRIX:120 000AR Démontable sous c...
03/01/2026

🔥🔥 PROMOTION SPÉCIALE BEUUU 🔥🔥
🧥 PORTE-VÊTEMENTS MÉTALLIQUE ULTRA SOLIDE 💪
👉 PRIX:120 000AR
Démontable sous carton, importé
📍Couleur:noir / blanc
📍Dimension:110 × 57 × 50cm
📍Modèle double avec roulettes/ Supporte jusqu'à 48kg
📍Sahirana amin’ny fikorontanan’ny akanjo ve ianao ?
👉 Ity no vahaolana tonga lafatra ho an’ny tranonao na ny boutique-nao ✨
✨ CARACTÉRISTIQUES PRINCIPALES
✔️ Métal ultra-résistant
✔️ Double tringle – afaka mitahiry akanjo betsaka
✔️ Étagères ho an’ny kiraro & sacs
✔️ Démontable, mitsitsy toerana,tsy mibahana
✔️ Facile à déplacer (avec roulettes)
✔️ Design moderne & élégant
🏠 Idéal pour la maison
🏪 Parfait pour boutique & magasin
📩 Commande maintenant – stock limité !
🔥 Porte-vêtements solide, pratique ary tena ilaina ! 💯
Mp na 034 75 471 18/33 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

01/01/2026
🛑VAKIO TSARA angezany :230ml fefany maery Kely/alavany 7,5cm , velarany 5,5cm🛑👉 PROMOTION VERRE MATEVINA KELY AMIN'ILAY ...
29/12/2025

🛑VAKIO TSARA angezany :230ml fefany maery Kely/alavany 7,5cm , velarany 5,5cm🛑
👉 PROMOTION VERRE MATEVINA KELY AMIN'ILAY MORA BE NEFA MAROBEUU🏃🏃
PRIX:30 000AR 24PCS
✔️Verre Matevina bé 24pcs bé zao no 30 000ar fotsiny,aiza ndray no ahita fanomezana bé takizao
✔️ Araraoty fa mandalo tsara sy mora , amin'ilay tsy mora vaky,azo ampiasana an-trano,bar,espace,resto,sns
✔️Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

👉 PROMOTION VERRE MATEVINA KELY AMIN'ILAY MORA BE NEFA MAROBEUU🏃🏃           PRIX:30 000AR 24PCSDimension:7,5cm halavany/...
28/12/2025

👉 PROMOTION VERRE MATEVINA KELY AMIN'ILAY MORA BE NEFA MAROBEUU🏃🏃
PRIX:30 000AR 24PCS
Dimension:7,5cm halavany/5,5cm velarany
✔️Verre Matevina bé 24pcs bé zao no 30 000ar fotsiny,aiza ndray no ahita fanomezana bé takizao
✔️ Araraoty fa mandalo tsara sy mora , amin'ilay tsy mora vaky,azo ampiasana an-trano,bar,espace,resto,sns
✔️Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

27/12/2025

🍖 BARBECUE ÉLECTRIQUE SMOKELESS – PORTABLE & PUISSANT (2000W) 🍖
👉 PRIX:65 000AR
Araraoty amin'izao fety bé Zao fa tena ilaintsika ty
Mande courant,tsy mandany courant akory
Ataovy mora, madio ary matsiro ny fanaovana barbecue ao an-trano! Tsy misy setroka manelingelina, tsy mila arina 🔥❌
✅ Herinaratra 2000W,mahandro haingana sy mitovy tsara
✅ Smokeless,mety tsara ho an’ny indoor (an-trano, appartement)
✅ Thermostat réglable 5 niveaux, ahitsy araka izay tianao ny hafanana
✅ Portable & pratique,mora entina sy mora ampiasaina
✅ Mety ho an’olona 3 ka hatramin’ny 10, fianakaviana na namana sns
✅ Mora diovina,tsy mora simba
🍗 Mety handrahoana : hena, akoho, poisson, saucisse, légumes, sns.
🎯 Safidy tonga lafatra ho an’ny sakafo mahasalama, haingana ary matsiro, tsy misy setroka, tsy misy olana!
Mp na 034 75 471 18/033 46 768 35
Manao livraison mandefa any aminy faritra

Address

Tana
Antananarivo

Telephone

+261334676835

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mafatifaty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share